Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
SitrakaVanyah ( 22/11/2017 09:10)
Journalisme participatif
Fantatrareo ve izany hoe journalisme participatif? Vaovao avy any amin'ny vahoaka ... Ireny miantso amin'ny phone mandefa vaovao ireny amin'ny radio ... Ohatran'ny misy koa hoe ny amin'ny internet : o... tohiny
corny ( 19/11/2017 17:33)
albums IMAGINE
Miarahaba antsika rehetra, mba mitady ny album 1 sy 2 an IMAGINE, sao dia mba misy manana amintsika na mahalala hoe aiza no mety ahitana azy? mba nitady am YouTube ihany fa hira vitsy kely no ao Misa... tohiny
novalian'i shafira ny 25/08/2022 12:52
ibey ( 19/11/2017 12:05)
inona kay no tena efficace ra hamelona lataka
Salu za ry zareo saika hiray tamin vadiko kay tapoka vao ho atsofoka l izy dia maty hoazy in kai no azo atao.?... tohiny
Hear me! ( 16/11/2017 10:49)
Tia tokoa ve
Mety tena tia izy na matahotra. Ho anareo vvv aza manaiky an'izny fa mahaiza manohatra ny tsy rariny ataon'olon @nareo. Fa ref tia mo ianao ka zany ny fanehoan azy de ny aty ko anisan'ny mankasitraka ... tohiny
Hear me! ( 16/11/2017 10:33)
Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . ...
Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . Satria hoy ny mpanankanto iray izay hoe:"Ny fitiavn tsy met kos rah tsy mifmal ts aleo ve mampiononten rah sanatria hijaly"; eny tiko iz ary zah manaw... tohiny
endriny ( 15/11/2017 15:54)
Afaka miova ve ny finoana?
Raha ny fambaran'ireo mpino isan-tokony aloha dia zavatra iray tokony fikirina ary tsy azo hozongozonina ny finoana. Hitantsika anefa ohatra ny fivakian'ny antom-pinoana noho ny faha-samy hafan'ny fa... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/12/2017 10:06
saho ( 15/11/2017 14:31)
Mpanentana miampy teknisiana sy ireo tia asa
Ny mpanentana ireo manana fahaizana etsy sy eroa toa ny teknisiana fanamboarana zavatra maro be tsy ampy mahatonga ny fahantrana no tsy misy Raha misy mpanentana mandray ny asa vanona amin ny fo madi... tohiny
novalian'i saho ny 16/11/2017 16:32
Mrsrb ( 14/11/2017 12:24)
fampianarana tsy misy kilema
II Tim.4:3-4 "Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany;  ary hampiala ny sofiny amin'n... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/12/2017 10:09
nalsonrazakariasa2015 ( 11/11/2017 20:07)
Mifanaratsy
Fa manina ary no mifanaratsy eh samy manana ny finoana sy ny Andriamanitra hivavahany nefa dia mifanaratsy Nefa angie ilay Andriamanitra dia Iray ihany eh Marina mihintsy ilay hira izay hoe:izay manar... tohiny
novalian'i endriny ny 04/12/2017 06:34
mamymnr ( 11/11/2017 05:26)
ny finoana Kristianina sy ny maha-malagasy
Maninona hoy ianareo no lazain'ny Kristianina fa fanompoan-tsampy avokoa izay fombafomba Malagasy hatrizay ? Toy ny fanandroana, ny raok'andro, ny sikidy, sambatra ans ... Singaniko ireo tomba malagas... tohiny
novalian'i BENEM ny 25/09/2018 07:25
saho ( 10/11/2017 16:23)
Toa vahiny 95% daholo no tompon ny tena bizna any Mada any
Fandraharahana Ny Vahiny anatin’ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy Nanangona JRR il y a 4 jours , Fototry ny vaovao dia avy amin ny mpandraharaha karoka fiangonana katolika Malagasy VOLANA Okto... tohiny
novalian'i DOMI7947 ny 05/05/2021 14:03
tahiana.dafy2015 ( 10/11/2017 15:38)
Publicité taloha tamin'ny Radio Madagasikara
Manao ahoana daholo ô, inona daholo no karazana publicité taloha tamin'ny Radio Madagasikara raha fantatrareo ary milazà 2 na 3 ?... tohiny
gasy1zay ( 09/11/2017 20:44)
Statistika hoan'i rhaj0
hono hoy aho rhaj0, mba tokony hoe adiny firy isan'andro ingahy no mamaky sy manoratra eto isan'andro? dia nanomboka taona firy raha tsy mahadiso?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/12/2017 18:07
rhaj0 ( 08/11/2017 20:12)
Fitsapam-pahaizana Baiboly
Ka sirika be teto izany fa ry Miharena sy RBNIR kay (toa) TSY mahay (mamaky) baiboly akoriny. TAntara ao anaty Baiboly dia TSY hainy, na ny votoatiny, mainka moa fa ny pejy na ny toko aman'andininy. N... tohiny
novalian'i endriny ny 12/12/2017 16:26
Rafarahasina ( 07/11/2017 09:40)
Andro mety hifindrana trano
Miarahaba antsika rehetra, manampikasana hifindra trano, mba te hanontany hevitra avy aminareo izay mahalala ny fomba malagasy ny andro tsara hifindrana; mankasitraka mialoha... tohiny
novalian'i endriny ny 03/02/2018 14:46
alexandra32 ( 06/11/2017 12:08)
TANDREMO - Mpanendaka eo Ampasika !!!! Tsara misy polisy manao tenue sivily
Ampasika : Kapohina ny fiara dia endahina ny mpandeha (06-11-2017) - Zary mitovy hatrany ny fanendahana olona izay tratry ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Tetsy amin’ny tetezan’Ampasika, toerana ... tohiny
alexandra32 ( 06/11/2017 12:04)
TANDREMO - Mpanendaka eo Ampasika !!!! Aleo tsy mivaoka ny fiara
Ampasika : Kapohina ny fiara dia endahina ny mpandeha (06-11-2017) - Zary mitovy hatrany ny fanendahana olona izay tratry ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Tetsy amin’ny tetezan’Ampasika, toerana ... tohiny
damah ( 06/11/2017 10:17)
ny 01 NOVEMBRE dia hankalazana ny fetin'ny olomas...
ny 01 NOVEMBRE dia hankalazana ny fetin'ny olomasina rehetra (Tous les saints, saintes). ao anatin'ny taona dia misy 365 andro , ary misy olomasina 1na 2 ankalazaina isan'andro , Tsy 365 ihany anefa... tohiny
novalian'i endriny ny 08/11/2017 07:04
endriny ( 01/11/2017 06:11)
Tokony tsy hisy Kristianina mankalaza ity 1 Naovambra ity izany mihintsy
Tokony miasa daholo ianareo Kristianina androany... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/11/2017 13:22
rhaj0 ( 31/10/2017 12:55)
Ny any ivelan'ny Kristianisma
Ndao iverenana dia raisina tsirairay ireo resaka [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m59e780f007fd8/20#m59f8072c12adb]tatsy[/url] ry Gasy1zay fa toa mitady asosasosanao any ambany tapia fotsi... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/11/2017 08:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9365