Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i irakiraka, milahatra araka ny daty
irakiraka ( 12/05/2017 08:31)
Mahafinaritra ;)
Za lo tiako rhf feno olona [u]babon'i Jesosy[/u] ny trano :) Dia mampahery antsika rehetra (indrindra nateraka indray) handray anjara. Ny tanjona dia ny hoe ho maro amintsika ny anao am-po: ...Fa tsy ... tohiny
novalian'i Miharena ny 17/06/2017 05:16
irakiraka ( 04/05/2017 13:50)
Ny tontolo ara-panahy
Eto @ iz t iz dia efa misy tontolo anankiroa: tontolo hita maso sy tontolo tsy hita maso. Ny tontolo tsy hita maso dia ny tontolo ara-panahy. Misy karazany roa ny tontolo ara-panahy: - Tontolon'ny ma... tohiny
novalian'i Miharena ny 30/05/2017 18:39
irakiraka ( 25/04/2017 06:12)
Fiangonana salama
Takan'ny ahoana indray izany :)... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/04/2017 14:46
irakiraka ( 06/04/2017 09:30)
Raha te handroso
Inona no atao? ... tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2017 16:31
irakiraka ( 22/03/2017 13:18)
Anaram-piangonana
Rehefa mitory an'i Jesosy eny rehetra eny dia misy ireo miteny hoe izahay anie efa "anina". Tsy ny anaram-piangonana no ahazoana antoka fa handovanao ny lanitra. Fa ny finoanao an'i Jesosy Kristy irer... tohiny
novalian'i RA TAN ny 05/04/2017 09:05
irakiraka ( 14/03/2017 09:11)
Mba zarao Tenin'Andriamanitra nahakasika anao androany ee
"L’Éternel, L’Éternel, Dieu miséricordieux et compatissant, lent à la colère, riche en bonté et en fidélité, qui conserve son amour jusqu'à mille générations, qui pardonne l'iniquité, ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/03/2017 11:41
irakiraka ( 01/03/2017 09:35)
L'Enlèvement
Inona ny hiseho @izany fotoana izany. Mialohan'izany fotoana izany. Aorian'izany fotoana izany. Maro ireo namantsika tsy mahalala. Isika koa ndraindray mety varina ihany. Ndao hifampahery ao anatin'ty... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/03/2017 23:47
irakiraka ( 20/02/2017 13:58)
Aiza no tinao hiafaran'ny zanakao
Raha misy olona tiako indrindra aloha dia ny vadiko sy ny zanako. Manao ny faran'izay mba tratrako aho mba hiadana ireo @ resaka matériel, confort, fizarana fitiavana, fampianarana sns sns. Fa ny mah... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:56
irakiraka ( 15/02/2017 09:10)
mahereza ry rahalahy
Mankahery manokana ny rahalahy rehetra eto. Isaia 62:6 "Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho ry Jerosalema ô, koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; eny, ia... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/02/2017 14:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0699