You are here: home > Forum

Resaka sport tsara indrindra nefa tsotra raha haka forme

Lohahevitra : Fanatanjahantena
Fitohizan'ny hafatra : Resaka sport tsara indrindra nefa tsotra raha haka forme
Valiny : 0
Ajnal - 04/03/2018 08:46
salama daol ry namana a! inona kay ny sport tena mety nefa tsotra azo atao raha te haka forme fa za maita ny tenako oe otra lasa tavy be fotsiny fa tsy misy forme mihitsy a,ndraindray ah mb manao joggin ian fa tena ts mety nefa rah vô mikotrana mafy be de lasa mavesatra be ny tenako.
Valio | Miverina eny ambony