sakafo ara pahasalamana

1. BENEM ( 25/09/2018 07:51)
HOAN'NY OLOMBELONA REHETRA DIA NY MENAKA SY NY SIRAMAMY BE LOATRA NO MITARIKA NY TSY FAHASALAMANA
Rehefa mikarakara sakafo dia tsara raha atao kelikely ny menaka ary indrindra ny menaka vita avy amin'ny zava-maniry no TENA TSARA ampiasaina oh: menaka voanjo,tournesol,...... .FA TENA FADIO NY MIKARAKARA SAKAFO AMINA MENAKA AZO AVY AMIN'NY TAVI-KENA OMBY NA KISOA NA AKOHO na koa hoe lapoaly avy nanendasana hena kisoa dia misy amibiny ny menaka eo mifangaro amin'ilay tavin-kena teo dia avy dia tohizana anendasana zavatra hafa TENA TSY METY.
NA DIA MISY AZA NY VOLA AO ANTRANO DIA MANAOVA FANAHINIANA MIHITSY OE TSY ASIANA HENA NY SAKAFO FA OHATRA HOE ATAO VOAMAINA FOTSINY NA KOA HOA ANANA FOTSINY.
Ny siramamy indray dia tena tsara raha ohatra ahena be mihintsy.indray mandeha isan'andro raha azo atao rehefa misotro kafe na dité maraina iny hany dia izay.Fa io ihany koa dia tena mandoto ny ra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1562