Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mpilaza444 ( 15/04/2019 06:08)
Mpanera raharam-pitsana
Manao ezaka be dia be amin'ny ady amin'ny tsya fahamarinana isan-karazany ny fitondran'Andriamatoa Andry Rajoelina ankehitriny. Tsy misy maharatsy izany. Raha ny fahitana azy ankehitriny dia ho hentit... tohiny
rhaj0 ( 13/04/2019 12:23)
ny Ho Avy
The Rise of NO RELIGION https://www.nytimes.com/2019/03/27/opinion/is-trump-good-for-trump.html Ka hijapy ny lamasinin'ny HO AVY sa mbola higoboka ao @ tsy-fahalalana-de-l'an-zero-du-moyen-orient ao... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/08/2019 00:14
hasina34 ( 11/04/2019 17:42)
Re: Mieux vaut voir la vie sur le long terme
Misoatra nanoratra sy nanoro fa tena manampy betsaka ny nataonao. Ny tena marina dia isola Malagasy Mahayana, try dia mifanoro, try mifanampy, fa maika aza mifamingana si mifanoro-vohana eto fotsiny. ... tohiny
RBNIR ( 11/04/2019 06:08)
IZAY VAO TENA VOAPOROFO FA AFO BE MARINA ILAY TROU NOIR FA TSY (LAVA MAINTY ARA-BAKITENY.....
Izay vao tena hita porofo marina fa tena AFO BE marina ilay TROU NOIR fa tsy (lava-mainty ara-bakiteny)..... Io ny sary navaoka ofisialy tamin'ny 10-04-2019 https://www.futura-sciences.com/sciences/... tohiny
fahamaroprisca ( 09/04/2019 14:04)
mangataka fifanampiana
saika mba hangataka sosonkevtra avy ami narew,,,, 18ans za no manoratra,,, resaka filière ,,,,, afaka bacc teo za,,, de hianatra eny ambaratonga ambony,,, serie D,,, vaw afk za de tonga de noteneniny... tohiny
saho ( 08/04/2019 09:43)
Lalandrano madio sy malotoRano mikoriana etsy sy ...
Lalandrano madio sy maloto Rano mikoriana etsy sy eroa na renirano na rano amin ny paompy fanja na koa Loharano Tiana ny fivoarana kanefa ny fahadiovana no voalohankarena ry zareo Raha maloto ny mano... tohiny
mahafadrahona ( 03/04/2019 16:24)
fitiavan vehivavy
Ahoana no fomba ahalalana fa tia anao ny zazavavy iray ,ary ny hoe tena fitiavana ve sa fitiavana namana no asehony... tohiny
harisoa32 ( 01/04/2019 08:57)
Raha hianatra ata Franksa, aza oba mifidy an'ireny ecole privées ireny ary koa, aleo tse manantía betsaka fa efa niova be att!
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
harisoa32 ( 30/03/2019 20:02)
Aleo misafidy tsara toreana hianarana any ivelany any fa tsy izy rehear no tsara!
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
harisoa32 ( 26/03/2019 12:46)
Aza mano aotran'ahy: mahaiza mifidy toerana hianarana tsara!
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
novalian'i hasina34 ny 01/05/2019 08:06
harisoa32 ( 26/03/2019 12:45)
Torohevitra amin'ny hôpital any ivelany
Victime d'une supposée erreur médicale, il ne veut plus se faire opérer à la Réunion ! Mardi 27 Mars 2012 - 07:57 Idriss Tahaibaly a 48 ans, il vit au Tampon. Opéré en juin 2010 d'une banale he... tohiny
harisoa32 ( 26/03/2019 12:26)
Aleo misafidy tsara toreana hianarana
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
melloS ( 23/03/2019 14:20)
resaka asa...
mb mila fanampina kely ah ho an'izay afak manampy. mb inona kay ry zareo le asa atao en ligne,, reny? mafantatra olona manao azy reny iany ah fa saingy ts mb mety manoro zareo fa D faly m'zesita fots... tohiny
harisoa32 ( 23/03/2019 13:18)
Mpianatra aty LaFrantsa sy Belgique: ny fijeriko ny mianatra aty, ny tasa sy ny ratsy
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahi no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
hery ( 23/03/2019 07:43)
Efa misy ny tononkalo azo henoina
Ho an'izay tsy nahatsikaritra dia misy tononkalo vitsivitsy azo henoina ao amin'ny vetso.serasera.org Mbola vao zato mahery eo aloha no vita fa rehefa mamaky tononkalo sasany ianareo dia misy azo hih... tohiny
harisoa32 ( 21/03/2019 19:59)
Mpianatra tay Frantsa: ny fijeriko ny imantara aty
zaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahi no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo ... tohiny
novalian'i elien8 ny 22/03/2019 04:55
Tovorandria ( 20/03/2019 21:28)
Fa fitondrana inn ity eee?????
Atao daholo ze fomba reetra amongorana ny tsy eo @ fitondrana toa an dra8, d atao daholo n1 ny fika2 reetra angalarana @ ity fifidianana depute oavy ity, tena fitondrana ry b molotra sy ry bois de ros... tohiny
hery ( 10/03/2019 12:01)
Nodorana indray re ny toaka gasy e
Mahalasa saina ihany ny fanakanana ny famokarana toaka gasy. Marina aloha fa tsy voafehy izy ireny, na ny dôziny na ny zavatra ao anatiny. Misy tokoa ny toaka gasy tena mamono mihitsy satria misy zav... tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2019 11:45
hery ( 10/03/2019 11:38)
Resaka momba ny soatoavina
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png[/img][/url] Tsy vao tato ho ato fa... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 23/04/2019 11:28
hery ( 06/03/2019 20:18)
Application tononkira
Apetrako eto ihany ho an'izay tsy mandeha n'aiza n'aiza :-p Efa nivoaka indray ny version 1.15 tamin'ny application tononkira malagasy izay misy hira 8890 Ao amin'ny Google Play Store no hakana azy ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1182