Liste des messages

Liste des messages, inserés par Tsikaiky, par ordre de date
Tsikaiky ( 09/04/2017 20:22)
Mba fantatrao ve ny zavatra tsy rarahian 'ny fitondrana nefa dia tena mampitsatoka ny FANDROSOANA?
Efa zary sakafon 'ny olona isan 'andro ny "AMBOTAIAZY" Saika ny lalana rehetra dia misy azy avokoa; BESARETY - AMBOHIJATOVO - ANALAKELY - ANKORONDRANO - AMBOHIBAO - ANOSIZATO - AMPASIKA - AMPASAPITO... suite
répondu par tspoaeta le 22/06/2017 05:23
Tsikaiky ( 09/04/2017 19:12)
salama daholo o! Tohizana ihany aloha fa mba afaka manoratra
Mbola sahirana amin 'ny raharaha CLAUDINE daholo indray aloha ny tompon 'andraikim_panjakana rehetra ka dia miomana indray aloha isika madinika fa dia tsy hisy mpijery. ... suite
Tsikaiky ( 08/04/2017 14:04)
Sosialim bahoaka
Miarahaba antsika rehetra ny tenako. AM PANAJANA! 600ar ny kapoakan vary; ny solika tsy mitsaha mihakatra; ny kilao iray @ hena kisoa sy omby efa hitovy ny ambotaiazy mamely; ny delestazy sy ny filats... suite
Tsikaiky ( 08/04/2017 14:00)
Sosialim bahoaka
Miarahaba antsika rehetra ny tenako. AM PANAJANA! 600ar ny kapoakan vary; ny solika tsy mitsaha mihakatra; ny kilao iray @ hena kisoa sy omby efa hitovy ny ambotaiazy mamely; ny delestazy sy ny filats... suite
répondu par Tovorandria le 20/04/2017 17:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065