Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Anaelle12
(
15/06/2017 15:08)
Mitady avocat na notaire eto france
Bjr mitady notaire na avocat afaka manao papier acquisition fond de commerce eto france sur Paris si possible merci...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 16/09/2017 15:25
tojoaina
(
09/06/2017 04:26)
someone like you
Mba mangataka parole "some1 like you "Adele na version francais...
tohiny
novalian'i Andry Njila ny 25/07/2017 23:59
rhaj0
(
08/06/2017 16:00)
i Miharena sy ny profeta Tsaratsara
Tena nanaovako ezaka manokana mihitnsy, fa dia aleo aloha aravina eto mihintsy ireto resaka ireto ngo dia very...
[quote=rhaj0]Toatoa ny ahoana izao Andrmntra "mivaingana sy tsapa" hitanao ao izao???...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2017 11:24
Natshy
(
03/06/2017 12:00)
aidé moi svp
hono wa ry zareo aiza eto Antananarivo no misy #Cour_du_soir (cour preparation BACCio ah)
misaotra anizay mamaly :-*...
tohiny
novalian'i tspoaeta ny 22/06/2017 05:03
fannytina
(
02/06/2017 07:51)
fananganana zaza
manao ahona daolo e!
Sao dia mba misy afaka manoro centre afaka angalana zaza ho adopter-na? afaka mba mifidy tsara izay zaza tiana ho atsangana sy mba afaka mijery mivantana azy koa, ny an'ny minist...
tohiny
novalian'i fannytina ny 03/08/2017 08:53
endriny
(
01/06/2017 13:11)
Genesisy (Jenezy) toko-2
Tapany voalohany araka ny rohy [url=https://etory.net/smartbaiboly/online]Baiboly Malagasy en Ligne[/url]
[i]1 Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy.
2 Ary tamin’ ny andro fahaf...
tohiny
novalian'i MIharena ny 24/06/2017 04:59
Rainisalama
(
01/06/2017 10:01)
Zoro firarazana
[b]Zoro Firarazana[/b]
Miarahaba,
Azo atao any amin'ny takelaka finoana koa ity lohahevitra ity, nefa amin'ny maha-kolontsaina azy dia eto no napetrako.
Ka resaka Zoro Firarazana azo enti-mandeha no...
tohiny
novalian'i Calinbrandon ny 10/07/2017 06:48
Rainisalama
(
01/06/2017 09:27)
Misy namana nilaza fa
Misy namana nilaza fa "mampiraraka ranomainty" (faire couler beaucoup d'encre) ,ny tononkalon'i Tsimiandra Vola (compte face book). Ka ny raonmaintin'ny Afrikana no tena miraraka fa ny an'ny gasy tsy ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/06/2017 12:51
zafimakavano66
(
31/05/2017 18:03)
Misy ny resaka mandaolo fa ny antemoro dia taranak...
Misy ny resaka mandaolo fa ny antemoro dia taranaka komorianina, diso avy hatrany. Raha ny tantara dia taranaka Arabo avy any Arabia izy ireo, izay tonga teto noho ny tsy famokarana tany amin'ny izay ...
tohiny
rhaj0
(
31/05/2017 12:34)
Ireo Fampanantenana nataon'Atra ho an'ny Mpino Azy
Toa be dia be, hono, ny "fampanantenana" narangaranga ao @ Baiboly ao. Jereo ato ny lisitra
https://www.gotquestions.org/promises-of-God.html
Fa dia azo alamina dia asesy izany izy ireo.
[quote=Gene...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/06/2017 11:06
rasoloniainamirajo
(
28/05/2017 19:52)
Ny tanjon'A/tra @ zanak'olombelona
Mino ve enw f A/tra de manan tanjona tsar n @ oavinao de ny andovanw n paradisa?...
tohiny
novalian'i stahtam ny 14/06/2017 06:40
Lesakely
(
27/05/2017 17:16)
Salama daholo tompoko..
Lehilahy 27 zaho no manora...
Salama daholo tompoko..
Lehilahy 27 zaho no manoratra!!! Manana olontiana aho ary tsy avelan'ny ray amandreniko miaraka izahay satria dia irony olona mainty ireny no renin'io sakaizako io ary ngita vo...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 16/09/2017 15:48
ajnal
(
25/05/2017 10:17)
tononkalon'i Jasmine,Samuel Ratany,Iharilanto Patrick
arabaina daolo isika reetra indrindra fa isika reny ô!!!
sao mb mis afak mandef n tononkalon'ireo mpanoratra ireo ao @ tononkalo malagasy f mb ef nitad az tao aho fa ts nahit toy n an'i Jasmine "ilay...
tohiny
novalian'i hery ny 23/03/2019 07:41
rhaj0
(
23/05/2017 16:46)
Fampianarana mivavaka
Toa izao izany no nanjo ireo "tompo-tany" taty Kanada, rahefa "nampianarina ivavaka" zareo.
http://www.myrobust.com/websites/trcinstitution/File/Reports/Survivors_Speak_English_Web.pdf
[i]The partner...
tohiny
novalian'i Miharena ny 17/06/2017 05:01
rabaradaka
(
23/05/2017 10:45)
mahazo fahafinaretana be amin'ny vehivavy antitra
Tanteraka ihany ny nofinofiko ry zalahy fa nahazo vehivavy cougard aho, efa lehibe mihitsy, 60 taona mahery be, fa tsara ny manao aminy e, tena manana expérience sady madio tsara. Izaho indray no tsy...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 16/09/2017 15:11
rabaradaka
(
23/05/2017 10:34)
Hay ve sekoly fôpla ity ENAM ity e
Ny tena moa tambanivohi-dahy tsy mahay sy tsy mahita izay fahitan'ny olona nefa na izany aza mba misy mitsipalotra hain'ny tena ihany.
Ny sekoly ambony ENAM dia mahagaga mihitsy fa aiza ve ka ny Tale ...
tohiny
novalian'i Monjalaza ny 07/03/2018 19:09
nambinina11
(
22/05/2017 16:48)
mpihira
Salama daholo isika mpikambana rehetra, saika mba hanotany za raha mba misy mahay we, in kay ny titre le hira natao mot à mot t@ zany le we "andakozy i, andakozy eh eh!"génération 90's izy io ra ts...
tohiny
novalian'i vegas ny 09/08/2018 23:02
endriny
(
20/05/2017 13:28)
Hevitra ho an'ny Namana Rhaj0
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=IkHp4uSPa5o[/youtube]
Asa raha mety aminao io fomba fandevenana io....
tohiny
novalian'i Miharena ny 10/06/2017 05:30
MINDAOZY
(
19/05/2017 04:57)
Tafaverina eto amboniny tany indray ilay ANARANA TSARA INDRINDRA SADY AMBONY NOHON'NY ANARANA REHETRA, raha tsy hita nandritry ny 2000 taona lasa izay
Na ny olom-belona aza mba miteny hoe "ny marina tsy mba maty".
Fa na dia nezahan'ny dvoly sy ny mpiray tsikombakomba ratsy aminy novonoina s'y nopotehana aza ny anaran'ilay Zanak'A/tra "YAHOSHUAH", 2...
tohiny
novalian'i tspoaeta ny 25/10/2017 08:58
endriny
(
17/05/2017 17:11)
Rehefa toa ny ahoana no mibitsika ao aminao Atra
Andeha hatory ao io. Ka sao mba misy manana hevitra amin'ny zavatra tokony atao, mba ahazoako izany bitsika sy tsindrimandry avy amin'Atra izany amin'ity alina mangatsiaka ity.
Ohatran'ny mba mampafa...
tohiny
novalian'i Miharena ny 03/06/2017 11:12
