lehilahy manoratra manambady aho ary aloan irahana... 
lehilahy manoratra manambady aho ary aloan irahanay sy le vadiko izan hoe aloan ifankatiavana voalohany mihintsy dia tantarako anazy lasako rhtr ts nisy niafina amzao anefa le lasako zay efa tss idiran am fiarahanay fona nh ilan ady amiko sy anovan vava mahery marihako fa le laasako eto oe niaraka tam olona naditra za dia nsaraka za s le olona nahita anazy dia niaraka zay dia nivady dia manontany aho inona mety antony itanisan lasako mety animba fiarahana v zan misaotra mamaly |
Valio |
Miverina eny ambony
Mahereza. Tsy misy atahorana zany fa mahaiza mifandefitra fotsiny nareo 2. Sady za vevavy miteny aminao fa fomban'ny vevavy mitsy zany oe mamerina ny lasanao reefa miady zay nareo |
Valio |
Miverina eny ambony
le lasako mihints ange noho entiny miady amiko isanandro eu zay tsitako atao isaraka v sa hoe ahona atao fa leo ady za na efa miezaka mandamina ary za d tsy enoiny mihintsy |
Valio |
Miverina eny ambony
mifampiresaha amim-pilaminana e .Fa aza ravaina ny tokan-trano |
Valio |
Miverina eny ambony
amiko lo mato, tanisainy foana ny lasanao Dia mety tsy hiterak fisarahana mints ngamb zan eh |
Valio |
Miverina eny ambony
Matetika rehefa mamerina ny lasa dia fahasarotampiaro izany. Na izany aza tsy tokony izay no ilana ady foana, fa amiko efa te hisaraka aminao izy dia mitady fika rehetra, satria mety tsy mahita afatsy izay izy hialana aminao.
Ary ianao angaha tsy mahalala ny lasany? Raha mahalala ianao na kely aza dia avereno aminy ihany koa izay. Amin’izay Mitovy ny baolina. |
Valio |
Miverina eny ambony
Mitovitovy tsika ry F3N4.
Par transparence sy franchise no mba nitantarako taminy ny lasako, izy aloha tsy nana lasa ratsy na dia efa niaraka t@ lehilahy vitsy2 aza satria izaho no nomeny ny fahadiovany. saingy ilay lasako no natao litania nandritra ny taona maro isak'izay misy ady kely.
Nisy fotoana nanaovako vav amihitsy hoe raha tsy zakanao ilay lasako dia mba manaova sipa koa ary dia mba 1 sy 1 tsika @ izay. Hitako otrany somary gaga izy dia nangina.
Mahagaga fa depuis an'izay tsy niady tamiko intsony. Natahotra ve ? tena nanao sipa ve ? Tsy haiko fa nilamina izahay hatreto |
Valio |
Miverina eny ambony
otrizay anao zay Dreamlover14 nataoko tamin fahatsorana nitatntarako azy za tsy mahafantatra lasany na ny kely aza sady ts ilaiko fantarina fa ts manatsar hoavy akory zn nts aiko tiny atao mamolaka v sa oe manao ratsy d mahana? |
Valio |
Miverina eny ambony