You are here: home > Forum

fitiavako sy fitiavany

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : fitiavako sy fitiavany
Valiny : 2
aljean - 08/09/2018 19:07
Bon jour tout des amie "-/ Nisy vevav ray vadiko tiako izy ary tiany ka zaha.nefa misy olana eo agnivon' ny fiarahanay roe .izao ny olana nandeha nanao vancence taty aminy aminay izy . Nisy havany taty kay tao izy no nipetraka .
tiako izy ary tena nankatia anaha koa izy nifankatia izay.7andro nahay nafy ny fitiavana ka .Niteny izy hoe: ino atao? .Niteny zaha hoe:tsy aiko! namaly izy ataontsika fomba ofisialy .namaly zaha mety zay .Niteny izy hoe:samy volagna amiray aman-dreny samy nilaza tamin'ny aby zahay .2erinandro pare papa sy ho izy .namaly zaha tsy met ho zaha ,fa nagnino ?ho izy zaha zaigny mbola h'ianatra .tomany izy, tambitambezina izy nomeko vola 200000ar nalefa mody izy fa mbola resena lahatra mama ho fa matokisa .nody izy rehefa nody izy niantso izy kay nanotany hoe:manankory zay bb? nitapahako ilay phonne nariako lay pic .kanefa tiako izy fa tsiako ataoko.alan'ny mama zahay miaraka .nefa tiako izy tiako mama.nisy jery zaha efa mama no itako ,efa be fo vao nahita izy.
Valio | Miverina eny ambony
f3n4 - 11/11/2018 09:08
rhf ti enao dia tiavo izy fa nareo tompon ftiavanareo nef rhf mandray fanapahakevtra dia taterah atram faran mb ts isin nenina aveo
Valio | Miverina eny ambony
Hents86 - 02/03/2019 12:57
Ny fitiavana ts mahay mihemotra fa mahasahy miatrika ny ho avy, raha nandroso enao dia ho nilefitra ihany mamanao, kanefa nandratra ny tinao no nofidianao dia rano tsy hay averina koa izay.
Valio | Miverina eny ambony