saika mba hangataka sosonkevtra avy ami narew,,,, 18ans za no manoratra,,, resaka filière ,,,,, afaka bacc teo za,,, de hianatra eny ambaratonga ambony,,, serie D,,, vaw afk za de tonga de noteneniny zokinay we ao ami medcine ony miantr de nalef mo ny dossier de afk,,, nef ts faniriko akory ny ho any,,, rhf niatr taw ary za de tsapako fa tena matsiaro mijaly satria le izy ts passionako,,, fa hoe ao ony tsy mba maha chomeur zany,,,, volana 1 no laniko taw de tapa kevitr za ny hiala taw fa hitako fa ts manavanana ahy ny svt ,,,,,, économie no efa faniriko sady hitako mety amiko indrindra ilay micalcul,,,, teo amizay ny olana,,,, niady zahay sy io zokiko io fa hoe ony tsy ahitana asa ny any ami économie,,, no sady nandrahona ahy izy hoe hifankahita afk 5ans,,,, marary be ny saiko nandinika anilay teniny,,, tiny hanaw dokotera za fa any ony no ts maha chomeur nf lasa par intérêt fotsn,,, za nf fa ts nanatrik cour tany tsn,,,, de ny saiko tsy mety mitsy ,,, matahotra ny hanenina za amizany,,,, ka zai no ilako fanampina aminarew ze mahita fa tena vaky ny lohako tompoko |