Vady

1. edon ( 26 andro lasa)
Inona atao mba azakana toetra rats sy vehivav tia mamal2 vady.tia manome ten tsy voahevitra..ka inona atao mba ialany amin'izany .fa zao tia anafay azi.mb atrapahany fa tsy meti zavtra ataony io.
novalian'i hery ny 24 andro lasa
2. hery ( 24 andro lasa)
Tsy misy afatsy ny fifampiresahana ihany. Tsy vahaolana ny famaizana ary mety vao maika hiteraka zava-doza. Ny vady dia olombelona mitovy zo sy adidy aminao fa tsy hoe zavatrao manokana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1713