Anjara sa lahatra sa safidy? 
nalsonrazakariasa2015 - 11/06/2018 17:24
|
![]() |
fanaikyfenitra - 11/06/2018 20:43
|
![]() Lahatra ve?ye lahatra koa satria na toy inon Fanirina Hiaradalana rehf ts voalahtr oe miarak dia misarak ho azy Safidy ve?indrisyyyy tsy safidy mints, raha mba afaka nisafidy tretrika avokoa ny olondrehetra. Anjara ny fanambadiana ozy aho. |
rhaj0 - 11/06/2018 21:46
|
![]() - safidinao ny hitia azy, ary safidiny ny hitia anao .. raha ny tokony ho izy: tsisy an-tery io. Ary TSY misy izany "être imazinera" any ho any izany, na hoe "pensée mazika" any ho any, ka hoe izany no nampiaraka anareo (t)ao, fa nareo roaroa dia ianareo roaroa ao ihany no erany - safidinao ny hahatsara hatrany, hampamety hatrany ny fiarahanareo roaroa ao. Safidina(re)o ny hiezaka ao, safidina(re)o ny fanapaha-kevitra ny hirosoana sy hihemorana ao. Hadihadio sy halalino ny anton'ny hetsika rehetra fa "misy antony" io, fa tsy eo indray dia hoe, misy izany "être imazinera" izany any ho any, na hoe "pensée mazika" any ho any, ka ireo no nampi(s)araka anareo, fa dia tena nareo roaroa dia ianareo roaroa ao ihany no erany. Matetika no rahefa tsy manana contrôle @ fiainana ao, rahefa TSy mahatakatra mandalina ny fandehan-javatra, dia mivaralila, ary dia mihevitra solution facile, na réponse facile, hoe, misy izany "être imazinera" izany any ho any, na hoe "pensée mazika" any ho any, ka izany no nitondra ny fi(s)ainanao ao. Fa dia izay eee : nareo roaroa dia ianareo roaroa ao ihany no erany. Ary safidy io. |
nalsonrazakariasa2015 - 12/06/2018 10:08
|
![]() Manontany tena mihitsy aho hoe iza amin'ireo, izy telo miaraka izany no izy? |
booboo - 12/06/2018 15:49
|
![]() |
Norohasina4 - 12/06/2018 16:48
|
![]() |
mirananirina - 12/06/2018 18:48
|
![]() |
nalsonrazakariasa2015 - 13/06/2018 10:36
|
![]() |
Rt.JOSVAH - 13/08/2018 05:58
|
![]() Ka mahaiza misafidy sy maka ny tsara sao eny an-tanana vao anary ny anjara ka ny lahatra no omena tsiny rehefa any afara! |
BENEM - 29/09/2018 06:56
|
![]() |