resaka asa...

1. melloS ( 23/03/2019 14:20)
mb mila fanampina kely ah ho an'izay afak manampy.
mb inona kay ry zareo le asa atao en ligne,, reny? mafantatra olona manao azy reny iany ah fa saingy ts mb mety manoro zareo fa D faly m'zesita fotsiny oe mandray Euro sy dollars...

misaotra mialoha ho an'izay mamaly...????
2. Simonsleila42 ( 24/04/2019 15:01)
zay no tsy maha tsy avotra zay olona anontanianao, mba mahita kely dia tsy manome infos. tsy mahafantatra an'io loatra ny tena fa misy tokoa io saingy diniho tsara satria misy fake fotsiny ary misy manambaka satria asainy mandoa vola ianao mi s'inscrire na mody hoe handefasana ny documents ilainao. tsy misy vola be miracle zany fa matoa tsy betsaka no manao dia ao raha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5759