tambavy fanalanjaza

1. ramsert ( 08/02/2019 12:33)
slt!mba vonjeo ry reto f zh bevoka 2mois d tkn alaina d mb atoroy tapakazo hangalana azy!!
2. elien8 ( 09/02/2019 05:46)
bonjour
fanahona ianao no manao any zao kay tsifantatrao fa ilay olona ao anatiny kibonao io misy hasina
3. Mannhery ( 28/02/2019 07:49)
Azafady ry se fa lasa voalefako indray ny hafatrao a! Misaotra ny fahatsoranao!
Tsy mety anky ny manala zaza (Ramsert) a! Na dia tsy irinao lay izy dia raiso ankafaliana fa mitovy amin'ny mamono olona anie izany e! Toro-hevitra ataoko anao dia ifampiresaho tsara amin'ny nanananao azy aloha, fa ndrao izy vonona ny hangalaky anao. Courage ndry
4. mirananirina ( 14/03/2019 12:38)
Nahoana no hisotro tambavy izany? Manatona dokotera dia any mahalala tokony atao. Fa aza manaonao foana @ izany tambavy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1736