Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Davjo ( 11/05/2017 06:09)
IZA ILAY MAZAVA?
[quote=endriny] Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara [i]1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny ... suite
répondu par rhaj0 le 08/06/2017 16:13
endriny ( 08/05/2017 13:47)
Ny Dady
Ny Dady na Razana dia iray ihany. Tany aloha dia samy nitondra ny Razany tamin'izay toerana nalehany ny Foko tsirairay teto Madagasikara. Nofonosina Tsihy sy Arindrano ny taolam-balon'ny Razana ary n... suite
répondu par endriny le 18/05/2017 15:50
endriny ( 05/05/2017 15:53)
Andao aza ho alalinintsika hatramin'ny voalohany mihintsy ny baiboly dia hohitantsika ny marina...sa ny diso
Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara [i]1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin'Andriaman... suite
répondu par Miharena le 29/05/2017 04:43
rhaj0 ( 04/05/2017 18:51)
DISO ny (mpandika) Baiboly (4)
Tohizako kely indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295](1) tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a751... suite
répondu par rhaj0 le 13/06/2017 11:14
irakiraka ( 04/05/2017 13:50)
Ny tontolo ara-panahy
Eto @ iz t iz dia efa misy tontolo anankiroa: tontolo hita maso sy tontolo tsy hita maso. Ny tontolo tsy hita maso dia ny tontolo ara-panahy. Misy karazany roa ny tontolo ara-panahy: - Tontolon'ny ma... suite
répondu par Miharena le 30/05/2017 18:39
Tovorandria ( 02/05/2017 18:34)
Misaotra ny mpitondra @ fampijaliany ny gasy
Misaotra: _@ fanaparam pahefana, vola firy miliara no naodikodin i claudine nef izy mirenireny eran ny tanàna ts azo tsaraina?? Anareo ny fahefana hatreto fa ts ho zakanareo ny alahelon ny gasy _ohat... suite
répondu par saho le 12/05/2017 11:50
endriny ( 02/05/2017 14:43)
Atra ve mba mitaindrina ny didy 10?
Hoy Atra: "Aza mitsiriritra fananan'olona", kanefa izy Atra ary nitsiriritra ny fofom-badin'i Josefa Hoy Atra: "Aza mangala-badin'olona". Kanefa tsy vitan'ny hoe notsiriritiny fotsiny ny fofom-badin'... suite
répondu par endriny le 08/05/2017 15:07
stahtam ( 02/05/2017 11:18)
Manondrana indray ny "tsy mpanota"
Mahafinaritra ity forum ity fa tena ahitana zavatra! Izay vao azoko ilay tenin’ny manam-pahaizana hoe: “Raha te-hahay mandainga dia manàna fitadidiana goavana”. Ho an-dRA TAN sy MINDAOZY ary ny... suite
répondu par rhaj0 le 12/05/2017 12:33
stahtam ( 02/05/2017 11:17)
Manondrana indray ny "tsy mpanota"
Mahafinaritra ity forum ity fa tena ahitana zavatra! Izay vao azoko ilay tenin’ny manam-pahaizana hoe: “Raha te-hahay mandainga dia manàna fitadidiana goavana”. Ho an-dRA TAN sy MINDAOZY ary ny... suite
rhaj0 ( 01/05/2017 14:52)
ho an'i Irakiraka
Ireto akia natambatro kely ny hafatra ho an-dry fa sao sempotry ny resaka eto ireto izy... :-) [quote= ho an'i Irakiraka]mialahoala i Irakiraka satria TSY fantany akory ny (tena) dikan'ity "fanahy" a... suite
répondu par rhaj0 le 16/05/2017 12:57
endriny ( 01/05/2017 13:27)
Inona no atao hoe joro?
Ny fahalalan'ny olona ny hoe Joro dia ilay fanaovana sorona omby ho an'ny Razana sy ny Zanahary. Saingy ny Joro dia ny fijoroan'ny olo-maventy miaraka amin'ny tompon-draharaha, izany hoe hita mihantr... suite
répondu par endriny le 02/05/2017 14:26
endriny ( 01/05/2017 13:15)
Ahoana no mba fampiharan'ny Kristianina ny didy nomen'i Jesosy ao amin'ny Marka9.42
I Jesosy dia nilaza hoe: "na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ran... suite
répondu par endriny le 18/05/2017 15:55
andriatiana2 ( 01/05/2017 12:40)
dinika momban'ny finoana amzao andro farany izao
marobe ankehitriny ireo antoko fivavahana ankehitriny izay mifaninana mitaona olona misy ny antsatsan amin'ireny dia mpisoloky olona mpaminany sandoka nefa kou aza manala devoly.fa ny tena manorisory ... suite
répondu par rhaj0 le 15/05/2017 18:17
rhaj0 ( 28/04/2017 01:46)
Ny Fanahy - Spirit - Esprit
Ilay lazain'ny Kristiana hoe "fanahy" dia nadikan'i Andrianaivoravelona avy t@ teny anglizy (na frantsay) hoe "spririt" (na "esprit"). Raha te-hahazo ny tena dikan'ny hoe [u]"fanahy" @ Kristiana[/u]... suite
répondu par rhaj0 le 03/05/2017 10:59
rhaj0 ( 25/04/2017 16:39)
Iray ihany ve ny Andrmntra ivavahana eto ee..
Nakisako eto ity lohahevitra ity, fa tena mba liana aho ny hahalala ny valiny... raha sitrakareo. Ka henjana be ny fifanakalozana eto matetika, ka dia mampanontani-tena hoe, tena IRAY ihany ve izao A... suite
répondu par endriny le 04/05/2017 13:13
endriny ( 25/04/2017 14:45)
Tsetsatsetsa: Politika sy ny Finona Kristianina eto madagaasikara ankehitrio
Hoy ny governemanta hoe: "MIsy ambadika politika, fampiadiana ny fiangoanana amin'ny mpitondra, ireo fanolanana masera tany Antsirabe sy ny famonoana mopera sy frera tany Antsohihy" Ho ahy indray ane... suite
endriny ( 25/04/2017 13:34)
Ny fivavahan-drazana mitaha amin'ny fivavahana kristianina
Maha lasa saina ihany ny rija fototra eo amin'ny fivavahan-drazana sy ny fivavahana kristianina. Tsy mitombona ve ny fivavahan-drazana ka mahatonga ny olona voatarika amin'ny fivavahana kristianina? S... suite
répondu par endriny le 04/05/2017 13:23
dasy ( 25/04/2017 13:28)
valiha
mitady methode d'etude du valiha aho misaotra... suite
répondu par dasy le 19/09/2020 09:31
RBNIR ( 25/04/2017 09:47)
ILAY VALA TOKANA
Lasa maro dia maro ireo vala miforona ankehitriny, Hoy anefa Jesosy hoe: « Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho ton... suite
répondu par RBNIR le 16/05/2017 17:17
irakiraka ( 25/04/2017 06:12)
Fiangonana salama
Takan'ny ahoana indray izany :)... suite
répondu par rhaj0 le 27/04/2017 14:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.302