Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
alexandra32 ( 03/02/2018 13:12)
Mila mailo @ ny mpiasa trano ireny fa mitendrema
***** fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!! ******? Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary veh... tohiny
novalian'i alex32 ny 15/10/2018 11:33
Sasha RP ( 02/02/2018 13:54)
Herintaona taorian'ny nididina GEU
[i]italic text[/i]Miarahaba ny rehetra Izaho dia renimpianan-kaviana manan-janaka iray ,vao jerintaona lasa izay no nodidina aho(GEU) ilay izy. Iza aminareo no mba manana toro hevitra mety hahasoa ahy... tohiny
endriny ( 01/02/2018 14:51)
Ny fivavahana sy ny fitafiana
Nisy tovovavy nandalo, nanao mini-mini. Rehefa lasa ilay tovovavy, dia niakatra ny feo: "Jesosy o! zanak'iza koa iny tsy manaja vatana? Ireny ve no fitafy ety imasom-bahoaka! Mpivarotena no fetra!" D... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2018 16:21
endriny ( 29/01/2018 17:28)
Mampiasa Coco fa misy ny fiainana mandrakizay
Dia mba nampiasa aho ary nahita fa misy ny fiainana mandrakizay [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GgNXcqj-PPU[/youtube]... tohiny
novalian'i bichette ny 22/03/2018 15:31
alexandra32 ( 28/01/2018 05:59)
Activite azo atao any Dago
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
endriny ( 26/01/2018 14:33)
Mino aho fa efa lany ho Prezida hitondra fanindroa i Rajaonarimampianina
Mino izay finoako izay ve ianao?... tohiny
novalian'i endriny ny 02/03/2018 14:42
alexandra32 ( 22/01/2018 08:30)
Havana mampihomehy sy fampandrenesana
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... tohiny
novalian'i ibey ny 21/03/2018 08:19
zafimakavano66 ( 20/01/2018 20:19)
Grand maitre Babaji
Salama daholo. misy afaka manome fanazavana s'y mahafantatra ny tantarany Grand maitre babaji vé ato... tohiny
alexandra32 ( 19/01/2018 06:23)
Bizna azo atao any Dago
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
Tovorandria ( 17/01/2018 23:28)
Mampalahelo, minisitry ny fitsarana mivarotra fahamarinana
Toe tsaina makandoha, marikoriko, ianao natao hiady @ tsy fahamarinana n1 no manivaiva io. Tena ra ny vola halatra be vata nataon ireo mpitondra ireo no atambatra tsy hisy mahantra tsony eto dago, ry ... tohiny
Tovorandria ( 17/01/2018 05:00)
Mpitondra jiolahimboto no misy eto dago,
Tena ren izao tontolo izao ny maha alika ny mpitondra, dia mbola sahy ijanona eo iray segôndra iany ve le ramato minisitry ny fitsarana sy rajao? Tsy mataho tody, ny vahôka nôna tsy mihinan kanina... tohiny
Tealala ( 11/01/2018 04:12)
Fiangonana zandriny
Miarahaba ny mpinkambana rehetra Hono hoy aho ry zareo, mba misy afaka mitanisa hoe iza avy kay ireo mpitarika fiangonana zandriny izay niaraka/nivavaka/ tao amin'ny Apokalipsy? Dia azo hitokiana ve n... tohiny
novalian'i Miharena ny 17/02/2018 12:19
mmjulff ( 10/01/2018 06:00)
sakafo nisy pétrole
Mampididoza ve ny fihinanana sakafo nis pétrole? Ohatra oe vary ahenoana fofona pétrole rehefa hanina. De atao ahoana lay sakafo raha sendra an'izan?... tohiny
novalian'i hery ny 31/01/2018 18:54
madaMercure ( 09/01/2018 20:12)
resaka mercure couleur
Izay manana mercure couleur na mbola anaty grotte ka assurer! Dia afaka miantso ny 0342083541, fa manana équipe afaka maka izany sy mividy azy! ... tohiny
RBNIR ( 09/01/2018 09:11)
FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao indray, Enga anie ka mba ho taona vaovao hiposahan'ny fahazavana ho an'ny maro ity taona ity.. Dia mbola mamporisika ny tsirairay hifa... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 20/02/2018 19:45
Akajn12 ( 09/01/2018 07:56)
Boky Mainty
[b]bold text[/b]Salama Aby E. Saod Mba Misy Manana Lay Amboaran'ny Boky Mainty Iny Azafady.... tohiny
saho ( 04/01/2018 15:43)
Sokajy mpandraharaha misy ao amin ny toerana iray toa an i Gasikara ve sa aiza?
Karazana olona misy toa ny mpandraraha isankarazany misy ao Mada Mponina tsotra sy atao hoe vahoaka fokonolona sy sefompokontany na ny hoe izany quartier mobile Tompontrano sy mpanofa trano Mpianat... tohiny
novalian'i saho ny 07/07/2018 06:56
MilanRan ( 01/01/2018 07:49)
Fitovian-jo eo amin'ny lahy sy ny vavy
Azo eritreretina eto Madagasikara ve ny lahy sy vavy tena mitovy zo tanteraka? Raha tsahivina dia mifanohitra amin'ny kolontsaina malagasy ny hoe vehivavy mampitovy tena amin'ny lehilahy. Eo amin'ny M... tohiny
novalian'i booboo ny 08/01/2018 10:27
EMBONA2000 ( 27/12/2017 06:00)
CREME DE TARTRE TABAC
Aiza kay no mety ahitana na hividianana ny crème de tartre eto Madagasikara... tohiny
zaewer ( 24/12/2017 16:24)
krismasy
mba fir taona mo zany jesosy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7226