Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rainisalama, milahatra araka ny daty
Rainisalama ( 01/06/2017 10:01)
Zoro firarazana
[b]Zoro Firarazana[/b] Miarahaba, Azo atao any amin'ny takelaka finoana koa ity lohahevitra ity, nefa amin'ny maha-kolontsaina azy dia eto no napetrako. Ka resaka Zoro Firarazana azo enti-mandeha no... tohiny
Rainisalama ( 01/06/2017 09:27)
Misy namana nilaza fa
Misy namana nilaza fa "mampiraraka ranomainty" (faire couler beaucoup d'encre) ,ny tononkalon'i Tsimiandra Vola (compte face book). Ka ny raonmaintin'ny Afrikana no tena miraraka fa ny an'ny gasy tsy ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/06/2017 12:51
rainisalama ( 12/11/2014 12:15)
Lakrua kristiana eu ambuny fasan-drazaku
Miarahaba! Marumaru ihany ireu razam-beku nu tsy mitundra fanampin'anarana katolika. Ireu maty tatu auriana dia mitundra izany , tuy ny hue Regine, Josephine, Joseph, Paul.... Mifangaru au am-pasana a... tohiny
novalian'i Nav ny 25/02/2016 12:10
rainisalama ( 27/09/2013 10:47)
Lany ny paiso an-kady
Tompokolahy sy Tompokovavy, Raha ho lany ihany hono ny paiso an-kady, koa tsy mba hirotsaka i Rainisalama!.Efa nirotsaka ihany nefa i Rainisalama fa ny paiso an-kady no tsy nisy, na efa tapitra! Dia h... tohiny
rainisalama ( 02/06/2006 07:38)
Araka ny Bouddhisme
-Araka ny bouddhisme dia tsy nisy ny fiandohana ary tsy misy fiafaran'izao tontolo izao,noho izany dia tsy misy Andriamanitra namorona.Andro lany fotsiny ny fitediavana hamaly an'io fanontaniana teo a... tohiny
novalian'i Vaika ny 10/06/2006 16:17
rainisalama ( 13/01/2006 23:02)
Mitahy ny razana-> démostration!
Raha razana tsy mitahy dia mifoha mihady vomanga.Kanefa tsy mbola nahita razana nihady vomanga isika,noho izany dia mitahy ny razana!:lol:... tohiny
novalian'i Vahinala ny 26/01/2006 08:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095