Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
BENEM
(
25/09/2018 07:36)
ny fiainan'ny malagasy amin'ny ankapobeny
Amin'izao fotoana izao dia hita sy tsapa fa tena tsy manana ny maha izy azy intsony ny tanora malagasy.
- ny ankamaroany ny tanora dia tsy afaka mamorona asa hoan'ny tenany fa miankindoha amin'ireo mp...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 24/11/2018 18:37
Maellah
(
17/09/2018 19:00)
Fitokisana
Miarahaba e! Za ry reto mba saika angataka torohevitra oe ahoana kay no tena ahafantarana fa azo itokisana ny olona iray ra lay izy vao miresaka aminao voalohan'iny an! De misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/09/2018 12:16
Vanderlax
(
17/09/2018 13:50)
Tantaran'Antanamalaza
Salama daholo o!
Misaotra t@fandraisana teto @forum.
MIsy zavatra mahaliana ahy mba itadiavako valiny sao re misy mahafantatra ato.
Misy takelaka ity mikasika an'Antanamalaza Tsaravoninahitra, saingy...
tohiny
novalian'i Calinbrandon ny 23/10/2019 07:44
rhaj0
(
16/09/2018 15:50)
2000 taona lasa
.. izao fampianarana ao anaty Baiboly ao izao, nefa dia mbola misy manaraka izany ara-baki-teny ihany.
ity izao no efa ela no malaza, fa mba tsy halazo dia aleo zaraina eto @ serasera eto
http://www...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/09/2018 20:36
tealala
(
14/09/2018 15:35)
Resaka kisoa
Salama aby, mba manitikitika ny saiko ry zareo.
Tsy fadin'ny razantsika ve ny kisoa?
Raha toa ka tsy fady izy dia inona no antony mahatonga ny vohitra 12 tsy azo hitondrana azy ireny?
Nanomboka taona...
tohiny
novalian'i hery ny 16/09/2018 18:34
rhaj0
(
14/09/2018 14:00)
6000 taona lasa
Ho an'izay MAHAY an'io Baiboly io, ka mahay manao ny adisanina koa, dia ahatakatra tsara, fa araka ny Baiboly, dia tany @ 6000 taona, eny enina arivo taona lasa izay no teto an-tany i Adama sy Eva.
S...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 07:10
Steef
(
13/09/2018 05:45)
Ny famadihana
Mbola ilaina ve io fomba nentim-paharazana io raha amin'izao fotoana izao?
Raha amiko manokana dia tsia ny valiny satria efa andron'ny fivoarana sy fandrosoana izao ka tsy ny fombafomba efa t@ taon-j...
tohiny
novalian'i naom ny 17/09/2018 03:41
diasn0732
(
12/09/2018 14:51)
masturbation
ahn ry zalah.mety ho inn ny vokadratsin ny masturbation eo am zazalahy vao misondrotra sy vao mialasakana...
tohiny
novalian'i dreamlover14 ny 05/12/2018 21:38
RBNIR
(
11/09/2018 11:02)
MPITONDRA FIVAVAHANA MIROTSAKA HO FILOHAM-PIRENENA
Nahazo vahana tato ho ato : mpitondra fivavahana (na koa kristianina mafana fo) mirotsaka ho filoham-pirenena na koa tahakahakan'izany (satria voatendrin'Andriamanitra hoy izireo)....
Raha ny baiboly...
tohiny
novalian'i midrou ny 30/06/2026 14:42
Rajasanagara
(
10/09/2018 19:56)
Famato, mbola misy mampiasa ve?
Mametraka fanontaniana aho an'izay mahay sy mahalala tsara ilay resaka.
Mbola misy mampiasa famato ve @nareo eto?
...
tohiny
novalian'i nanalyly ny 22 andro lasa
hery
(
10/09/2018 19:27)
Fampitaha?
Tsy mbola tena ao anaty propagandy isika fa efa mba misy afaka mampitaha tsikelikely ireo kandidà ve? Na ireo manana foto-drafitr'asa na ireo tsy manana fa araka ny fahitana ny fomba niainany hatrami...
tohiny
novalian'i sonita ny 23/10/2018 21:15
marcelio
(
09/09/2018 20:08)
gay ve za?
za wa tsy mety taitra @ vevavy zany fa @ lela iany.ts matanty maita lela bg za fa tonga de vel b nena nef ra vevevy miboridana az neo @ devant eo ts mataitr ana, fa toetr vojanaar v le iz sa no ny ant...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 05:52
aljean
(
08/09/2018 19:07)
fitiavako sy fitiavany
Bon jour tout des amie "-/ Nisy vevav ray vadiko tiako izy ary tiany ka zaha.nefa misy olana eo agnivon' ny fiarahanay roe .izao ny olana nandeha nanao vancence taty aminy aminay izy . Nisy havany t...
tohiny
novalian'i Hents86 ny 02/03/2019 12:57
aljean
(
07/09/2018 21:27)
tiak anao bb
Iza no kara zany azafd naman rehetra...
tohiny
novalian'i aljean ny 08/09/2018 18:19
Freddyco
(
07/09/2018 11:15)
Tolotrasa En ligne ahazoana 300$ par mois minimum
Misy tolotrasa travail en ligne mety hahazoana 300$ isambolana, tsy sarotra ny atao fa juste mpartage fotsiny...raha liana dia mandefasa hafatra miafina na mcomente eto na tonga dia misoratra anarana ...
tohiny
novalian'i HoTanytsara ny 08/08/2019 11:42
hery
(
27/08/2018 18:03)
Miala tsiny fa amiko ny homosexualité dia...
Hitako hoe lasa resaka lava be indray ny tenin'ny Papa momba ny homosexualité tamin'ny journalistes iny. Marina fa nanindrona loatra ny fitenin'ny Papa ary efa nahitsin'ny Vatican kanefa ny vetin-ke...
tohiny
novalian'i Calinbrandon ny 23/10/2019 07:58
ketak
(
16/08/2018 09:06)
Mitady olona manana camion 1/2 journée
Bonjour
Mitady olona mitondra camion hafaka mi débarrasser entana (gorodona....etc) haterina mankany @ dépôt
pour une 1/2 journée.
Merci
06 77 19 34 63...
tohiny
novalian'i hery ny 19/08/2018 08:10
ketak
(
16/08/2018 09:03)
Mitady maçon eto Ile-de-France
Bonjour,
mitady maçon hanao tamboho eto ile-de-france
06 77 19 34 63
Merci...
tohiny
hery
(
13/08/2018 20:02)
andrana
andrana votoatiny...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/08/2019 19:11
ketak
(
12/08/2018 14:55)
MItady fille au paire
Mitady fille au pair.
Début: septembre 2018
20h /semaine
Chambre contre services
Argent de poche + ticket transport fourni
Tél: 06 51 19 34 63...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 18/07/2019 14:09
