Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Mariko ( 19/04/2017 08:35)
Mijery film x ny olon-tiako sady excité-ny ny vatany nefa za miara-matory aminy eo
Hono ho'aho ry reto mba ilako ny hevitrareo. Ny olon-tiako dia mijery film x amin'ny ordi sady excité-ny ny mahalehilahiny nefa za miara-matory aminy eo. Midika ve zany fa leo ahy izy? Tezitra be za ... suite
répondu par mamymnr le 11/11/2017 05:11
rhaj0 ( 18/04/2017 13:36)
Inona ny pub hitanareo etsy @ ankavanana io
TEna mba liana aho hoe, inona no hitanareo tsi11 aby any, @ ilay pub etsy @ ankavanana @ takelaky ny serasera eto io. Ny hitako izao dia hoe "Muslim and Single?"; toa izao: [img]https://tpc.googles... suite
répondu par rhaj0 le 21/04/2017 17:38
rhaj0 ( 18/04/2017 13:12)
fitsapa-kevitr'olona
Araka ny fangatahan'i RBNIR, dia niezaka aho izany ny androso eto sondazy, na fitsapa-kevitr'olona. 1. Nihatsara ve ny fiainanao manokana izay 5 taona lasa izay? (safidy tokana) 1a. Eny 1b. Tsia 1d.... suite
répondu par rhaj0 le 27/04/2017 15:19
Tsom ( 18/04/2017 12:58)
Manao ahoan daol isik! saik mb anutan za oe ren ka...
Manao ahoan daol isik! saik mb anutan za oe ren kapoty le soratr "fimailo " ety ivelan ren ve mis spermicide? misaotr indrindr tompok ... suite
répondu par hery le 19/04/2017 09:05
RA TAN ( 13/04/2017 14:20)
MAHAFATY NY DIDY FOLO
Rafitra efa nilaozan'Andriamanitra ny didy folo dia mahafaty; mamelona ota: - 2KOR,3:7 Fa raha ny [color=blue]fanompoana nitondra fahafatesana[/color] aza, dia [color=blue]ilay voasoratra teo amin'ny ... suite
répondu par RA TAN le 26/07/2017 12:14
rhaj0 ( 13/04/2017 13:22)
Tonga indray ity ny Paka (2)
Tohin'ny resaka tato http://forum.serasera.org/forum/message/m58b9a961e1b43 Dia asa k'lou ity raha "fake news", fa kay manambady aman-janaka hono i Jesosy eee... Jereo ato: http://afrikhepri.org/des-... suite
répondu par rhaj0 le 18/04/2017 01:18
rhaj0 ( 13/04/2017 11:36)
Kilaodinina
Ka i Pinochet koa t@ fotoan'androny, dia mody sahala @ akoho voakapoka, dia mody hoe marary.. Dia nony tafavoaka, dia ... nihomehezany fotsiny ny ranomason'olona. Ary mbola nampiany hoe, sitrak'Andria... suite
répondu par tovorandria le 25/11/2017 13:00
rhaj0 ( 11/04/2017 10:58)
Ny Biby ve nofo sy fanahy koa
Hoy mantsy RBNIR sy Jeremia... [quote=RBNIR]« Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? » (Jeremia 32:27) Ianao ngah tsy nofo????[/quote] ... suite
répondu par rhaj0 le 26/04/2017 12:15
rhaj0 ( 10/04/2017 14:20)
Tantaran'ny Finoana Fivavahana
[img]https://scontent.fymy1-2.fna.fbcdn.net/v/t1.0-0/s480x480/1451388_716598495187323_4671502632036698146_n.jpg?oh=ac4a80e752014ef57a0e3cc31deb82bf&oe=595A4B9B[/img]... suite
répondu par endriny le 21/04/2017 16:45
Tsikaiky ( 09/04/2017 20:22)
Mba fantatrao ve ny zavatra tsy rarahian 'ny fitondrana nefa dia tena mampitsatoka ny FANDROSOANA?
Efa zary sakafon 'ny olona isan 'andro ny "AMBOTAIAZY" Saika ny lalana rehetra dia misy azy avokoa; BESARETY - AMBOHIJATOVO - ANALAKELY - ANKORONDRANO - AMBOHIBAO - ANOSIZATO - AMPASIKA - AMPASAPITO... suite
répondu par tspoaeta le 22/06/2017 05:23
Tsikaiky ( 09/04/2017 19:12)
salama daholo o! Tohizana ihany aloha fa mba afaka manoratra
Mbola sahirana amin 'ny raharaha CLAUDINE daholo indray aloha ny tompon 'andraikim_panjakana rehetra ka dia miomana indray aloha isika madinika fa dia tsy hisy mpijery. ... suite
Tsikaiky ( 08/04/2017 14:04)
Sosialim bahoaka
Miarahaba antsika rehetra ny tenako. AM PANAJANA! 600ar ny kapoakan vary; ny solika tsy mitsaha mihakatra; ny kilao iray @ hena kisoa sy omby efa hitovy ny ambotaiazy mamely; ny delestazy sy ny filats... suite
Tsikaiky ( 08/04/2017 14:00)
Sosialim bahoaka
Miarahaba antsika rehetra ny tenako. AM PANAJANA! 600ar ny kapoakan vary; ny solika tsy mitsaha mihakatra; ny kilao iray @ hena kisoa sy omby efa hitovy ny ambotaiazy mamely; ny delestazy sy ny filats... suite
répondu par Tovorandria le 20/04/2017 17:12
henitsoamama ( 07/04/2017 16:11)
Oroka voalohany
Ianarana ve ny oroka voalohany... suite
répondu par lemanga le 04/09/2017 10:14
RA TAN ( 07/04/2017 13:13)
NATOKANA HOAN'NY ISRAELIANA IRERY NY DIDY FOLO (LALÀN'I MOSHÈ), FA TSY NATAO HOAN'NY HAFA FIRENENA.
"SALAMO,147:19 Milaza ny teniny amin'i Jakôba Izy, ary [color=blue]ny didiny sy ny fitsipiny amin'Israely. 20 Tsy mba nanao toy izany tamin'izay firenena hafa Izy[/color], ary ny fitsipiny tsy mba fa... suite
répondu par stahtam le 31/07/2017 07:17
Besisika_Photography ( 07/04/2017 07:11)
Sary tany Madagasikara
Mpifindra monina eto Canada aho ary nandalo vacances kely tany Madagasikara. Ho an'ireo liana, indro misy sary vitsivitsy nalaiko tamin'ny fandalovako. Hampiako sarim-biby (tanalahy, lemurs ary fanihy... suite
répondu par endriny le 08/04/2017 13:28
endriny ( 06/04/2017 15:52)
Andao ataontsika hoe noravan'i Jesosy ny didy 10, fa ny fitiavana no lehibe indrindra amin'ireo
1) na 1 sy 2) (arakaraky ny fiangonana) Tiavo ny Sampinao, Tiavo ny manao sary amin'ny rindrindra ry Atr'Israely, Tiavo ny miankohoka amin'i Samuel Edward, sy Razanakolona ary ny ambaratonga ambony re... suite
répondu par endriny le 30/04/2017 04:13
irakiraka ( 06/04/2017 09:30)
Raha te handroso
Inona no atao? ... suite
répondu par endriny le 21/04/2017 16:31
perse108 ( 05/04/2017 15:11)
outlast game
aiz lty ry zalah ny lalana rehefa tonga ao @ le zaridaina maizina be iny le rehefa maty le razoky mitondra hety be iny ampio zay ra toa ka mba mpilalao jeu ku ty forum informatika ty fa tsy resaka ser... suite
répondu par perse108 le 09/04/2017 08:23
RUZ9 ( 05/04/2017 10:33)
NY MAGY DISO LALANA
[url=http://]cyrius.unblog.fr/url] Aiza moa no teraka ny fanarahan-dalàna ? Fa nanofy ho nahita ny kintany izahay Azafady ry " mpitondra fanjakana Aiza ilay toerana ? Mba lazao anay Aiza moa izao il... suite
répondu par tspoaeta le 29/06/2017 07:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.2892