Lay Tononkalo nosoratan'i RADO

1. ora ( 24/04/2018 13:20)
Sao mba misy manana Tahiry ilay Tononkalo ANAKIRAY nosoratann'i RADO izay soratako eto ambany manaraka izao ianareo? (tsy tadidiko ny LOHATENY) Sombitsombiny tamin'ny votoatiny ihany no mba hany tsaroako:

Fa inona loatra ity zava-mitranga
F 'hatrany Diego Toliary Mahajanga
Fianara Iarivo ary koa Toamasina
Manonja vahoaka toa hoe ranomasina

Tsotra ny valiny : TENA TSY TELINA
Ity fa hantrana mahazo vahoaka
Fa lavitra loatra hono izato tonelina
Ka aleo dia miala aleo dia mitsoaka

.....

Rehefa nahita ny zava-nisy t@ Sabotsy 21 aprily 2018 lasa teo dia nitamberina tato an-tsaina io KANTO iray nosorantan'ilay OLO-MANGA MPANATALENTA io.
Misaotra indrindra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4705