Azafady ry se fa lasa voalefako indray ny hafatrao a! Misaotra ny fahatsoranao!
Tsy mety anky ny manala zaza (Ramsert) a! Na dia tsy irinao lay izy dia raiso ankafaliana fa mitovy amin'ny mamono olona anie izany e! Toro-hevitra ataoko anao dia ifampiresaho tsara amin'ny nanananao azy aloha, fa ndrao izy vonona ny hangalaky anao. Courage ndry