Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
alexandra32 ( 19/01/2018 06:23)
Bizna azo atao any Dago
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
Tovorandria ( 17/01/2018 23:28)
Mampalahelo, minisitry ny fitsarana mivarotra fahamarinana
Toe tsaina makandoha, marikoriko, ianao natao hiady @ tsy fahamarinana n1 no manivaiva io. Tena ra ny vola halatra be vata nataon ireo mpitondra ireo no atambatra tsy hisy mahantra tsony eto dago, ry ... tohiny
Tovorandria ( 17/01/2018 05:00)
Mpitondra jiolahimboto no misy eto dago,
Tena ren izao tontolo izao ny maha alika ny mpitondra, dia mbola sahy ijanona eo iray segôndra iany ve le ramato minisitry ny fitsarana sy rajao? Tsy mataho tody, ny vahôka nôna tsy mihinan kanina... tohiny
Tealala ( 11/01/2018 04:12)
Fiangonana zandriny
Miarahaba ny mpinkambana rehetra Hono hoy aho ry zareo, mba misy afaka mitanisa hoe iza avy kay ireo mpitarika fiangonana zandriny izay niaraka/nivavaka/ tao amin'ny Apokalipsy? Dia azo hitokiana ve n... tohiny
novalian'i Miharena ny 17/02/2018 12:19
mmjulff ( 10/01/2018 06:00)
sakafo nisy pétrole
Mampididoza ve ny fihinanana sakafo nis pétrole? Ohatra oe vary ahenoana fofona pétrole rehefa hanina. De atao ahoana lay sakafo raha sendra an'izan?... tohiny
novalian'i hery ny 31/01/2018 18:54
madaMercure ( 09/01/2018 20:12)
resaka mercure couleur
Izay manana mercure couleur na mbola anaty grotte ka assurer! Dia afaka miantso ny 0342083541, fa manana équipe afaka maka izany sy mividy azy! ... tohiny
RBNIR ( 09/01/2018 09:11)
FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao indray, Enga anie ka mba ho taona vaovao hiposahan'ny fahazavana ho an'ny maro ity taona ity.. Dia mbola mamporisika ny tsirairay hifa... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 20/02/2018 19:45
Akajn12 ( 09/01/2018 07:56)
Boky Mainty
[b]bold text[/b]Salama Aby E. Saod Mba Misy Manana Lay Amboaran'ny Boky Mainty Iny Azafady.... tohiny
saho ( 04/01/2018 15:43)
Sokajy mpandraharaha misy ao amin ny toerana iray toa an i Gasikara ve sa aiza?
Karazana olona misy toa ny mpandraraha isankarazany misy ao Mada Mponina tsotra sy atao hoe vahoaka fokonolona sy sefompokontany na ny hoe izany quartier mobile Tompontrano sy mpanofa trano Mpianat... tohiny
novalian'i saho ny 07/07/2018 06:56
MilanRan ( 01/01/2018 07:49)
Fitovian-jo eo amin'ny lahy sy ny vavy
Azo eritreretina eto Madagasikara ve ny lahy sy vavy tena mitovy zo tanteraka? Raha tsahivina dia mifanohitra amin'ny kolontsaina malagasy ny hoe vehivavy mampitovy tena amin'ny lehilahy. Eo amin'ny M... tohiny
novalian'i booboo ny 08/01/2018 10:27
EMBONA2000 ( 27/12/2017 06:00)
CREME DE TARTRE TABAC
Aiza kay no mety ahitana na hividianana ny crème de tartre eto Madagasikara... tohiny
zaewer ( 24/12/2017 16:24)
krismasy
mba fir taona mo zany jesosy... tohiny
SYLLA8 ( 24/12/2017 10:16)
Ity ve le tena Krismasy sa le Krizy mafy!!!!?
Misondrotra andro amanalina ny vidim-piainana,,,,miha mafy ny ady @kapao-bary...Ts hita mhints zay hasiana ny fiainana.... Zah hoa tany Ambala @nay tany dia gaga zah satria nahita fa tena mitovy @vidi... tohiny
novalian'i endriny ny 07/03/2018 03:14
NADEGE ( 23/12/2017 08:03)
Ny karazam-pivavahnamisy
AMBATONAKANGA SY NY MISIONERA ; Raha miteny hoe Ambatonakanga isika protestanta amin’izao andro ankehitriny izao dia ny trano fiangonana vita amin’ny vato no tonga ao an-tsaintsika voalohany ary v... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/02/2018 04:45
gasy1zay ( 20/12/2017 21:07)
Noely hoan'ireo namana tsy mino an'Andriamanitra
Ho antsika kristianina dia tonga ny mpamonjy 2000 taona lasa izay ary efa vita ny famonjena ka azontsika raisina amin'ny finoana sy fandraina an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy antsika. Hoan'ireo ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/12/2017 15:08
rhaj0 ( 20/12/2017 20:11)
Vavaka - fisaorana
Ka dia nisaotra an'Atra izany ry Trump sy ny tariny. Tena tsy azoko tsara inona no isaorana ary inona ny idiran'Atra @ ataon'i Trump, fa inty k'lou ny vavaka http://www.lapresse.ca/international/etats... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/12/2017 05:32
rhaj0 ( 20/12/2017 13:31)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (9)
Dia tohizana kely ity resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]taroa[/ur... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/02/2018 14:31
bor2lais ( 20/12/2017 09:14)
Ilay Noely voalohany
[i]"8 Ary nisy mpiandry ondry tamin'izany tany izany nitoetra tany an-tsaha nitandrina ny ondriny tamin'ny alina. 9 Ary nisy anjelin'ny Tompo nitsangana teo anilany, ary ny voninahitry ny Tompo nanel... tohiny
novalian'i endriny ny 21/12/2017 04:51
rhaj0 ( 14/12/2017 12:08)
Fitsapam-pahaizana Siansa sy Finoana
Eto izany mba tsapaina hoe, hatraiza tokoany ny fahalalantsika ny Siansa (sy Finoana). Atomboka @ Ioniversa.. Moa fantatrao va re fa ... [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GoW8Tf7hTGA[/youtube... tohiny
novalian'i endriny ny 20/12/2017 15:30
Tianabeloo ( 13/12/2017 14:17)
A.A.M. Antenimieran'ny Andriana Merina???
Zavatra manitikitika ahy ilay horesahiko mba hitadiavako valim- panontaniana marina, izay tsy azoko tany an-kafa ka inoako misy afaka mamaly any eto. T@ity taona 2017 dia nalaza(c'est selon) fa tafat... tohiny
novalian'i saho ny 04/01/2018 18:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 4.2101