Efa misy ny tononkalo azo henoina

1. hery ( 23/03/2019 07:43)
Ho an'izay tsy nahatsikaritra dia misy tononkalo vitsivitsy azo henoina ao amin'ny vetso.serasera.org
Mbola vao zato mahery eo aloha no vita fa rehefa mamaky tononkalo sasany ianareo dia misy azo hihainoana azy ery ankavanana ery.
Ohatra ity
http://vetso.serasera.org/tononkalo/ravonjison-herizo/ny-lalako
2. Ulrichandry ( 24/03/2019 13:19)
Mahafinaritra ny asa vitanareo ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5347