Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Tijhanny ( 19/06/2017 13:31)
Inona no tanjony
za vevav 22taon ar miark @ol 27taon,izi mo d ef mati dad ar mananjandri 2lah f le rai ef manambad.d izi nmamelon le mamani si le zndrin 1,ef o3taon zao zai niarak f toi zw nfiainan niainak tanatin'zan... suite
répondu par sahia le 27/07/2017 09:25
tokinavalona.rabenandrasana ( 16/06/2017 20:25)
ny kalanoro
ny kalanoro dia isan'ireo entité miara miaina aminy olombelona ety amboniny tany, tahaka ny zaza vavy ala, ny zaza vavy rano, ny zaza lahy rano, dia manana ny asany ihany koa izy, dia ny fanelanelana... suite
RBNIR ( 16/06/2017 11:34)
FANTATRAO V IZAO TENY IZAO (SY NY TENA HEVINY MARINA)?
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14) ... suite
répondu par RBNIR le 28/06/2017 05:14
anaelle12 ( 16/06/2017 07:40)
Cherche avocat ou notaire
Bjr je cherche un notaire ou un avocat qui pourrait s occuper des papiers d acquisition de fond de commerce en France.merci ... suite
Anaelle12 ( 15/06/2017 15:08)
Mitady avocat na notaire eto france
Bjr mitady notaire na avocat afaka manao papier acquisition fond de commerce eto france sur Paris si possible merci... suite
répondu par mirananirina le 16/09/2017 15:25
tojoaina ( 09/06/2017 04:26)
someone like you
Mba mangataka parole "some1 like you "Adele na version francais... suite
rhaj0 ( 08/06/2017 16:00)
i Miharena sy ny profeta Tsaratsara
Tena nanaovako ezaka manokana mihitnsy, fa dia aleo aloha aravina eto mihintsy ireto resaka ireto ngo dia very... [quote=rhaj0]Toatoa ny ahoana izao Andrmntra "mivaingana sy tsapa" hitanao ao izao???... suite
répondu par rhaj0 le 11/07/2017 11:24
Natshy ( 03/06/2017 12:00)
aidé moi svp
hono wa ry zareo aiza eto Antananarivo no misy #Cour_du_soir (cour preparation BACCio ah) misaotra anizay mamaly :-*... suite
répondu par tspoaeta le 22/06/2017 05:03
fannytina ( 02/06/2017 07:51)
fananganana zaza
manao ahona daolo e! Sao dia mba misy afaka manoro centre afaka angalana zaza ho adopter-na? afaka mba mifidy tsara izay zaza tiana ho atsangana sy mba afaka mijery mivantana azy koa, ny an'ny minist... suite
répondu par fannytina le 03/08/2017 08:53
endriny ( 01/06/2017 13:11)
Genesisy (Jenezy) toko-2
Tapany voalohany araka ny rohy [url=https://etory.net/smartbaiboly/online]Baiboly Malagasy en Ligne[/url] [i]1 Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy. 2 Ary tamin’ ny andro fahaf... suite
répondu par MIharena le 24/06/2017 04:59
Rainisalama ( 01/06/2017 10:01)
Zoro firarazana
[b]Zoro Firarazana[/b] Miarahaba, Azo atao any amin'ny takelaka finoana koa ity lohahevitra ity, nefa amin'ny maha-kolontsaina azy dia eto no napetrako. Ka resaka Zoro Firarazana azo enti-mandeha no... suite
répondu par Calinbrandon le 10/07/2017 06:48
Rainisalama ( 01/06/2017 09:27)
Misy namana nilaza fa
Misy namana nilaza fa "mampiraraka ranomainty" (faire couler beaucoup d'encre) ,ny tononkalon'i Tsimiandra Vola (compte face book). Ka ny raonmaintin'ny Afrikana no tena miraraka fa ny an'ny gasy tsy ... suite
répondu par rhaj0 le 02/06/2017 12:51
zafimakavano66 ( 31/05/2017 18:03)
Misy ny resaka mandaolo fa ny antemoro dia taranak...
Misy ny resaka mandaolo fa ny antemoro dia taranaka komorianina, diso avy hatrany. Raha ny tantara dia taranaka Arabo avy any Arabia izy ireo, izay tonga teto noho ny tsy famokarana tany amin'ny izay ... suite
rhaj0 ( 31/05/2017 12:34)
Ireo Fampanantenana nataon'Atra ho an'ny Mpino Azy
Toa be dia be, hono, ny "fampanantenana" narangaranga ao @ Baiboly ao. Jereo ato ny lisitra https://www.gotquestions.org/promises-of-God.html Fa dia azo alamina dia asesy izany izy ireo. [quote=Gene... suite
répondu par Miharena le 14/06/2017 11:06
rasoloniainamirajo ( 28/05/2017 19:52)
Ny tanjon'A/tra @ zanak'olombelona
Mino ve enw f A/tra de manan tanjona tsar n @ oavinao de ny andovanw n paradisa?... suite
répondu par stahtam le 14/06/2017 06:40
Lesakely ( 27/05/2017 17:16)
Salama daholo tompoko.. Lehilahy 27 zaho no manora...
Salama daholo tompoko.. Lehilahy 27 zaho no manoratra!!! Manana olontiana aho ary tsy avelan'ny ray amandreniko miaraka izahay satria dia irony olona mainty ireny no renin'io sakaizako io ary ngita vo... suite
répondu par mirananirina le 16/09/2017 15:48
ajnal ( 25/05/2017 10:17)
tononkalon'i Jasmine,Samuel Ratany,Iharilanto Patrick
arabaina daolo isika reetra indrindra fa isika reny ô!!! sao mb mis afak mandef n tononkalon'ireo mpanoratra ireo ao @ tononkalo malagasy f mb ef nitad az tao aho fa ts nahit toy n an'i Jasmine "ilay... suite
répondu par hery le 23/03/2019 07:41
rhaj0 ( 23/05/2017 16:46)
Fampianarana mivavaka
Toa izao izany no nanjo ireo "tompo-tany" taty Kanada, rahefa "nampianarina ivavaka" zareo. http://www.myrobust.com/websites/trcinstitution/File/Reports/Survivors_Speak_English_Web.pdf [i]The partner... suite
répondu par Miharena le 17/06/2017 05:01
rabaradaka ( 23/05/2017 10:45)
mahazo fahafinaretana be amin'ny vehivavy antitra
Tanteraka ihany ny nofinofiko ry zalahy fa nahazo vehivavy cougard aho, efa lehibe mihitsy, 60 taona mahery be, fa tsara ny manao aminy e, tena manana expérience sady madio tsara. Izaho indray no tsy... suite
répondu par mirananirina le 16/09/2017 15:11
rabaradaka ( 23/05/2017 10:34)
Hay ve sekoly fôpla ity ENAM ity e
Ny tena moa tambanivohi-dahy tsy mahay sy tsy mahita izay fahitan'ny olona nefa na izany aza mba misy mitsipalotra hain'ny tena ihany. Ny sekoly ambony ENAM dia mahagaga mihitsy fa aiza ve ka ny Tale ... suite
répondu par Monjalaza le 07/03/2018 19:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1491