Ny tontolo ara-panahy

1. irakiraka ( 04/05/2017 13:50)
Eto @ iz t iz dia efa misy tontolo anankiroa: tontolo hita maso sy tontolo tsy hita maso.
Ny tontolo tsy hita maso dia ny tontolo ara-panahy.
Misy karazany roa ny tontolo ara-panahy:
- Tontolon'ny mazava: Ny Fanahy Masina no manapaka ao
- Tontolon'ny fahamaizinana: satana no manapaka ao

mbola hitohy .... :)
novalian'i Miharena ny 30/05/2017 18:39
2. rhaj0 ( 04/05/2017 13:53)
koa raha "tsy hita maso" ve ilay tontolo ry Irakiraka dia mbola misy "mazava" sy "maizina" ihany aa... :-)
3. endriny ( 05/05/2017 03:48)
Ary ny tontolo hita maso mizara firy?
4. irakiraka ( 05/05/2017 11:52)
Mazava dia ilazana hoe madio, tsara. Satria ny Fanahy Masina no mitarika
Gal 5:22 "Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana"

Maizina eto dia ilazana hoe maloto, ratsy satria ilay rain'ny lainga, ilay tompon'ny faharatsiana no mamatotra
Gal 5:19" Fa miharihary ny asan'ny nofo dia izao: fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana, fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy"

5. endriny ( 05/05/2017 13:02)

irakiraka:

Gal 5:19" Fa miharihary ny asan'ny nofo dia izao: fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana, fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy"

Izay no mahasadikadikan-draha ilay Atra ivavahanao ry Irakiraka, nofo noforoniny ho anao ihany no itsarany sy anamelohany anao.

Aleo ataoko tsotra: "Raha nomenao antsy ny zanakao anapahany tady, dia voadidy ny tanany. Ho tezitra aminy ve ianao dia hikapoka sy hivazavaza sa hangoraka azy dia hitady vovo sy betadine hanasana ilay fery?"

Ka raha ianao aza mahatsapa izany. Dia ilay Atra io izany mba ahoana? Sadikadikan-draha
6. rhaj0 ( 05/05/2017 13:35)
Aoka retsy aaa... hay va re ry Irakiraka ka amin-dria izany, dia hoe: "mazava = madio, tsara" ary "maizina = maloto, ratsy".

Entre-pa fa rahefa miresaka amindrizareo Parisiana, dia tena kinga be mihintsy zareo manondro ny immigrants sasany ho "maizina".. Nefa izy @ io nefa tsy "mazava" akory.

Fa na "maizina" na "mazava" io re ry Irakiraka, angaha moa tsy i Andrmntra(o) daholo no tompon'antoka fara-tampony @ izany rehetra izany??? IZY no omnipotent omnisuper ary izy no namorona ny zava-drehetra na "maizina" na "mazava".

Ka tena "manipuler" fotsiny daholo izany ireo rehetra ireo eee....

Sa ianao ry Irakiraka dia "mino" fa TSY takatry ny (herin')Andrmntra, na koa TSy resiny, ny (herin'ny) Maizina??

Tandremo ngo dia ompain'i Jesosy toa an-dRBNIR @ hoe, "ry Taranaka TSY mino, ratsy Fanahy..."
7. irakiraka ( 08/05/2017 09:28)
Ianao nge aoka hazava fa raha noforonin’Andriamanitra dia noforoniny ho azy aloha voalohany indrindra. Fanahy tsara tahaka ny azy no napetraka tao anatinao. Fa taty aoriana, ianao no nisafidy ny ho ateista antikrista. Mitovy takan’izay koa ilay raika vavy kely anankiray, nisafidy hanompo sampy.
Satana koa dia noforonina ho mpanompon’Andriamanitra, fa vokatry ny anjara toerana lehibe izay nomena azy, dia nanomboka niavonavona ny fony. Nievitra ny tenany ho mahay noho ny mpamorona, nisafidy ho mpanohitra.
Tsy misy toerana ho an’izany any an-danitra ka dia nazera izy sy ny miaramilany niara nikomy taminy.
Dieu dia efa nanambara fa ho avy ny fotoana izay hanariana an’ny satana any @ ilay farihy afo (Apok 20:14) miaraka @ ireo nisafidy hijanona anaty tontolon’ny fahamaizinana . Manana ny fotoanany ny Tompo. Mandra-pahatongan’izay fotoana izay anefa dia efa nanokatra lalam-pamonjena ho ahy sy ianao Ilay Dieu tia ny fanahiko sy ny fanahinao. (Io ilay filazantsara izay tsy mety raisin’ireo izay ho very, ary eritreretiny ho fahadalana tanteraka).

Jesosy no Lalana. Tsy misy ankoatran’izay. Tsy anjaranao no mibaiko ny mpamorona hoe reseo ny herin’ny maizina dia milamina ny tany. Ny mpamorona no mandidy anao hoe Raiso Jesosy dia Izy no manafaka anao anaty fahamaizinana ka mitondra anao ao anatin’ny tontolon’ny mazava.

8. endriny ( 08/05/2017 13:18)

irakiraka:

Jesosy no Lalana. Tsy misy ankoatran’izay. Tsy anjaranao no mibaiko ny mpamorona hoe reseo ny herin’ny maizina dia milamina ny tany. Ny mpamorona no mandidy anao hoe Raiso Jesosy dia Izy no manafaka anao anaty fahamaizinana ka mitondra anao ao anatin’ny tontolon’ny mazava.

"Ny Mpamorona no mandidy hoe Raiso Jesosy" Misy mitonotena ho mpamorona indray eto. Oviana Atra, ilay mpamorona no niteny hoe: "Raiso Jesosy". Aza mandainga re rey olona a. Mba marina mafy e

Misy andalana ao amin'ny baiboly milaza hoe: "Mbola tsy nateraka akory ny olona iray dia efa fantatr'Atra ny lalana alehany".

Ka hono ho'a raha toa ka efa voasoritra ny lalana alehan'ny tsirairay, inona intsony no andaniana andro hitady ny lanitra sa ny afobe. Efa hain'Atra mialohan'ny ahaterahana hoe itsy makatsy, iry makeroa... Ka sao very maina lahy ny ezaka ataonao ry Irakiraka fa ho lasa Irakiraka tsy mahafaty baolina ianao.
9. rhaj0 ( 08/05/2017 14:15)
endriny:
raha toa ka efa voasoritra ny lalana alehan'ny tsirairay, inona intsony no andaniana andro hitady ny lanitra sa ny afobe

ka io ange hono dia arak'ilay lojikan'Irakiraka, @ ilay hoe...
irakiraka:
Fa taty aoriana, ianao no nisafidy...

Ka dia toa nasain'Andrmntra "isafidy" ianao hono izany "hitady ny lanitra sa ny afobe" eee...

Dia averiko ihany... io ho'a sahala @ Mpanjono (fangolika) eee.. hoe, io ny kankana ry trondro, fa "safidinao" ny hikepoka na tsy hikepoka. Raha mikepoka ianao, dia ny hadalanao ny nahafaty anao (any @ vilanibe, na afobe).

Fa Ingahy mpanjono (fangolika) dia "masina-masina" toa an'Andrmntra ihany ee....
10. rhaj0 ( 08/05/2017 17:48)
irakiraka:
raha noforonin’Andriamanitra dia noforoniny ho azy aloha voalohany indrindra

Mba inona akia ny "imagination"-ndria hoe, "ho azy" i Irakiraka vatana sy saina??
Ampiteneno hoe Irakiraka masochiste eee ... :-)

Fa mety marina tokoany kosa akia ny lazain-dria aaa... Hozy Genesisy hoe
Genesisy 2:15 Dia nalain'ny Tompo Andriamanitra ralehilahy, ka napetrany tao amin'ny sahan'i Edena, mba hiasa sy hiandry azy.

Tsy mampihomehy ve io?? "hiandry" sahala @ mpiambina an'Andrmntra hono izany ralehilahy. F'angaha efa nisy fahavalo rey olona tao Edena tao t@ izany aa???..

Hay tokoany moa fa ... nisy Andrmntra maromaro tokoany t@ izany... sa hoe, ny lalitra sy ny moka no hotshotsan'ny mandaginina @ Andmntra.

Fa jereo ange akia ny "antony" namoronany an-dria ry Irakiraka eee...

Genesisy 2:18 Ary hoy Iaveh Andriamanitra: Tsy tsara raha irery ny lehilahy; fa hanaovako mpanampy azy..

I Irakiraka dia noforonina ho "mpanampy ny LhL" ...
Tsipihiko tsara fa "Tenin'andrmntra. iilay MPANAMPY an... fa tsy hoe "h(if)anampy" sahala @ vhv 2017

11. YAHOAVAO ( 09/05/2017 03:51)
endriny:

"Ny Mpamorona no mandidy hoe Raiso Jesosy" ,,,

Raisina @ iny volony lava be mikiromborombo be iny dia atsipy be any @ helo. Satria naman'ny mpamorondainga; mpiaramiasa @ mpanao ratsy.
12. stahtam ( 09/05/2017 09:04)

YAHOAVAO:

[quote=endriny]
"Ny Mpamorona no mandidy hoe Raiso Jesosy" ,,,

Raisina @ iny volony lava be mikiromborombo be iny dia atsipy be any @ helo. Satria naman'ny mpamorondainga; mpiaramiasa @ mpanao ratsy.

[quote=stahtam]
Hoy izany i YAHOAVAO hoe: "Raisina @ iny volony lava be mikiromborombo be iny dia atsipy be any @ helo. Satria naman'ny mpamorondainga; mpiaramiasa @ mpanao ratsy." (izay mandray an'i Jesosy)
Dia izay olona nandray an'io Jesosy io tao aminareo t@ 1996 ka hatr@ 2009 izany mba nankaiza? Sa nataon'i episcopo antsamotady t@ ilay volony lavabe mikiramborambo iny dia natsipiny eny Ambohidrapeto? Mpiara-miasa @ Zeus hono izay manonona an'io anarana io! mdr. Mitenena ihany ho'aho fa mahafinaritra ny mahita ilay mamato-tena sahala @ ketsa
13. YAHOAVAO ( 09/05/2017 13:37)
stahtam:

Dia izay olona nandray an'io Jesosy io tao aminareo t@ 1996 ka hatr@ 2009 izany mba nankaiza?

Mankany andanitra daol izahay rehetra; hatr@ 1995 ka mandrak'izao sy izay mbl ho avy.
Fa i stahtam sy izay mitovy karazana aminy indray tsy raisina @ volony fa raisina @ iny rambony mipelipelika be iny, dia atsipy any @ helo dia dorana any @ farihy afo.
14. stahtam ( 10/05/2017 05:32)

Hay na ny niantso Jesosy koa aza izany miakatra any ihany ka tsy gaga aho raha mbola ity aho eto nefa ianareo efa ela no nilaza fa nanipy ahy tany @ helo. Rediredy fotsiny hay ilay hoe Jesosy = devoly; miakatra any an-danitra daholo koa izany ny mpiantso devoly. Dia mazava izany e! resaho foana izay abobo sy lainga mba hanalana andro ny mahita azy eto e!
15. YAHOAVAO ( 10/05/2017 12:43)

Enao koa aza jereo fa miantso jesosy dia miantso devoly koa.
Zah efa any andanitra na dia hitanareo ety antany aza.
Ianao vao nazera avy tany andanitra dia efa any @ helo na d hitanay mirenireny ety antany aza, dia izany no maha be fialonana be anao tahak'io.
16. rhaj0 ( 10/05/2017 13:16)
mampihomehy mihintsy (ny imaginatoin-n') i Yahoavao ity... hoe hitany hono i Stahtam mipelipelika mivaralila ao :-)

Fa izao vao takatrao angamba ry Stahtam, fa hoe,
- "guerre d'imagination" ity ataonareo (samy) Mpino ity..
- ary TSISY mahakasika ny andaniny daholo izany eee.. "n'engage que celui qui y croit"
17. stahtam ( 11/05/2017 05:49)

1°) "Enao koa aza jereo fa miantso jesosy dia miantso devoly koa".
Resa-jaza tahaka izany ve sisa ilay izy rehefa tsy nahomby ilay fita-bitro nanambitamby tany am-piandohana?
2°) "Zah efa any andanitra na dia hitanareo ety antany aza."
Ary i Herilanto777 koa ve efa any? Toa nandainga koa mantsy ilaiaka iny!
3°) "Ianao vao nazera avy tany andanitra dia efa any @ helo".
Olona efa any @ helo ve no mbola atsipina(re)o any @ helo ihany! Eto aho izao dia maka saina hoe "misy olona efa any an-danitra manipy olona avy ao anaty helo ho any @ helo!? an...? Sao dia efa mivika? ...Mitenena ihany na izany aza fa misy hanalàna andro e!
18. stahtam ( 11/05/2017 05:54)

[quote=rhaj0]
mampihomehy mihintsy (ny imaginatoin-n') i Yahoavao ity... hoe hitany hono i Stahtam mipelipelika mivaralila ao :-)

Fa izao vao takatrao angamba ry Stahtam, fa hoe,
- "guerre d'imagination" ity ataonareo (samy) Mpino ity..
- ary TSISY mahakasika ny andaniny daholo izany eee.. "n'engage que celui qui y croit"
[quote=stahtam]
Valable na aiza na aiza io teninao farany io.
19. endriny ( 11/05/2017 07:12)
Zava mahafanina koa ity
20. Miharena ( 30/05/2017 18:39)
Fifanakalozan-kevitry ny very saina ilay izy no fiafarany marina!

Mba asio endriny ihany namana isany ity fifanakalozana ity fa aza dia be saina toa io ah!

Ny olana eto dia samy manana izay ampaham-pahamarinany tinay hotohanana dia eo no mifandramatra fa tsy misy na iray aza mihoatra kely eo ambony aloha vao manoratra sy maneho hevitra.

Ny tontolo ara-panahy viakilasy ho roa ohatra dia mitombina sy iainana dia lasa mifampitifitra fotsiny amin'ny ambom-pony aby izao namana mandreay anjara rehetra izao!

MAHATSAPA TENA ALOHA VAO MANEHO HEVITRA EH!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227