Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
mpilaza444 ( 18/10/2018 08:42)
Site web hafa no misokatra nefa site hafa no notapena teo amin'ny barre d'adresse
Mahagaga ahy fa site iray fijeriko matetika no notapeko teo amin'ny barre d'adresse kanefa dia site web an'ny Saron Hotel no misokatra. Inona no atao hanesorana io site web mpanelingelina io. Fa liens... suite
répondu par elien8 le 22/11/2018 12:07
nygasysoafifameno ( 14/10/2018 22:38)
ANTSO AVO FANAIRANA FAOBE ATTENTION DANGER ALERTE GENERALE
ATTENTION ! DANGER ! ALERTE GÉNÉRALE ! ROUGE et MAXIMUM ! … ALERTE GÉNÉRALE PÉDAGOGIQUE et CITOYENNE qui dépasse les frontières pour ÉVITER la VIOLENCE… ... suite
répondu par elien8 le 03/11/2018 16:36
Felantsoa14 ( 13/10/2018 19:33)
lehilahy efa ho 50 taona nefa mbola manao masturbation normal ihany ve ?
Tsy dia mi-déranger ahy ity tranga ity kanefa hapetrako aminareo ihany ny fanontaniana. Manana sexualité mety amiko izahay mivady. Tsy isan'andro fa isak'izay manina ary rehefa manao dia tena farat... suite
répondu par ravonjison le 04/04/2019 06:14
Meva215 ( 09/10/2018 19:14)
Fifaninanana lahatsoratra
Ho antsika malagasy, mba tiako ho zaraina. Misy fifaninana lahatsoratra amin'ny teny frantsay izay ahafahan'ny rehetra mandray anjara. Ny lohahevitra velabearina amin'izany dia ny hakanton'Antananariv... suite
répondu par Ulrichandry le 10/10/2018 08:08
asa18 ( 28/09/2018 12:51)
FIANARANA TENY ANGILSY GRATUIT EN LIGNE
Maimaimpoana sady manome diplôme rehefa vita NY fianarana https://www.gymglish.com/r/referral/YDA6E5S ... suite
saho ( 28/09/2018 04:52)
Raha hanambady sinon mijanona celibataire
Hafatra ho anareo tanora Ny fianarana, ny fahaleovantena ara bola, efa matotra ve ianao eo amin ny fiainana na ady hatrehana Lazaiko eto hoe ady, tena izay no miseho rehefa tsy manjaka ny fitiavana I... suite
répondu par mirananirina le 24/11/2018 18:02
aljean ( 26/09/2018 19:10)
momba ny ordinateur
Ny vidy ordinateur zaha mba anaovako conexion ny tajoko taminy.Nefa atao pice telma izy de tsy ita lay pice sy lay reseaux .Zaha miezaka mizaha reglage reseaux tsy.Tena sahirana azafady ambara tor- ev... suite
BENEM ( 25/09/2018 08:12)
Ny perisily no tena tsara indrindra raha mila sopa...
Ny perisily no tena tsara indrindra raha mila sopapa ianao hatao fanafody ampangotrahina fotsiny tsy asiana siramamy de zay atao rano fisotro fa ohitanao fa madio ny rà.Ny rà ihany mantsy no fototry... suite
répondu par benem le 25/11/2019 08:12
BENEM ( 25/09/2018 08:08)
MALAGASY
NY TENA TSARA ALOHA DIA NY HOE MAHALALA NY FOMBA MALAGASY IANAO ALOHA SATRIA NY FIRENENNA REHETRA DIA SAMY MANANA NY FOMBANY AVOKOA Manarak'izay tazony izay fomba malagasy hitanao fa tsara sy mety ami... suite
répondu par benem le 08/11/2018 08:26
BENEM ( 25/09/2018 07:51)
sakafo ara pahasalamana
HOAN'NY OLOMBELONA REHETRA DIA NY MENAKA SY NY SIRAMAMY BE LOATRA NO MITARIKA NY TSY FAHASALAMANA Rehefa mikarakara sakafo dia tsara raha atao kelikely ny menaka ary indrindra ny menaka vita avy amin'... suite
BENEM ( 25/09/2018 07:36)
ny fiainan'ny malagasy amin'ny ankapobeny
Amin'izao fotoana izao dia hita sy tsapa fa tena tsy manana ny maha izy azy intsony ny tanora malagasy. - ny ankamaroany ny tanora dia tsy afaka mamorona asa hoan'ny tenany fa miankindoha amin'ireo mp... suite
répondu par mirananirina le 24/11/2018 18:37
Maellah ( 17/09/2018 19:00)
Fitokisana
Miarahaba e! Za ry reto mba saika angataka torohevitra oe ahoana kay no tena ahafantarana fa azo itokisana ny olona iray ra lay izy vao miresaka aminao voalohan'iny an! De misaotra mialoha e!... suite
répondu par rhaj0 le 24/09/2018 12:16
Vanderlax ( 17/09/2018 13:50)
Tantaran'Antanamalaza
Salama daholo o! Misaotra t@fandraisana teto @forum. MIsy zavatra mahaliana ahy mba itadiavako valiny sao re misy mahafantatra ato. Misy takelaka ity mikasika an'Antanamalaza Tsaravoninahitra, saingy... suite
répondu par Calinbrandon le 23/10/2019 07:44
rhaj0 ( 16/09/2018 15:50)
2000 taona lasa
.. izao fampianarana ao anaty Baiboly ao izao, nefa dia mbola misy manaraka izany ara-baki-teny ihany. ity izao no efa ela no malaza, fa mba tsy halazo dia aleo zaraina eto @ serasera eto http://www... suite
répondu par rhaj0 le 22/09/2018 20:36
tealala ( 14/09/2018 15:35)
Resaka kisoa
Salama aby, mba manitikitika ny saiko ry zareo. Tsy fadin'ny razantsika ve ny kisoa? Raha toa ka tsy fady izy dia inona no antony mahatonga ny vohitra 12 tsy azo hitondrana azy ireny? Nanomboka taona... suite
répondu par hery le 16/09/2018 18:34
rhaj0 ( 14/09/2018 14:00)
6000 taona lasa
Ho an'izay MAHAY an'io Baiboly io, ka mahay manao ny adisanina koa, dia ahatakatra tsara, fa araka ny Baiboly, dia tany @ 6000 taona, eny enina arivo taona lasa izay no teto an-tany i Adama sy Eva. S... suite
répondu par Strong3 le 30/11/2018 07:10
Steef ( 13/09/2018 05:45)
Ny famadihana
Mbola ilaina ve io fomba nentim-paharazana io raha amin'izao fotoana izao? Raha amiko manokana dia tsia ny valiny satria efa andron'ny fivoarana sy fandrosoana izao ka tsy ny fombafomba efa t@ taon-j... suite
répondu par naom le 17/09/2018 03:41
diasn0732 ( 12/09/2018 14:51)
masturbation
ahn ry zalah.mety ho inn ny vokadratsin ny masturbation eo am zazalahy vao misondrotra sy vao mialasakana... suite
répondu par dreamlover14 le 05/12/2018 21:38
RBNIR ( 11/09/2018 11:02)
MPITONDRA FIVAVAHANA MIROTSAKA HO FILOHAM-PIRENENA
Nahazo vahana tato ho ato : mpitondra fivavahana (na koa kristianina mafana fo) mirotsaka ho filoham-pirenena na koa tahakahakan'izany (satria voatendrin'Andriamanitra hoy izireo).... Raha ny baiboly... suite
répondu par benem le 08/11/2018 08:33
Rajasanagara ( 10/09/2018 19:56)
Famato, mbola misy mampiasa ve?
Mametraka fanontaniana aho an'izay mahay sy mahalala tsara ilay resaka. Mbola misy mampiasa famato ve @nareo eto? ... suite
répondu par Rajasanagara le 12/09/2018 06:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2993