Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Felantsoa14 ( 04/03/2019 17:22)
Lehilahy vs Vehivavy nampirafy
Ianareo lehilahy mihitsy no tiako hamaly eto fomba fijerinareo: Maninona ny vehivavy no voahenjika raha vao fantatra fa efa nampirafy ? fa ny lehilahy toa tsy voahenjika ? Kanefa anie ny hampirafesa... tohiny
Felantsoa14 ( 04/03/2019 17:13)
Karajia mikorontana be
Asa raha ho hota... tohiny
hery ( 02/03/2019 18:40)
Miara-mionona sy mifanotrona amin'i Sipagasy
Noho isika atambatry ny fihavanana na dia hoe betsaka aza ny tsy mifankahalala dia tsy hoe miara-mifaly amin'izay mifaly ihany fa miara-ory amin'izay ory ihany koa. Izany indrindra no anehoana ny ten... tohiny
novalian'i ikalamako ny 05/03/2019 11:12
elien8 ( 01/03/2019 15:11)
ok mercier...
ok mercier... tohiny
hery ( 17/02/2019 18:29)
Kolikoly eny amin'ny Aeroport Ivato
Rehefa tonga eny Ivato dia mitaintaina foana hoe ohatrinona indray no homena andry zalahy vao ho tafavoaka tsy misy rahoraho ny entana. Tsy maintsy lazaina fa misy zavatra tsy mety foana ka na dia zav... tohiny
novalian'i aldien2 ny 22/03/2019 07:48
racheldona ( 15/02/2019 12:19)
auteur-compositeur malgache
bonjour, j'aimerais savoir ce que vous pouvez me dire sur les artistes malgaches Qui sont à la fois, auteurs, compositeurs et chanteurs. J'en connais qu'un seul Nate Tex. Je viens de découvrir son ... tohiny
Tovorandria ( 14/02/2019 17:24)
Tsy Foza sy ravatomanga ve tokony hosamborina voaloha @ fanondranana bois de Rose?
Tsy rajoelina sy ravatomanga ve no nanondrana an tsokosoko ny ankabetsahan ny bois de Rose misy eto Madagasikara?? Moa ve tsy vidina bois de rose daholo ny nividianan drajoelina ny tranobe any Dubai,a... tohiny
novalian'i elien8 ny 04/03/2019 07:24
ramsert ( 08/02/2019 12:33)
tambavy fanalanjaza
slt!mba vonjeo ry reto f zh bevoka 2mois d tkn alaina d mb atoroy tapakazo hangalana azy!!... tohiny
saho ( 05/02/2019 07:27)
Taombaovao MG
Arabaina daholo, rahoviana ny taombaovao MG ry zareo amin ity taona 2019 ity Misy fihaonana ataon ny mpikambana serasera ve any MG Mba faniriana hihaona n y Mpikambana any MG Misaotra ho an izay mama... tohiny
novalian'i hery ny 07/04/2019 22:05
Tovorandria ( 28/01/2019 18:10)
ny hamerina ny satro boninahitr i ranavalona 3isa namidin drajoelina t@ tetezamita ve no laharam pahamehana sa ny ikitikitika ny Rova?
D laharam pahamehana ve ny fizestiavana hanamboatra ny Rova nohon ny hamerina ny Satroboninahitr i Ranavalona namidy t@ tetezamita??? Sa kosa mbola mikaroka zvt ao @ Rova ho amidy ao Frantsa toy io Sa... tohiny
rhaj0 ( 24/01/2019 12:12)
Rainisolelaka
Ho anao izay te-hirotsaka @ izany gvt izany... Io izany mety hoe, sahala @ (hauts-)fonctionnaires rehetra ihany, dia (tsy maintsy) miasa ho an'izay lany eo eee... Fa diniho ny Tantara ee... Jereo ry... tohiny
rhaj0 ( 23/01/2019 12:01)
Ny tanana zatra mivonkona ve ...
Itony izany ny revin'ny mpanao coup d'état ee... Tanana zatra mivonkona ve mety ... https://www.facebook.com/110737512937738/videos/583208032126365/... tohiny
Corail ( 21/01/2019 19:40)
Mitady ny horonan-tsary (vidéo clip) n'i Mishah "ty hira ity"
Miarahaba tompoko , izaho dia mitady mafy ny clip video an'i Mishah "ty hira ity" sa izay hafa hananany fa tsy mety mahita mihitsy a , misaotra mialoha tompoko... tohiny
Tovorandria ( 20/01/2019 07:39)
An iza io fiara Cadillac Escalad nitondra an drajoelina???
Fiara faran izay lafo vidy tokoa naneran tany ny fiara cadillac escalad nitondra n-an drajoelina teny mahamasina, ny mpanefoefo indrindra any @ tany mandroso no manana io fiara io toa an DOnald Trump,... tohiny
Tovorandria ( 12/01/2019 20:15)
Fa politikan inn no misy eto dago???
Nilaza sahady ny mpitondra tenin i rajoelina fa azy ireo ny majoritaire Parlamentaire ary afaka manendry praiminisitra rajoelina nefa ny fifidianana depute aza ts mbola nisy , tsy sanatri akory io Ma... tohiny
hery ( 12/01/2019 08:15)
Manaraka ny lojika
Raha tena hoe nisy ny hala-bato kosa dia tsy tokony hizesta eo anatrehan'Andriamanitra [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d4f676e60a6b855348037887758a4c56.jpg][img]http://forum.serasera.or... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:25
Ratehindraibe ( 09/01/2019 12:37)
Recherche d'emploi à l'étranger
Bonjour groupe, Offres parues dans le net affirmant que MITADY OUVRIERS SY MANOEUVRES (CANADA) SATRI POPULATION VIEILLE NY ANKAMAROANY ANY ... TS MILA DIPLÔME ETC FA RESAK ENDURRENCE PHYSIQUE,ESPRI... tohiny
Tovorandria ( 08/01/2019 19:34)
Ho ritra @ zay ny harem pirenena malagasy
Koa satria ilay olona efa zatra mpandainga sy mpangala bato no lany d ho avy@ zay ny fivarotana ambongadiny ny harem pirenena malagasy andoan io Rajoelina io ny vola tsy toko tsy forohana lany t@ prop... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:16
AndKam ( 07/01/2019 15:06)
Fananganana orinasa eto Madagasikara
Manolotra ny arahaba amin'ny mpikambana rehetra ary dia tsy hadino ny mirary soa sy fahombiazana ary fahasalamana amin'ity taona vaovao ity. Saika mba hanontany anareo mpikambana aho fa mila fanampin... tohiny
RBNIR ( 07/01/2019 08:27)
TRATRY NY TAONA 2019 INDRAY
Samy tratry ny taona 2019 daholo indray, Ho taona hitondra fahasoavana feno ho an'ny tsirairay anie ity taona vaovao ity... Ary mirary koa raha mirary mba hiposaka amin'ny isam-batan'olona amin'iza... tohiny
novalian'i AndKam ny 07/01/2019 15:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3069