Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
endriny
(
07/03/2018 03:18)
Inona indray re izao no resaka ho ataon’ny mpitondra fivavahana manoloana ny antsojay mahazo ny Malagasy e
Sa mbola variana mikarepoka ny raki-pisaorana omen’ny Totabe?...
suite
répondu par davidduke le 29/03/2018 07:25
rhaj0
(
05/03/2018 16:50)
Inona aby ny sitrapo sy sitrak'Andmntra - ary inona aby no TSY izy
dia miara-mahita fa rehefa misy zava-mitranga, na tsara na ratsy, na mahafinaritra na mahatsiravina, dia misy foana ny milaza, mitory fa hoe "sitrak'Andrmna" na koa "sitrapon'Andmntra" HONO izany.
N...
suite
répondu par endriny le 17/04/2018 13:07
Ajnal
(
04/03/2018 08:46)
Resaka sport tsara indrindra nefa tsotra raha haka forme
salama daol ry namana a! inona kay ny sport tena mety nefa tsotra azo atao raha te haka forme fa za maita ny tenako oe otra lasa tavy be fotsiny fa tsy misy forme mihitsy a,ndraindray ah mb manao jogg...
suite
rhaj0
(
25/02/2018 16:31)
Ny porofo fa misy Andrmntra
Aleo atokana atao mazava mihintsy ity fa zava-dehibe loatra.
Ka efa narosoko ity "porofo" iray ity, nefa moa tsy mbola mety confirmer-n'i Gasy1zay, ka dia aleo tsongotsongoina ihany i Gasy1zay, ngo d...
suite
répondu par endriny le 08/03/2018 16:05
Dreamlover14
(
22/02/2018 01:54)
Cimetière
Nifanaraka i Claudine sy Christine fa hiaraka hivoaka alina handeha @ boite ny zoma alina. samy nahazo autorisation tany @ vadiny avy. Nony handeha hody tany @ 3 maraina tany naka taxi, samy efa mamo ...
suite
répondu par rosekely le 11/04/2018 08:29
rhaj0
(
20/02/2018 20:31)
Ny Lakile-n'ny Fahasambarana
ka i Gasy1zay moa toa manana ny formule-n'izy io, ka dia zarao aminay eto azany eee.....
suite
répondu par rhaj0 le 07/03/2018 20:56
endriny
(
14/02/2018 17:00)
Fivavahana sy politika. Hetsiky ny mpitondra fivavahana
Miala any indray ry mpanakorotana. Rehefa ianareo ve no mitarika sy manohana fanjakana an-salama-be ry mpitondra fivavahana, dia tsy maninona ary tsy politika izany.
Fa raha ny miaramila no mba manan...
suite
répondu par endriny le 25/03/2018 12:56
endriny
(
14/02/2018 13:59)
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra hoy Jesosy sy Coco
Tao anatin'ny Coco dia nisy nampihariny tokoa io ety an-tany tahaka ny any an-danitra io: Nisy mpihira malaza iray, izay nalaza rehefa avy namono ny namany mpamoron-kira. Ka rehefa tonga tany an-danit...
suite
répondu par endriny le 17/04/2018 12:47
tahiana.dafy2015
(
14/02/2018 13:07)
North and Center
Salama daholo ô! Iza no mpankafy an'ny tarika North and Center ato ?
https://www.youtube.com/watch?v=i8nI2F8OjdA...
suite
meloman102
(
14/02/2018 12:11)
omby masiaka
nisy vazaha mpizahatany nandalo taty dago dia nitsidika tsenan'omby iray tany amin'ny faritr'i fianarantsoa iny! akory ny hatairany fa saika hanoto azy ty omby anankiray, dia mba niteny zany ilay guid...
suite
répondu par Ajnal le 03/03/2018 19:00
meloman102
(
13/02/2018 13:46)
Te hiteraka lahy
Slt jiaby! inona no mety hevitra na fika mahomby ra te hiteraka lahy?...
suite
répondu par mirananirina le 23/02/2018 18:56
lantoratsida
(
13/02/2018 12:46)
Kivy ve ianareo?
Miarahaba ny Diaspora rehetra,
Naheno vaovao ratsy t@ hainoaman-jery aho herinandro vitsivitsy izay hoe toa misy misandoka ka maka vola any aminareo anefa dia tsy araka ny tokony ho izy akory ny fampi...
suite
répondu par mirananirina le 23/02/2018 18:34
alexandra32
(
09/02/2018 10:32)
zavatra interessant
Ry namana Malagasy rehetra,
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ...
suite
alexandra32
(
08/02/2018 11:23)
MITADY COMPTEUR ELECTRIQUE
URGENT – RECHERCHE COMPTEUR ELECTRIQUE
Nous recherchons un compteur qui puisse supporter le fonctionnement simultané d’appareils électriques de 4000 voire 5000 watts.
Dans le cas échéant, nous...
suite
répondu par andc646 le 18/04/2018 22:28
alexandra32
(
08/02/2018 11:23)
MITADY COMPTEUR
Nous recherchons un compteur qui puisse supporter le fonctionnement simultané d’appareils électriques de 4000 voire 5000 watts.
Dans le cas échéant, nous recherchons une personne connaissant un...
suite
alexandra32
(
08/02/2018 11:19)
URGENT – MITADY COMPTEUR ELECTRIQUE MATANJAKA
Nous recherchons un compteur qui puisse supporter le fonctionnement simultané d’appareils électriques de 4000 voire 5000 watts.
Dans le cas échéant, nous recherchons une personne connaissant un...
suite
alexandra32
(
08/02/2018 06:06)
resaka friperie
Ry namana Malagasy rehetra,
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ...
suite
répondu par tavo le 17/08/2018 03:08
alexandra32
(
07/02/2018 11:20)
mila mailo @ ny mpiasa trano ireny fa mitendrema
*****
fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!!
******?
Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary veh...
suite
répondu par mirananirina le 23/02/2018 18:39
RBNIR
(
06/02/2018 13:34)
"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"
https://www.sciencesetavenir.fr/espace/astrophysique/il-se-passe-quelque-chose-au-centre-de-la-galaxie_34718
Eritrereto ange hoe inona no hitranga rehefa mitombo hatrany ny activité an'io trou noir ...
suite
répondu par RBNIR le 21/03/2018 15:37
alexandra32
(
05/02/2018 07:25)
Mila mailo @ ny mpiasa trano ireny fa mitendrema
*****
fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!!
******?
Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary veh...
suite
répondu par alexandra32 le 09/02/2018 18:19
