Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
RUZ9
(
28/08/2017 14:09)
FAMPIHAVANAM-PIRENENA MAMPIAHIAHY
[url=http://cyrius.unblog.fr/?p=1529]NY ANTOKA HO AN'NY FAMPIHAVANAM-PIRENENA[/url]
Ny tena fampihavanam-pirenena ; Iza no ilaina hampihavanina ? ; Iza marina no hampihavana ? ; Sao hamerina tantara ?...
suite
répondu par RUZ9 le 28/08/2017 14:14
heriy
(
28/08/2017 04:26)
inona
inona kay nu mahatonga ny volo mihitsana waz?
-ary inona ndray mampaniry azy k ts hitsanan tson?...
suite
mpilaza444
(
27/08/2017 14:59)
Lalàna momba ny serasera sy ny lalàna momba ny internety
Tsy mazava loatra ny fipetraky ny lalàna momba ny serasera an-gazety. Misy karazany roa ny gazety ankehitriny , dia ny gazety mivantana toy ny gazety an-taratasy sy ny fahitalavitra. Fa misy koa anef...
suite
Charoumeni
(
25/08/2017 13:51)
Inona no helok'izy ireny?
O ry Fiaraha-monina o! Inona no heloky ny vehivavy no dia enjehinareo mafy loatra? Tsy fidiny ho azy ireny anie no nahatonga ny fiainany sahala @ zany fa az adia MASIAKA LOATRA e! Mety olona avya o an...
suite
Charoumeni
(
25/08/2017 13:43)
Endrika sy bika sa toetra?
Salama daholy e!
Mivantana kokoa aminareo lehilahy ity fanontaniana ity. Marina tokoa ve fa manisy lanja ny apparence ianareo rehefa mitady vady? Tsy haiko hoe samy hafa ve ny fijerin'ny lehilahy sy ...
suite
répondu par midrou le 12/06/2020 20:34
tealala
(
24/08/2017 05:04)
Faminaniana fitaka
Hono hoa zareo raha toa ka misy olona milaza fa ho apostoly miresaka amin'i Jesoa dia tsy tokony hafantatra mialoha ny zavatra ratsy mety hanjoa azy ve izy?...
suite
répondu par endriny le 20/09/2017 03:46
rhaj0
(
23/08/2017 14:09)
Fa toy izao Jesosy rehefa m(amp)ivavaka
Ao @ Lioka hono atao fitaratra..
Any @ "lohasaha mangina" ary "mitokatokana irery" hono i Jesosy rahefa mba mivavaka
[i]Lioka 4:42 Raha vao naraina ny andro, dia lasa nankany amin'ny toerana mangin...
suite
répondu par rhaj0 le 24/10/2017 12:47
rhaj0
(
21/08/2017 13:16)
eklipsa
Ka misy eklipsa hita aty zamerika avaratra, ary dia izany foana no resaka.
Dia ao anaty Baiboly hono, dia ireto resaka ireto hono, hozy ny mpandinika, no ni-s'inspirer avy @ fisian'Eklipsa (raha tsy ...
suite
répondu par Miharena le 22/09/2017 19:17
mpilaza444
(
21/08/2017 12:30)
Fomba famaritana ny pension alimentaire rehefa misy fisaraham-panambadiana
Mahaliana ahy ny mahafantatra ny famaritana ny pension alimentaire. Mpiasam-panjakana mantsy aho ka tiako ho fantatra hoe firy isan-jato na ohatrinona no tsoahina amin'ny karama rehefa misara-panambad...
suite
répondu par mpilaza444 le 26/08/2017 07:56
nambinintsoaherison
(
21/08/2017 06:12)
Soutenance
salama daholo .mangataka fanampiana kely azafd i.inona ny "solution du changement climatique"mifandraika amin'ny "technologie informatique"?...
suite
répondu par robertjulia le 11/12/2024 02:40
mpilaza444
(
20/08/2017 08:38)
Fanomanana fisaraham-panambadiana
Efa tsy mifanaraka intsony aho sy ny vadiko. Afaka avy hatrany de mametraka divorce eny Anosy ve aho fa tsy mila mampilaza azy. Mbola miray trano zahay. de ao koa ve no atao adiresiny?
...
suite
répondu par mpilaza444 le 21/08/2017 12:39
dreamlover14
(
17/08/2017 19:07)
Anazy marina angaha ny hery ka ampariny tanteraka ankehitriny ? Tsy fantany fa mandavaka ny fasana hileveneny izy rehefa manao an'io
Mba vakio ange ity eh :
http://www.sobikamada.com/a-la-une/item/13218-antsiranana-marc-ravalomanana-expuls%C3%A9-de-son-h%C3%B4tel.html...
suite
répondu par tovorandria le 25/11/2017 12:47
harenatelo
(
16/08/2017 12:41)
dépannage informatique
miarahaba ny namana rehetra eto @ serasera.afaka manamboatra ny ordinateur toute marque sy géneration .eto ambohijatovo no mipetraka afaka mande any @ toerana misy anao.manao ny asa rehetra momba ny ...
suite
harenatelo
(
16/08/2017 12:30)
miarahaba ny namana rehetra.mitady olona afaka mam...
miarahaba ny namana rehetra.mitady olona afaka mampindram-bola ny tenako.afaka mifanaraka tsara.azo antoka tsara ny famerenana .mankasitraka indrindra...
suite
Dreamlover14
(
16/08/2017 04:08)
fangatahana hifandray @ rhaj0 fa misy fanontaniana manitikitika ahy @ resaha fiainana eto Canada
Te-hifandray @ rhaj0 aho satria toa monina aty Canada izy. Monina eto aho ary manana olana kanefa tsy tiako haseho eto ilay olana satria somary personnel ary samy hava ny vahaolana aty Canada sy any M...
suite
répondu par dreamlover14 le 17/08/2017 19:04
rhaj0
(
15/08/2017 17:05)
Ny Fitiavana sy ny Fivavahana/Finoana
Samy manana ny tena mba tiany lazaina ny @ Fitiavana ny Fivavahana/Finoana isan'isany.
Inty nisy famintinana nataon'olo ny @ izany.
BAHAISME: Mon Amour atteindra celui qui m'aime véritablement.
B...
suite
répondu par Miharena le 22/09/2017 19:21
endriny
(
15/08/2017 11:58)
Aleo angamba afindrako eto ny mikasika ny Lioka 13. 3
« Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. » (Lioka 13:3)
Ka ny fanontaniako amintsika izany dia izao: Mpanota sy tsy nibebaka izany ry...
suite
répondu par endriny le 27/09/2017 04:06
alf
(
14/08/2017 06:29)
olana
Niaraka tamina vehivavy efa manana vady fa tsy mbola ôfisialy aho. Taty aoriana nefa dia fantatr'io vadibeny io ny nataonay rehetra ka lasa nisitaka taminy io.
Izaho aloha diso niaraka taminy
ka mita...
suite
répondu par mirananirina le 16/09/2017 15:33
tahiana.dafy2015
(
13/08/2017 13:52)
Générique VIRTUA RTA
Salama daholo ô! Inona kay no lohatenin'ilay hira tamin'ilay générique an'ilay émission VIRTUA tamin'ny RTA iny ?...
suite
alexandra32
(
11/08/2017 06:51)
Izaho Malagasy nefa tsoriko fa contre ny famorana
Manahoana daholo,
Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io.
Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si...
suite
répondu par Ravonjison le 22/09/2021 17:45
