Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
saho
(
05/02/2019 07:27)
Taombaovao MG
Arabaina daholo,
rahoviana ny taombaovao MG ry zareo amin ity taona 2019 ity
Misy fihaonana ataon ny mpikambana serasera ve any MG
Mba faniriana hihaona n y Mpikambana any MG
Misaotra ho an izay mama...
tohiny
novalian'i hery ny 07/04/2019 22:05
Tovorandria
(
28/01/2019 18:10)
ny hamerina ny satro boninahitr i ranavalona 3isa namidin drajoelina t@ tetezamita ve no laharam pahamehana sa ny ikitikitika ny Rova?
D laharam pahamehana ve ny fizestiavana hanamboatra ny Rova nohon ny hamerina ny Satroboninahitr i Ranavalona namidy t@ tetezamita???
Sa kosa mbola mikaroka zvt ao @ Rova ho amidy ao Frantsa toy io Sa...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 02/02/2019 18:54
rhaj0
(
24/01/2019 12:12)
Rainisolelaka
Ho anao izay te-hirotsaka @ izany gvt izany...
Io izany mety hoe, sahala @ (hauts-)fonctionnaires rehetra ihany, dia (tsy maintsy) miasa ho an'izay lany eo eee...
Fa diniho ny Tantara ee... Jereo ry...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 14/02/2019 17:28
rhaj0
(
23/01/2019 12:01)
Ny tanana zatra mivonkona ve ...
Itony izany ny revin'ny mpanao coup d'état ee... Tanana zatra mivonkona ve mety ...
https://www.facebook.com/110737512937738/videos/583208032126365/...
tohiny
novalian'i zonytsiahy ny 24/01/2019 11:12
Corail
(
21/01/2019 19:40)
Mitady ny horonan-tsary (vidéo clip) n'i Mishah "ty hira ity"
Miarahaba tompoko , izaho dia mitady mafy ny clip video an'i Mishah "ty hira ity" sa izay hafa hananany fa tsy mety mahita mihitsy a , misaotra mialoha tompoko...
tohiny
novalian'i calin.brandon ny 29/08/2019 07:17
Tovorandria
(
20/01/2019 07:39)
An iza io fiara Cadillac Escalad nitondra an drajoelina???
Fiara faran izay lafo vidy tokoa naneran tany ny fiara cadillac escalad nitondra n-an drajoelina teny mahamasina, ny mpanefoefo indrindra any @ tany mandroso no manana io fiara io toa an DOnald Trump,...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 22/01/2019 22:16
Tovorandria
(
12/01/2019 20:15)
Fa politikan inn no misy eto dago???
Nilaza sahady ny mpitondra tenin i rajoelina fa azy ireo ny majoritaire Parlamentaire ary afaka manendry praiminisitra rajoelina nefa ny fifidianana depute aza ts mbola nisy , tsy sanatri akory io Ma...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/01/2019 17:37
hery
(
12/01/2019 08:15)
Manaraka ny lojika
Raha tena hoe nisy ny hala-bato kosa dia tsy tokony hizesta eo anatrehan'Andriamanitra
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d4f676e60a6b855348037887758a4c56.jpg][img]http://forum.serasera.or...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:25
Ratehindraibe
(
09/01/2019 12:37)
Recherche d'emploi à l'étranger
Bonjour groupe,
Offres parues dans le net affirmant que MITADY OUVRIERS SY MANOEUVRES (CANADA) SATRI POPULATION VIEILLE NY ANKAMAROANY ANY ... TS MILA DIPLÔME ETC FA RESAK ENDURRENCE PHYSIQUE,ESPRI...
tohiny
Tovorandria
(
08/01/2019 19:34)
Ho ritra @ zay ny harem pirenena malagasy
Koa satria ilay olona efa zatra mpandainga sy mpangala bato no lany d ho avy@ zay ny fivarotana ambongadiny ny harem pirenena malagasy andoan io Rajoelina io ny vola tsy toko tsy forohana lany t@ prop...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:16
AndKam
(
07/01/2019 15:06)
Fananganana orinasa eto Madagasikara
Manolotra ny arahaba amin'ny mpikambana rehetra ary dia tsy hadino ny mirary soa sy fahombiazana ary fahasalamana amin'ity taona vaovao ity.
Saika mba hanontany anareo mpikambana aho fa mila fanampin...
tohiny
RBNIR
(
07/01/2019 08:27)
TRATRY NY TAONA 2019 INDRAY
Samy tratry ny taona 2019 daholo indray,
Ho taona hitondra fahasoavana feno ho an'ny tsirairay anie ity taona vaovao ity...
Ary mirary koa raha mirary mba hiposaka amin'ny isam-batan'olona amin'iza...
tohiny
novalian'i AndKam ny 07/01/2019 15:02
hery
(
06/01/2019 08:56)
Nofoanan'ny Fitsarana Avo ny valim-pifidianana
Noho ny tsy fanarahan-dalàna sy mangarahara nataon'ny Vondrona manokana sy mahaleotena mikarakara ny fifidianana dia nofoanan'ny Fitsarana avo ny fifidianana. Izany no niseho tany Kenya tamin'ny fifi...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 07/01/2019 11:51
hery
(
04/01/2019 16:20)
Nahoana no mbola Ravalo sy Rajoelina no tafa 2e tour?
Anisan'ny mahavaka ny saiko mihitsy io fanontaniana iray io. Efa 36 be izao ny kandidà nirotsaka. Nisy tamin'ny karazany avy, artista, pasitera, avocats, mpamboly, olontsotra sns, nefa dia mbola Rava...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 04/01/2019 18:53
tovorandria
(
03/01/2019 04:51)
Voavidin-dradomelina vola daoly hatr@ Prefet n ´Antananarivo
Fa hono a, fa maninona no sakanana ireo olona izay maneho ny heviny sy te hampahafantatra ny vahoaka ny tena zava nisy nandritry iny fifidianana iny???
Tonga marobe teny ireo vahoana t@ sabotsy , nila...
tohiny
novalian'i hasnfan ny 04/01/2019 15:11
Tovorandria
(
27/12/2018 18:19)
Ry malagasy,sahia mijoro manohitra ny tsy fahamarinana, fanjakan devoly no misy eto
D efa voahozona mintsy ve ny vahoaka malagasy d io rajoelina mpangalatra,pandainga, mpandroba io no itondra azy,???
Miantso ny malagasy rehetra hitsanga tsy hanaiky ny halatra be vava vitan io rajoel...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 01/01/2019 11:50
aldien
(
24/12/2018 06:35)
Comparatif mampihomehy entre 2 personnes
ALEO ASIANA BLAGUE KELY FA MAFANAFANA LOATRA
: COMPARATIF MAMPIHOMEHY A Sy B
A > olona tsotra, raiamandreny, ary hita hoe manana tra-kefa, matotra ary enditra
B> Mbola tanora, ; kanefa mbola tsy di...
tohiny
novalian'i Tiagasikara ny 31/12/2018 21:49
aldien
(
20/12/2018 21:23)
Voilà comment je traite les étrangers qui n'ont pas leur place là-bas à Madagascar!
Tsiory, citoyen Malgache, patriote, vivant au Canada, et ancien de Berkeley University!!!
J’ai quitté Madagascar peu après 2010 (vous devinerez pourquoi) et me suis installé ici au Canada avec m...
tohiny
novalian'i charminggirl5 ny 16/03/2020 06:47
Tovorandria
(
20/12/2018 19:11)
ity vô ho ady goavana, tsy hisy hanaiky rajoelina bois de Rose zany eo
Aiza ny fitondram panjakana sy ireo CENI @ ireo karazana hala bato reetra t@ fifidianana??? Aza mody fanina ianareo, marina fa efa novidin i Andry bois de Rose vola daôly nareo fa ny masina tompoko ...
tohiny
Tovorandria
(
20/12/2018 08:50)
Rajoelina fanetriben ny tany, hala bato bevava nataony
Jereo ao @ you Tube ary tsindrio ny hie '' FIJOROANA VAVOLOMBELONA ADMINISTRATION CIVILE ', Ary ambarao ny hevitrao @hala bato goavana nataon io Foza io ...
tohiny