Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nathoo
(
27/02/2017 14:21)
Hilana fanazavana.
Bnjr daol!!!
firy andro kay azafady ny faharetan'ilay traitement cura7 sy ny candistatin? Dia firy andro aorian'ny fanomboan'ny traitement no tokony ho ita ny fihatasran'ny fahasalamana?
MISAOTRA ho...
tohiny
Herilanto777
(
27/02/2017 13:06)
04 Marsa 2017 eny Ambohidrapeto, tongava daholo!
Fetin' YAHOSHUAH ...
tohiny
novalian'i Herilanto777 ny 27/02/2017 13:07
Herilanto777
(
27/02/2017 12:50)
YAHOSHUAH no tena Andriamanitra marina, ilay nahary izao tontolo izao
www.rtvyahoshuah.com...
tohiny
novalian'i stahtam ny 29/08/2017 12:32
domoina17
(
21/02/2017 12:31)
Fomba @vodiondry
Salama daholo,
Saika mba hanontany oe iza kay no tokony hampilaza ny fianakaviana rehefa hanao vodiondry? Ny ray aman-dreny sa ianao lah sy vavy voakasika @zany?
Misaotra ô....
tohiny
novalian'i RKjeanclaude ny 10/03/2017 19:20
irakiraka
(
20/02/2017 13:58)
Aiza no tinao hiafaran'ny zanakao
Raha misy olona tiako indrindra aloha dia ny vadiko sy ny zanako. Manao ny faran'izay mba tratrako aho mba hiadana ireo @ resaka matériel, confort, fizarana fitiavana, fampianarana sns sns. Fa ny mah...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:56
phiton
(
18/02/2017 13:09)
Iza nu sipa mavita manw RS @ band 2 na maro ...
Iza nu sipa mavita manw RS @ band 2 na maro ...
tohiny
endriny
(
17/02/2017 15:28)
Aleo aloha amin'ny manaraka indray e
Mazotoa daholo zareo a.
Mijery eto ihany aho fa tsy mandray anjara fotsiny...
tohiny
novalian'i endriny ny 20/03/2017 04:15
endriny
(
16/02/2017 06:15)
TENA lany tsy misy, tsy misy olona mahay intsony mihintsy eto Madagasikara
[url=http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=918759]mba vakio ange e[/url].
Tapitra tamingana ny olona mahay eto Madagasikara fa ry Rhaj0 ilaozany mitsoaka any Canada.
Mon Dieu, les "hom...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 20/04/2017 17:07
irakiraka
(
15/02/2017 09:10)
mahereza ry rahalahy
Mankahery manokana ny rahalahy rehetra eto. Isaia 62:6 "Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho ry Jerosalema ô, koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; eny, ia...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/02/2017 14:40
vonynive
(
15/02/2017 06:55)
tranonkala manandratra ny pôezia malagasy sy ny manodidina azy
Ny tranonkalo pôetawebs dia tranonkala manandratra ny pôezia sy ny manodidina azy
http://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-39.html...
tohiny
vonynive
(
15/02/2017 06:46)
IKALOYNA VONY : iza moa ?
Mangina ry foko.
Aza misento,
na mitoloko.
Fa izany ny eto :
tsiky ny omaly,
anio mitomany.
Tandrimo ny tany.
Tandrimo ny Tany.
Mihodina hatrany,
mieva eny an-kintana.
Ka inona ianao
singa sa vondro...
tohiny
endriny
(
15/02/2017 06:11)
Izaho dia olona noforonin'Atra, tsy mino izany fivoarana (evaolisiao) n-doza nareo izany
Mahafinaritra be ilay finoana?
Apetraka izany fa tsy misy izany fivoarana ara-tsiansa izany:
Dia mino izany isika fa ny olona rehetra izany dia taranak'i Adama sy Eva daholo, ary nataony nitovy end...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2017 06:12
rhaj0
(
13/02/2017 18:06)
Inona ny dikan'ny hoe
Mipetraka io fanontaniana io, satria mantsy hozy mantsy i RBNIR teo hoe ...
[quote=RBNIR]Te hovonjena v ianao? : Mino an'i Jesosy dia hesorina tsy ho ao anatinao intsony ilay ota izay mitondra fahafat...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:19
rvnirina8
(
13/02/2017 14:42)
secte
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany?
Marihina fa ny sectes ao amin'ny Bai...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/02/2017 15:16
rvnirina8
(
13/02/2017 14:41)
secte
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany?
Marihina fa ny sectes ao amin'ny Bai...
tohiny
rhaj0
(
13/02/2017 13:15)
ny Alahady
@ teny frantsay moa io no hoe "jour du seigneur", nefa indray, @ kolotora paopiolera frantsay, dia misy fiteny hoe "du dimanche". ohatra
- bricoleur, peintre, conducteur du dimanche.. izany hoe olona ...
tohiny
novalian'i endriny ny 15/02/2017 06:19
stahtam
(
13/02/2017 09:21)
"Aza mitsara mba tsy hotsaraina!"
Manohy fandinihana dia toa mahita zavatra tsy mampandry saina: Inona no tena hevitr'io Matio 7/1 io? Raha izaho aloha dia lasa lavitra be ny saiko hoe nilaza izany ve ny Mesia? na hoe izany ve no tena...
tohiny
novalian'i stahtam ny 22/03/2017 05:57
endriny
(
10/02/2017 07:19)
Ny fitokiana amin'Atra dia PMU
Asa isika na mahatsapa na tsia fa ny fanankinan-doha ny valin'asa na ny faniriana amin'Atra dia sahala amin'ny fanantenan'ny olona mpanao PMU. Asento ny ventsoventsom-po amin'Atra dia arotsaka ny raki...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/02/2017 15:17
rhaj0
(
08/02/2017 13:19)
You Have Been Trumped - Voan'i Trump Ianao
Tena natambatro tato ny fiantraikan'ny Trumpisme mandaginina (ahy).
http://rahampitso.blogspot.ca/2017/01/youve-been-trumped.html
Ka tena aiza nama koa, isan'andro mihiratra izao ve dia misy mampand...
tohiny
Torohy
(
04/02/2017 02:40)
Angatra ve sa inona
Salama daholo tompoko,
Tsaiko na efa nisy resaka otranzao tato na tsia fa MBA mila toro-hevitra azafady tompoko,,
Niaraka t@sipa zay aho dia isakiny manao firaisana aranofo dia mapiasa fimailo foana a...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/02/2017 11:31