Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Ajnal ( 12/10/2017 16:22)
Ranom-pitiavana
cucu daolo ry tia resa-behivavy fotsy varavarana. mb nanokatra page ray tato am serasera.org re aho de nahita an'izany ranom-pitiavana zany de mb in ny fandraisanareo an'izany??????????????????? :-) ... suite
répondu par Ajnal le 01/07/2018 13:48
willychan410 ( 11/10/2017 08:06)
Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara....
Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara.... suite
répondu par Aandrianina1 le 14/05/2018 04:45
veloma ( 11/10/2017 04:18)
Fampianarana informatique
Miarahaba ny mpiserasera rehetra Mba mila fanampiana @ resaka fandaharam-pianarana @ lafiny informatique ho an'ny mpianatra 7 taona ka h@ 12 taona! Mankasitraka antsika rehetra!... suite
KELIMANATSAINA ( 09/10/2017 09:22)
Fitiavana
Miarahaba ny mpiserasera jiaby!saiky mba hanontany aho hoe misy lanjany ve ny fitiavana raha misara_toerana ilay ol 2 m'fakatia ???... suite
répondu par rosekely le 11/10/2017 12:43
veloma ( 09/10/2017 03:00)
Fampianarana informatique
Miarahaba ny mpiserasera rehetra Mba mila fanampiana @ resaka fandaharam-pianarana @ lafiny informatique ho an'ny mpianatra 7 taona ka h@ 12 taona! Mankasitraka antsika rehetra!... suite
KELIMANATSAINA ( 07/10/2017 18:45)
Ity Pesta ity!
Salama daholo e!Amiko ty pesta ity de tena natao mihintsy hampihorohoroana e !Amin'ny lafiny iray le izy mamorona mpanakarena vao2 satry d misy ireo manararaotra mampiakatra n vidin cotrime !!... suite
répondu par hery le 05/11/2017 06:39
jose076789 ( 07/10/2017 11:27)
nisy jiolam-boto nandeha nivavaka tany am-piangona...
nisy jiolam-boto nandeha nivavaka tany am-piangonana ; de nandeha ny toriteny pasitera ho an ny mpivavaka nanao hoe ;noho ny fahotan-tsika no nahatonga ny Tompo nombohana t@ ny hazofijaliana ; noho n... suite
répondu par Ajnal le 03/03/2018 19:08
Charoumeni ( 07/10/2017 09:00)
Gmail
Salama daholo e! Rehefa manokatra gmail any amin'ny cyber aho ho aho dia misy indraindray ilay ordinateur mitaky numero de télephone (arakarak'ilay cyber io). Ny numéro ako napetrako tamin'izany ne... suite
répondu par hery le 26/03/2018 19:08
rhaj0 ( 05/10/2017 11:22)
Ho an'i Microscop
Nafindrako teto ity, mba tsy ho saron'ny "resabe", satria dia zava-dehibe loatra, azony fiainan'olona ary mety ny ain-dehibe mihintsy no voakasika. O ry Microscop.. tena valaketraka aho mamaky ny tar... suite
répondu par Miharena le 20/10/2017 06:07
gasygasy5 ( 05/10/2017 09:18)
mitady mpanao trano eto frantsa
Salama tompoko o, Mitady mpanao trano (macon ) na autoentrepreneur eto Frantsa aho , izay liana de afaka miaramiasa isika . Antsoy aho aotra enina raika amby efapolo telo amby roapolo douze zero 5. M... suite
RUZ9 ( 05/10/2017 08:33)
SARIMIAINA VITA MALAGASY
[i][b]Hampiasa vola ianao[/b] ?[/i] [i]I[b]tony ny sarimiaina vita malagasy[/b] [/i][url=http://]http://cyrius.unblog.fr/?p=1562[/url] [i]Vita haingana, 4ora no ilaina hahavitana sarimiaina 2 mn[/i]. ... suite
répondu par RUZ9 le 02/05/2019 09:41
RandiAndry ( 04/10/2017 09:34)
Fandraisana entana natao achat en ligne avy any ivelany.
Salama, iza kay no mba efa nanao ireny achat en ligne amin site avy any ivelany ireny? Dia raha tiana alefa aty Madagasikara ilay entana dia iza no mba afaka mandefa izany aty MAdagascar? Misaotra... suite
endriny ( 03/10/2017 05:14)
Matahotra ho resy @ 2018 e
Dia aparatika sy a ela hianaka ny pesta @ ireo faritra atahorana fa ho resy Dia aparitaka ny pesta mba tsy ahafahan'ny rehetra maneho hevitra an-dalam-be Dia aparitaka ny pesta hamono Malagasy fa ... suite
répondu par tovorandria le 25/11/2017 12:38
endriny ( 03/10/2017 05:10)
Raha Izaho no minisitra miala aho
Vao oviana no nilaza izy fa voafehy ny pesta kanefa izao firy indray ny maty. Natsahatr hatramin ' ny fianarana.... suite
alexandra32 ( 27/09/2017 05:56)
Grand père haha kely
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... suite
endriny ( 27/09/2017 04:11)
Aiza aza Andriamanitra amin'ity fahoriam=be eto Madagasikara ity kanefa ny fiangonana an'alin-kisa?
Mba marina moa? Tsy mandaitra intsony ve ny vavaka tarihin-dry mopera sy pasitera isana'andro e? Sa tsy misy Kristianina tena mino mihintsy eto? sa ilay Andriamanitra mihintsy no tsy misy, fa mpivar... suite
répondu par Miharena le 23/11/2017 07:24
rhaj0 ( 25/09/2017 20:09)
Ny Didy Folo
1. Restez près du Grand Esprit 2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain 3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire 4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps 5. Faites ce que vo... suite
répondu par endriny le 08/11/2017 07:02
alexandra32 ( 23/09/2017 06:56)
Grand pere hafa kely sady mampihomehy
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... suite
répondu par Tiagasikara le 31/12/2018 21:53
alexandra32 ( 23/09/2017 06:55)
Havana mampihomehy
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... suite
répondu par Azrael666 le 08/04/2025 18:31
alexandra32 ( 23/09/2017 06:54)
Havana mampihomehy
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... suite
répondu par elien8 le 06/05/2019 05:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3281