SARIMIAINA VITA MALAGASY

1. RUZ9 ( 05/10/2017 08:33)
Hampiasa vola ianao ?
Itony ny sarimiaina vita malagasy http://cyrius.unblog.fr/?p=1562
Vita haingana, 4ora no ilaina hahavitana sarimiaina 2 mn. http://cyrius.unblog.fr/?p=1562
Vita tsara. http://cyrius.unblog.fr/?p=1562
Ianao koa azo atao sarimiaina. http://cyrius.unblog.fr/?p=1562.
novalian'i RUZ9 ny 02/05/2019 09:41
2. RUZ9 ( 05/10/2017 08:44)
Tianao ve ny hampiditra ny sary, na soratra, momba ny orinasa na sekolinao ao amin'ireo sarimiaina ireo ? Tahak'ity sary etsy ambany ity
][/url]
0331959669
Sa mila sary ianao hatao fond ?
Mila sary hanaovana sarimiaina haingana ?
Miantsoa, na manorata
shivatanguy@gmail.com
Google + /Facebook : RAKOTOSON Sediarifara Tanguy Parfait
Linkedin : Rakotoson Tanguy
3. RUZ9 ( 05/10/2017 09:00)
Ireto ny sary hafa
4. RUZ9 ( 02/05/2019 09:41)
Afaka miara-miasa isika.
Ordinateur iray connecté sy fakantsary na finday azo akana sary sy clé iray dia azo anombohana ny tetikasa.
Jereo ny ampahany amin'ny asa vitako. ato mes projets bandes dessinées
mes projets bandes dessinées.
Ity fomba miala amin'ny mahazatra ity no tsy mandany vola indrindra, nefa mamokatra haingana.
Tsy misy teknika mampamokatra sarimiaingana haingana toy ny ahy aloha hatreto.
Fantaro fa mandaby 4000 euros eo ho eo ny mamokatra sarimiaina 1 mn ho an'ny vahiny.
Tsy mandany 300 euro kosa ny sarimiaina 90 mn amin'ity fomba fiasako ity, raha sary fotsiny no resahina
Handroso haingana sa hitsapatsapa any an-kafa ?
Malagasy aho, fa voafehiko kosa raha ity kolontsaina vahiny iray ity.
Ny hoenti-manana ara-bola sy ara-pitaovana no tsy ampy, mampandringa ny famokarako sarimiaina vita malagasy.
Afaka miara-miasa amiko koa ianao mpamokatra dokam-barotra.
Averiko eto indray ity pejy ity hodinihinao.
mes projets bandes dessinées
mes projets bandes dessinées.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1722