Sary tany Madagasikara

1. Besisika_Photography ( 07/04/2017 07:11)
Mpifindra monina eto Canada aho ary nandalo vacances kely tany Madagasikara.
Ho an'ireo liana, indro misy sary vitsivitsy nalaiko tamin'ny fandalovako.
Hampiako sarim-biby (tanalahy, lemurs ary fanihy ireo rahampitso rehefa afa-bizana kely.
Maniry indrindra commentaires ho an'izay mazoto.

Adiresy: https://www.flickr.com/photos/besisika/
Ohatra:
novalian'i endriny ny 08/04/2017 13:28
2. henitsoamama ( 08/04/2017 08:49)
Alefaso ny sary manaraka
3. hery ( 08/04/2017 08:49)
Misaotra fa mahaliana tokoa.
4. Besisika_Photography ( 08/04/2017 09:20)

hery:

Misaotra fa mahaliana tokoa.

Tsy misy fisaorana. Jereo ilay lien Flickr fa mbola hanampy aho anio. Izao manko vao manadio ny sisa satria somary mbola reraka tamin'ny dia fiverenana.

https://www.flickr.com/photos/besisika/
5. endriny ( 08/04/2017 13:28)
Mankatelina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3039