bonjour miarahaba antsika rehetra ato anatiny fandaharana ity !
misy hafatra avy aminy gazety hoe tsy misy deuxieme tours hono tonga dia vita ny élection présidentielle marina ve izany e ! sa ahoana? fa ny tena marina dia tokony hifandamina aloha na ankilany na ny ankilany fa tsy manao hambompo ihany zany