Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
aldien
(
08/06/2018 11:30)
Madagascar terre de contradictions - section 1
Voici ce je pense marche mal là-bas à Mada et voici quelques idées de suggestions…
Pour moi, Madagascar est une vraie terre bénie, une terre riche en ressources naturelles et en terres arables. ...
suite
répondu par Nav le 16/04/2020 04:02
as2pika
(
06/06/2018 13:45)
mitady namana
mitady tovovavy 19-32 taona mba ho namana
tsy mbola manambady mazava ho azy
izaho dia tovolahy 24 taona tsy mbola manambady ihany koa...
suite
répondu par SITRAKIA941 le 14/07/2020 06:19
endriny
(
05/06/2018 12:49)
Fa nahoana no mila Andriamanitra vao mahalala manao ny tsara?
Fanontaniana mba tena manitikitika ahy io hoe: Nahoana kay raha mba manao ny tsara fotsiny dia samy milamina? Fa maninona no mila Atra vao hoe afaka manao ny tsara?...
suite
répondu par rhaj0 le 01/07/2018 16:04
rhaj0
(
04/06/2018 15:04)
Ntsay
https://www.africaintelligence.com/ion/power-brokers/2002/05/25/louis-christian-ntsay,3867231-art
[i]Louis Christian Ntsay. Le nouveau ministre du tourisme du gouvernement du premier ministre Jacques ...
suite
répondu par hery le 04/01/2019 16:36
rhaj0
(
22/05/2018 13:00)
Dia veloma ooo.. ry Said OMAR aaaa..
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=aRCT8uTVZ_I[/youtube]
hi hi hi... esy e ry OMAR. Fransemà.. tsara ho anao ny dibonehy..
i Désiré izany no karidinaly gasy.
https://www.madagascar-tribune....
suite
répondu par rhaj0 le 31/05/2018 18:31
radorabe06
(
18/05/2018 13:54)
Mitady tononkira sy Vidéo
Mitady ny tonon'ny hiran'i Nanie misy hoe "Ny hiverina anefa, hifonako! Fa tsy misy fitia ho amin'izany intsony! ..." .. Dia raha misy vidéo na audio koa dia tena tsara fa tsy misy am internet... :-)...
suite
répondu par setrakwely le 10/12/2023 11:10
rhaj0
(
18/05/2018 01:45)
Ahoana no naha-Moslimo na Jiosy na Bodista anao
Dia raha @ ito koa izany ianao, dia mba tantarao sy zarao hoe ee..
Raha izaho manokana aloha, dia efa nandalondalo tany @ tempoly hindou. Mbola tsy tany @ mosquée na sinagaoga kosany anefa aho.
F...
suite
répondu par RBNIR le 22/06/2018 11:59
rhaj0
(
17/05/2018 18:34)
Ahoana no nahatonga anao ho Moslimo na Jiosy na Bodista
Dia raha @ ito koa izany ianao, dia mba tantarao sy zarao hoe ee..
Raha izaho manokana aloha, dia efa nandalondalo tany @ tempoly hindou. Mbola tsy tany @ mosquée na sinagaoga kosany anefa aho.
F...
suite
rhaj0
(
17/05/2018 18:20)
Ahoana no nahatonga anao ho Kristiana
Mba hifandanjan'ny resaka eto, raha ampilaharina @ ilay hoe, "Ahoana no nahatonga anao ho Atheista" io ambany io, dia ento eto izany ny resaka ee....
Raha izaho manokana aloha izany, dia ... tsy hit...
suite
répondu par rhaj0 le 14/06/2018 12:51
rhaj0
(
14/05/2018 17:02)
Ahoana no nahatonga anao ho Atheista?
REsaka teny @ FB ny ahy ity (fa nahitsiko kely), fa tiako tsapaina koa ny eritreritry ny Atheista (sy Kristiana) namana eto @ serasera eto.
---
Ny an'eritrereto tsotra fotsiny, dia ny t@ fotoan'andr...
suite
répondu par Strong3 le 30/11/2018 08:41
rhaj0
(
14/05/2018 14:29)
Jerosalema
Io moa izao no mahoraka @ geopolitika sy ny finoana izao. Jerosalema izany no renvohitr'Israely.
Ka ny fanontaniako dia:
- miray fo sy saina @ Palestiniana ve ohatra ny Kristiana gasy,
- sa, miray fo...
suite
répondu par rhaj0 le 29/09/2018 13:50
Aandrianina1
(
13/05/2018 22:25)
Ny fiainampitiavako
Vehivavy 36taona aho no manoratra,
Hotantaraiko aminareo araka izay tratrako ny tantarampitiavako izay ilako torohevitra avy aminareo namana eto @dinika forum. Serasera. Org.
T@16juillet 2017 no nia...
suite
répondu par Aandrianina1 le 14/02/2026 05:14
aldien
(
13/05/2018 19:01)
Ce serait bien si Madagascar était comme ceci.....Version rallongée
Voici ce je pense marche mal là-bas à Mada et voici quelques idées de suggestions…
Pour moi, Madagascar est une vraie terre bénie, une terre riche en ressources naturelles et en terres arables. ...
suite
répondu par louloutte le 13/06/2018 14:22
endriny
(
11/05/2018 14:52)
Hafa ihany ny vazaha: Vazaha samy vazaha
Nampandre ny Tompoko (Monseigneur) Aubry, fa ho avy eto Madagasikara ny Papa amin'ny taona 2019.
Dia tena mahamenatra, raha ry zareo ao La Reunion indray no nilazan'ny Papa fa ho avy eto Madagasikara...
suite
répondu par endriny le 14/05/2018 03:18
aldien
(
10/05/2018 21:17)
Madagascar devrait etre comme ceci..
Voici ce je pense marche mal là-bas à Mada et voici quelques idées de suggestions…
Pour moi, Madagascar est une vraie terre bénie, une terre riche en ressources naturelles et en terres arables. ...
suite
répondu par BENEM le 25/09/2018 08:23
rhaj0
(
09/05/2018 20:06)
Aiza ny zeunes no tsy miteny, sao hangeren'ny vato hono ee...
i Fransisy no miantso:
http://www.lapresse.ca/international/201803/25/01-5158622-le-pape-appelle-les-jeunes-a-resister-a-ceux-qui-veulent-les-faire-taire.php
[i]«Chers jeunes, c'est à vous de vous d...
suite
répondu par rhaj0 le 14/05/2018 12:34
Tianabeloo
(
09/05/2018 06:43)
Ludger Andrianjaka
Aody indray ry mpiserasera namana.
Manitikitika ny saiko efa ela izy ity, izao anfa aho tena mila valiny noho ny zavtara karakaraina ato ho ato. Sitraka indrindra raha misy afaka mamaly.
Mikaroka ny ...
suite
répondu par Vanderlax le 17/09/2018 13:47
aldien
(
08/05/2018 19:33)
Sur certains aspects Mada fait mieux que la France!
Voici ce je pense marche mal là-bas à Mada et voici quelques idées de suggestions…
Pour moi, Madagascar est une vraie terre bénie, une terre riche en ressources naturelles et en terres arables. ...
suite
répondu par Dreamlover14 le 08/05/2018 22:55
endriny
(
08/05/2018 12:46)
Fanoharana
Rehefa tezitra ny Malagasy dia ohariny amin'ny alika ny olona. Ary tena mahatezitra olona mihintsy ny atao hoe: "Ilay alika ity"
Ka nefa raha misy zaza kely mahafatifaty dia atao hoe: "Alikalika kely...
suite
répondu par rhaj0 le 31/05/2018 12:54
aldien
(
07/05/2018 19:31)
Ce serait bien si Madagascar était comme ceci.....