Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
23/05/2017 10:45)
mahazo fahafinaretana be amin'ny vehivavy antitra
Tanteraka ihany ny nofinofiko ry zalahy fa nahazo vehivavy cougard aho, efa lehibe mihitsy, 60 taona mahery be, fa tsara ny manao aminy e, tena manana expérience sady madio tsara. Izaho indray no tsy...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 16/09/2017 15:11
rabaradaka
(
23/05/2017 10:34)
Hay ve sekoly fôpla ity ENAM ity e
Ny tena moa tambanivohi-dahy tsy mahay sy tsy mahita izay fahitan'ny olona nefa na izany aza mba misy mitsipalotra hain'ny tena ihany.
Ny sekoly ambony ENAM dia mahagaga mihitsy fa aiza ve ka ny Tale ...
tohiny
novalian'i Monjalaza ny 07/03/2018 19:09
nambinina11
(
22/05/2017 16:48)
mpihira
Salama daholo isika mpikambana rehetra, saika mba hanotany za raha mba misy mahay we, in kay ny titre le hira natao mot à mot t@ zany le we "andakozy i, andakozy eh eh!"génération 90's izy io ra ts...
tohiny
novalian'i vegas ny 09/08/2018 23:02
endriny
(
20/05/2017 13:28)
Hevitra ho an'ny Namana Rhaj0
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=IkHp4uSPa5o[/youtube]
Asa raha mety aminao io fomba fandevenana io....
tohiny
novalian'i Miharena ny 10/06/2017 05:30
MINDAOZY
(
19/05/2017 04:57)
Tafaverina eto amboniny tany indray ilay ANARANA TSARA INDRINDRA SADY AMBONY NOHON'NY ANARANA REHETRA, raha tsy hita nandritry ny 2000 taona lasa izay
Na ny olom-belona aza mba miteny hoe "ny marina tsy mba maty".
Fa na dia nezahan'ny dvoly sy ny mpiray tsikombakomba ratsy aminy novonoina s'y nopotehana aza ny anaran'ilay Zanak'A/tra "YAHOSHUAH", 2...
tohiny
novalian'i tspoaeta ny 25/10/2017 08:58
endriny
(
17/05/2017 17:11)
Rehefa toa ny ahoana no mibitsika ao aminao Atra
Andeha hatory ao io. Ka sao mba misy manana hevitra amin'ny zavatra tokony atao, mba ahazoako izany bitsika sy tsindrimandry avy amin'Atra izany amin'ity alina mangatsiaka ity.
Ohatran'ny mba mampafa...
tohiny
novalian'i Miharena ny 03/06/2017 11:12
rhaj0
(
17/05/2017 13:52)
milionera gasy 10
https://www.forbes.com/sites/mfonobongnsehe/2017/05/15/ten-multi-millionaires-from-madagascar-you-should-know/#6c097ffd7835
Ylias Akbaraly
Ylias Akbaraly is the chairman and leading shareholder of Si...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 23/05/2017 10:36
RA TAN
(
17/05/2017 12:57)
Rafitra efa nilaozan'A/tra ny lalàn'i Moshè(didy folo), fa ny lalàn'i Yahoshuah indray izao no iarahana @ A/tra: izany hoe RAVA NY DIDY FOLO, fa FANEKENA VAOVAO indray no arahina.
RAVA NY FANEKENA TALOHA: RAVA NY DIDY FOLO.
HEBREO,7: 18Toy izany àry no nandravana ny didy taloha, noho izy nalemy sy tsy nahasoa, -19satria tsy nahalavorary na inona na inona ny Lalàna - ka nampi...
tohiny
novalian'i RA TAN ny 08/06/2017 05:25
RA TAN
(
17/05/2017 06:18)
MADAGASIKARA ilay NOSY ivoahan'ny fitsipika hoan'ny jentilisa(firenena rehetra)
Tanteraka eto @ NOSY M/CAR ilay tenin'ny Isaia mpaminany:"ISAIA,42:1,4,6".
Ny ambassadeur an'i [url=http://www.rtvyahoshuah.com]Yahoshuah[/url] Samuelson Edward no mitondra ny Teny; miainga eto M/car,...
tohiny
novalian'i stahtam ny 29/06/2017 06:59
ajnal
(
12/05/2017 20:24)
fampirafesana mpinamana
Cc doly!!!
Mety ve ra oe misy mpinamana tsy mifankafoy de enao lo tam voloan miaraka am ray de nef aveo le naman mtad fitiavana amla de anaiky iaraka aminy ko ela
Ra za lo ny interea-ko mety ho prio...
tohiny
novalian'i Ajnal ny 01/09/2017 16:45
rhaj0
(
12/05/2017 18:11)
born again christian (BAC)
mahavalalanina ihany ny revin'ireto BAC ireto.
Izao hono ny vavaka ampianarina an-drizareo BAC ireo:
[i]
Dieu, je sais que j'ai péché contre vous et que je mérite un châtiment. Mais Jésus-Christ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/06/2017 12:04
irakiraka
(
12/05/2017 08:31)
Mahafinaritra ;)
Za lo tiako rhf feno olona [u]babon'i Jesosy[/u] ny trano :)
Dia mampahery antsika rehetra (indrindra nateraka indray) handray anjara.
Ny tanjona dia ny hoe ho maro amintsika ny anao am-po:
...Fa tsy ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 17/06/2017 05:16
saho
(
11/05/2017 08:49)
Te ho tanora vanona va ianao
Karoka
fahantrana taloha no antony nisian ny ady lehibe teto Europa, betsaka ny eoraopeana noana dia mba tsy nisy ny noana taty ao aoriana, ny fahantrana no nahatonga ny ady lehibe nisy, noho ny tsy ...
tohiny
novalian'i lantoratsida ny 13/02/2018 12:22
Davjo
(
11/05/2017 06:09)
IZA ILAY MAZAVA?
[quote=endriny]
Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara
[i]1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/06/2017 16:13
endriny
(
08/05/2017 13:47)
Ny Dady
Ny Dady na Razana dia iray ihany.
Tany aloha dia samy nitondra ny Razany tamin'izay toerana nalehany ny Foko tsirairay teto Madagasikara. Nofonosina Tsihy sy Arindrano ny taolam-balon'ny Razana ary n...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/05/2017 15:50
endriny
(
05/05/2017 15:53)
Andao aza ho alalinintsika hatramin'ny voalohany mihintsy ny baiboly dia hohitantsika ny marina...sa ny diso
Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara
[i]1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin'Andriaman...
tohiny
novalian'i Miharena ny 29/05/2017 04:43
rhaj0
(
04/05/2017 18:51)
DISO ny (mpandika) Baiboly (4)
Tohizako kely indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295](1) tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a751...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/06/2017 11:14
irakiraka
(
04/05/2017 13:50)
Ny tontolo ara-panahy
Eto @ iz t iz dia efa misy tontolo anankiroa: tontolo hita maso sy tontolo tsy hita maso.
Ny tontolo tsy hita maso dia ny tontolo ara-panahy.
Misy karazany roa ny tontolo ara-panahy:
- Tontolon'ny ma...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/05/2017 18:39
Tovorandria
(
02/05/2017 18:34)
Misaotra ny mpitondra @ fampijaliany ny gasy
Misaotra:
_@ fanaparam pahefana, vola firy miliara no naodikodin i claudine nef izy mirenireny eran ny tanàna ts azo tsaraina?? Anareo ny fahefana hatreto fa ts ho zakanareo ny alahelon ny gasy
_ohat...
tohiny
novalian'i saho ny 12/05/2017 11:50
endriny
(
02/05/2017 14:43)
Atra ve mba mitaindrina ny didy 10?
Hoy Atra: "Aza mitsiriritra fananan'olona", kanefa izy Atra ary nitsiriritra ny fofom-badin'i Josefa
Hoy Atra: "Aza mangala-badin'olona". Kanefa tsy vitan'ny hoe notsiriritiny fotsiny ny fofom-badin'...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/05/2017 15:07