masturbation 
diasn0732 - 12/09/2018 14:51
|
![]() |
rhaj0 - 06/10/2018 14:04
|
![]() - rahefa mi-matsirobe eo izy, dia mahatsapa ary lasa mahay sy mahalala ny tenany. Ary tsara akoriny azany izy raha mahita tsirony @ izany. Natioraly io ary normal. Ny mifanohitra @ izany no loza.. - natioraly io filàna io, fa raha poretina na raràna, dia vao mainka manimba: --- (psychologique) raha tsy avelanao ohatra, dia lasa mahatsairo diso izy, na hoe mihevitra fa ratsy izany sex izany --- (physiolgique) raha ny vatany, dia mila avoaka ilay miboiboika ao (release), fa tsy priatina hihidy ao Fa raha mieritreritra indray ianao hoe, ny @ "moral" na valeur an'ny fiaraha-monina.. Raha Kristiana aloha ianao, ka ny Kristianisma moa efa fantatra ihany fa manana fihevitra maneritery ny fivelarana ara-tsex, dia hieritreritra tokoany hoe tsy tokony atao io. Fa ny lazaiko anao, dia tsarovy ary aza hadino mandrakizay intsony, fa ny problema dia ny Kristianisma fa tsy ianao na ilay zaza na ny resaka sex. |
melloS - 19/10/2018 12:27
|
![]() indrindr rah matetik le iz, zan oe las fahazaran zan iz @io fotoana io... ary hiaraha malala ian ngamb fa sarotr ny miala @ zan fahazaran zan eh! |
Sendratiana - 31/10/2018 07:06
|
![]() tsar ny masturbation saingy ny voka-dratsin'izy sarotra ilana rhf zatr manao ilay izy. |
rhaj0 - 31/10/2018 09:49
|
![]() Ny mety hoe "ratsy" fotsiny dia, toa ny zava-drehetra ihany, ohatra hoe misakafo.. raha mangahazo foana no hohanina isan'andro mihiratra dia ... lasa "ratsy". Fa dia variété-n'ny fahitana fafiny ny matsirobe f'aza aratsiana eee... T@ resaka tatsy @ fivavahana/finoana, dia nampifandraisin'ny Kristiana (sasany) @ fampianaram-baiboly ny matsirobe, ary dia lazainy fa fahotana. Fa io ho'a dia averiko foana ee.... Fantaro ary aza adino mandrakizay fa: - TSY ny matsirobe no olana, - tsy izay manao matsirobe no olana, - fa ilay Kristianisma (sy ny notion-na sex asisikany ao @ Baiboly) no olana. |
rvsn5 - 14/11/2018 14:03
|
![]() "vao tafiditra membre tonga dia aty @ masturbation hihihihi" |
mirananirina - 24/11/2018 18:17
|
![]() |
dreamlover14 - 05/12/2018 21:38
|
![]() Ilay firaisana ara-nofo amiko dia tena voajanahary ary @ mammifères dia ireto no manao sexe hahitana fahafinaretana : Olombelona, Soavaly ary Dauphin Izaho tena kristianina pratiquant fa izaho no anisany manohitra ilay fisainana kristianina milaza hoe fahotana ny firaisana ara-nofo sy ny fakana fahafinaretan'ny nofo amin'io. Ireto ny arguments hanamafisako fa amporisihan'ny Baiboly ny firaisana ara-nofo : I Kor 7, and 5 : "Aza misara-pandriana hianareo, raha tsy amin'izay andro sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa mbola hiraisanareo fandriana indray mba tsy hakan'i Satana fanahy anareo noho ny tsi-faharetanareo." I Kor 7, and 34 : "Ary tsy mitovy koa ny vehivavy manam-bady sy ny virijina. Ny vehivavy tsy manam-bady mitandrina ny an'ny Tompo, mba ho samy masina avokoa ny tenany sy ny fanahiny; fa izay manam-bady kosa dia mitandrina ny an'izao fiainana izao mba hahafaly ny lahy." Ireo fotsiny dia teny mamporisika ny olona hiray ara-nofo ary hifanome fifaliana sy fahafinaretana. Koa raha tsy manambady moa ilay olona ka mila fifaliana ara-nofo, inona no misakana azy tsy hanao masturbation ? Raha atao batisa na batemy ny olona dia diovina satria nanota, satria notorontoronina t@ ota, tsy midika akory izany fa fahotana ilay firaisana ara-nofo fa ny tena dikany dia hoe efa mpanota daholo ny razantsika tany aloha tany ka mila diovina izany fahotana izany eo @ fanaovam-batisa satria na ireo ray aman-dreny koa aza dia efa nanota ka mila diovina ny zanany izay notorontoronina olona 2 efa nanota fa tsy hoe olona 2 efa niray ara-nofo. Aleoko lavitra manao masturbation ny tanora lahy sy vavy toy izay hanaonao foana @ mpivaro-tena na @ izay lehilahy tsy fantatra mandalo eo. |