Forum.topic_not_accessible
Lisitry ny lohahevitra
Antson'ny fo
(
Hafatra 0)
Dia rehefa tena hitady namana akaiky kokoa ianareo dia ity forum ity ampiasaina. Ato ihany koa valiana. Raha misy mariazy raikitra na zaza teraka dia mba ampidiro amin'ilay hoe Vavolombelona :)
Natao ho an'ny mitady namana ihany ity lohahevitra iray ity.
Raha azo atao dia mba mametraka solonanarana hahafahan'ny namana mamaly anao.
Hafatra farany AlanBrowning ny 18 andro lasa
Artista sy Hira
(
Hafatra 0)
Tsy nataoko hoe zava-kanto satria malalaka be izany. Eto no hanaovanao ny resaka momba ny artista sy ny hirany.
Hafatra farany paragraphsake ny 8 andro lasa
Nosokafana manokana ho an'ny Diaspora malagasy. Ahitanareo izay mety ho resaka azo atao momba ny gasy any andafy.
Hafatra farany clara167 ny 16/10/2024 03:04
Eritreritra mandalo
(
Hafatra 0)
Eto no ametrahanareo lahatsoratra, eritreritra, zavatra tianareo hozaraina amin'ny namana.
Hafatra farany hildlikeo ny 21 andro lasa
Fahasalamana
(
Hafatra 0)
Fahampalalam-baovao sy torohevitra ary dinidinika momba ny fahasalamana. Raha misy dokotera ato amin'ny namana dia isaorana manokana amin'ny fandraisana anjara ato amin'ity dinika iray ity.
Hafatra farany Wilderman ny 27 andro lasa
Fanabeazana
(
Hafatra 0)
Eto no ifampidinihan'ireo efa ray aman-dreny momba ny fanabeazana ny zanany. Na koa ho an'ireo izay manabe tanora.
Hafatra farany Nav ny 29/06/2024 17:33
Fanatanjahantena
(
Hafatra 0)
Dinika sy adihevitra momba ireo taranja rehetra @ fanatanjahantena. Ny fitantanana sy ny ministera sy izay spaoro rehetra.
Hafatra farany yasminalouis640 ny 04/03/2024 11:40
Fety sy fihaonana
(
Hafatra 19596)
Nanaovana lohahevitra manokana ny fety sy lanonana mety hihaonan'ny namana. Raha manana hetsika na fety mety hihaonana ianareo dia ampidiro ato.
Hafatra farany alex32 ny 19/08/2022 16:23
Fiaraha-monina
(
Hafatra 0)
Ireo tora-po ara-piarahamonina. Olana sy vahaolana. Fisehoan-javatra andavanandro azo zaraina amin'ny namana.
Hafatra farany EmilyChung ny 28 andro lasa
Fiarakodia
(
Hafatra 0)
Resaka momba ny fiarakodia. Ho an'ireo mpitia fiara-kodia. Fizarana traikefa. Vahaolana teknika. Fanovana na fanamboarana fiarakodia. Vaovao momba ny fihaonan'ny mpitia fiarakodia.
Hafatra farany Rehousingpackers142 ny 04/07/2024 10:05
Firariantsoa, Fankaherezana
(
Hafatra 4905)
Toerana hametrahana ny firariantsoa ho an'ny namana nahazo fahasoavana, tonga tsingeritaona nahaterahana, fifankaherezana amin'ny sarotra. Eto ihany koa no hifampiarahabana amin'ireo namana vao tonga.
Hafatra farany Al1princi ny 20/10/2020 02:07
Tsy haiko izay iheveranareo ny atao hoe fitiavana sy ny vokany. Fa raha manana hevitra momba izany ianareo dia tongava ato.
Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona.
Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.
Hafatra farany NovaLindgren ny 28 andro lasa
Fivavahana, finoana
(
Hafatra 0)
Mazava ho azy ny lohateny. Ato miresaka momba ny fivavahana sy ny mombamomba azy. Ny fanontaniana rehetra mipetraka... sy ny valiny.
Hafatra farany jojo-bebe ny 1 andro lasa
Hatsikana sy lalao
(
Hafatra 55733)
Mandrapahatongan'ny site hatsikana dia azonareo apetraka ato aloha ny hatsikana fantatrareo.
Hitsikiana.
Hafatra farany alex32 ny 01/07/2022 06:18
Hoy ny gazety
(
Hafatra 4514)
Vaovao na sombim-baovao nalaina tamin'ny gazety. Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet) nakàna azy.
Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet)
Ny hevitra voalohany rehetra dia tsy maintsy lahatsoratra avy amin'ny gazety.
Hafatra farany malagasyinaustraliacanada ny 22/04/2020 08:50
Hoy ny lalàna
(
Hafatra 2201)
Dinidinika momba ny tranga idiran'ny lalàna sy ny fitsarana. Fanazavana ireo lalàna tsy mazava. Irariana ny hidiran'ireo mpahay lalana ato.
Hafatra farany wendynow ny 29/03/2021 04:46
Informatika
(
Hafatra 0)
Ireo resaka rehetra mikasika ny informatika. Na logiciel na hardware sy ny sisa... mizar� talenta eto.
Aza adino fa azonao atao koa ny mandeha ao amin'ny infogasy.net mampiasa ny solonanarana@serasera.org sy ny tenimiafina. Ny solonanarana sy ny tenimiafina dia ilay fampiasanao eto amin'ny serasera.
Hafatra farany bekeanloinse23 ny 29/08/2024 02:36
Kolotsaina
(
Hafatra 0)
Ato no ametrahana ireo dinidinika mikasika ny kolotsaina malagasy. Ny maha-malagasy rehetra izay voaraikitra ao anatin'izany kolotsaina izany. Lalao, dihy, fombafomba sy ny sisa.
Hafatra farany ZentoGod ny 27 andro lasa
Momba ny serasera.org
(
Hafatra 0)
Eto no hametrahanao ny tsikera na ny fankasitrahana ny takelaka. Hanampy be dia be anay ny filazanao izany eto fa aza matahotra mihitsy. Tsiky dia ampy.
Hafatra farany cluckblast ny 22 andro lasa
Ato kosa indray no ametrahanao ireo adihevitra politika isankarazany... ho hita eo ihany na politisianina koa ny namana.
Hafatra farany RethaWisozk ny 10 andro lasa
Resa-behivavy
(
Hafatra 0)
Resaka natokana ho an'ny vehivavy ihany ny ato. Dia miala tsiny ho an'ny lehilahy izay mety hahazo teny maharary amin'ny andriambavilanitra ary raha mijerijery ato.
Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona.
Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.
Hafatra farany pigkang ny 10/09/2024 08:37
Resa-dehilahy
(
Hafatra 0)
Ato no ahitana ireo resaka mikasika ny lehilahy na momba ny inona na momba ny inona. Aza misalasala. Ary ianareo vehivavy aza mijerijery ato sao menatra.
Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona.
Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.
Hafatra farany Eld24 ny 30/08/2024 18:52
Ento no hitafantsika izay rehetra mahakasika ny sakafo. Hifanolorana fomba fahandro, sakafo mahavelona sy mahasalama.
Vaovao mahaliana sy mahafinaritra ary mahasoa momban'ny sakafo ihany koa.
Mazotoa (homana) ary tompoko !
Hafatra farany hery ny 01/05/2023 11:07
Sarimihetsika
(
Hafatra 3322)
Indrindra indrindra resaka manokana momba ny sarimihetsika malagasy. Fantatro fa misy mpilalao sarimihetsika vitsivitsy ato ka hahafally azy izany.
Hafatra farany RUZ9 ny 25/02/2021 07:45
Soso-kevitra
(
Hafatra 0)
Eto no ametrahana sy hahitanao ireo soso-kevitra rehetra momba ny takelaka serasera.org rehetra. Ato mantsy izy mba azo asiana valiny.
Hafatra farany tableglozing ny 19 ora lasa
Takelaka mahaliana
(
Hafatra 0)
Apetraho ato ny takelaka mahaliana anao dia araho fanazavana sy izay antony mahaliana anao momba azy.
Tsy toerana fanaovana dokambarotra akory ity fa fizarana fotsiny.
Voarara ny
Dokambarotra be fahatany
Fanaratsiana be fahatany
Hafatra farany hezadome ny 02/08/2023 18:20
Tetikasa sy vinavina
(
Hafatra 0)
Eto no ametrahana ireo tetikasa (projet) sy vinavina mety hiaraha-manao ho an'ny namana. Aza misalasala miantso ny namana hiara-midinika sy milaza izay fanirianao ato.
Hafatra farany hery ny 17 andro lasa
Toekarena amin'ny ankapobeny. Rehefa mampiditra politika tsinona dia tsy maintsy mampiditra toekarena fa sao dia...
Hafatra farany Kioslap ny 20/08/2024 04:56
Tontolo iainana
(
Hafatra 0)
Resaka momba ny tontolo iainana eto Madagasikara
Hafatra farany Wilderman ny 29 andro lasa
Tsetsatsetsa tsy aritra
(
Hafatra 0)
Raha misy zavatra mahaliana na mahatsikaiky na manafitohina any amin'ny toerana misy antsika tsirairay any, ka azo iadian-kevitra, dia ampidiro eto e ! Raha tsy azo sokajiana ho ao anatin'ireo lohahevitra hafa efa misy mazava ho azy :)
Hafatra farany RanEli ny 12/04/2024 12:34
Vaovao tselatra
(
Hafatra 2191)
Lazao eto ny vaovao maika tokony holazaina na avy eto Madagasikara na avy any andafy. Vaovao tianao holazaina amin'ny namana sy ny mpitsidika rehetra.
Hafatra farany harisoa32 ny 09/08/2019 12:25
Vavolombelona
(
Hafatra 4049)
Izay zavatra tianao hozaraina amin'ireo namana hafa afaka mamaky ity forum ity. Ato no ilazao azy.
Hafatra farany charminggirl4 ny 07/12/2019 05:21
vetso.serasera.org
(
Hafatra 0)
Ato no ahitana ny soso-kevitra mikasika ny site http://vetso.serasera.org izay misokatra ny 3 Oktobre 2003
Hafatra farany Fonengo ny 03/08/2024 15:56
Resaka momba ny fikolokoloana zaridaina, voninkazo, zavamaniry... fifanakalozan-kevitra momba ny teknika fambolena voninkazo sy ny sisa.
Hafatra farany yasminalouis640 ny 04/03/2024 11:48