Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsanta1994
(
30/10/2017 12:13)
ny lalana
miarahaba tompoko.
Izaho sy ny reniko dia niaraka nipetraka foana.Matetika anefa no miady izahay.MISY fotoana moa dia alainy daholo ny entana dia lasa mandeha any izy.Rehefa marary nefa izy ny tena...
tohiny
miniella
(
27/10/2017 14:13)
fangatsiaham_po ara-panahy
azafady afaka msy manome valiny haingana ndridra ve momba ny fangatsiahampo ara panahy, ny famaritana, antony, vokany, fisorohana, zavatra atao rehefa efa tratrany; m
misaotra tompoko
...
tohiny
endriny
(
27/10/2017 05:02)
Nadeha aloha andeha hiasa fa tss
Tena tsy mety amin'ny fitadiavako ilay manangana fiangonana hanangonana rakitra sy 1/10, dia aleoko mampijaly tena miasa 5 andro. Indraindray aza mbola mitondra asa mody.
Mazotoa daholo e...
tohiny
novalian'i endriny ny 01/11/2017 06:08
benie
(
25/10/2017 23:46)
Fialana @ „nationalité malagasy“
Miarahaba daholo tompoko,
Saika anontany raha misy mahalala na „concerné“ hoe firy andro na volana kay ny faharetan‘ny fialana @ maha malagasy ra toa ka hahazo sy handray „nationalité“ ha...
tohiny
rabaradaka
(
25/10/2017 07:24)
Hay vehivavy mitapy kay iny
Iza moa ilay ramatoa mpilaza vaovao tamin'ny télé iny ka lasa filohan'ny fikambanan'ny mpitondra taxi ? Vehivavy efa lalaovin'ny olona sady kentrina mihitsy, ny vody zaraina, ny tena lasa mpitondra ...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 25/11/2017 12:50
rabaradaka
(
25/10/2017 07:19)
D'où vient le budget de campagne ?
Manodidina ny 350 milliards Fmg no vola efa vononahiatrehan'ny MAPAR ny fifidianana rehetra. In-droa na in-telon'izany ny an'ny HVM. Avy aiza ireo vola ireo? Ataovy mazava aloha izay vao aroso ny fifi...
tohiny
novalian'i aristolain ny 15/12/2018 12:36
rabaradaka
(
25/10/2017 07:13)
Potika ny ENAM
Fa dia mitampina inona loatra ny mason'ny mpitondra no jerena fotsiny ny adalan'ny mpitantana sy ireo Directeurs ao amin'ny ENAM ?
Nytena moa tambanivohi-dahy dia tsy mahalala zavatra fa hay moa mando...
tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 17/12/2017 14:53
rabaradaka
(
25/10/2017 07:09)
Boda ny lohan'ingahy Filoha hajaina mamim-bahoaka Rajaonarimampianina
Sahiran-tsaina sy very hevitra ny Filoha hajaina mamim-bahoaka Hery RAJAONARIMAMPIANINA. Mankany ivelany, olon-tsotrano mandray fa tsy mbola noraisin'ny Filoha (Allemagne sy Angletera), eto amintsika ...
tohiny
novalian'i BENEM ny 25/09/2018 08:28
tianabeloo
(
25/10/2017 05:49)
Fikambanana terak'i Rainizafimanga sy Rasoavel
Aody o!
Miala tsiny ety am-boalohany manonona anarana fianakaviana tsy an'ny tena fa omen-kaja omem-boninahitra re tompoko raha misy mahita izao hafatra izao ianareo.
Ny anton'izato topic dia izao :...
tohiny
tealala
(
25/10/2017 05:09)
Noravaina ny lalàna ao amin'ny TV
Efeziana toko 2 : 15[b] tao amin'ny nofony no nanafoanany ny Lalàna be didy amam-pitsipika[/b], mba hanakambanany antsika roa tonta ho olom-baovao iray ao amin'ny tenany...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/11/2017 11:38
fanamozikaly
(
22/10/2017 17:29)
Mitady ny mpihira sy ny lohatenin-kira
Miarahaba ny mpiserasera, mba te hanontany aho hoe misy mahalala an'ity hira ity ve isika ? Somary malefaka ilay hira, nefa ohatran'ny maheno an'i zoky Silo aho amin'ny ilay feo ka sao misy mahalala, ...
tohiny
mbisou
(
20/10/2017 05:33)
telephone sony ericsson w910i
bjr dol o!!!! saik mb antani sod mb mis mait mpivartr sony ericsson w910i ret nareo azfd ...
tohiny
gasy1zay
(
18/10/2017 16:27)
Iza nareo no efa nahita ny videon'i Andres Bissoni t@ youtube
Ahoana ny hevitrareo @ ito :
https://www.youtube.com/watch?v=PEgoItDo_ew...
tohiny
novalian'i Miharena ny 31/10/2017 05:16
RBNIR
(
18/10/2017 07:12)
FANTARO NY FAHAMARINANA
Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe:
« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24)
Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia T...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/11/2017 09:06
Tianabeloo
(
17/10/2017 06:33)
FIVAVAHANA (Kristianina, silamo, jiosy, zokiny, zandriny...) vs FOMBAN-DRAZANA
Satria malaza ny valan'aretina "peste", satria mifanesy ny vaovao ratsy sy ny korontana teto @firenena.... Dia mivoaka ny adi-hevitra hoe : lasa sakana @fampandrosoana sy fiadanana eo anivon'ny firene...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/11/2017 19:56
RBNIR
(
16/10/2017 12:34)
INONA NO ANTON'NY VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA!!!
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=zXmdk1uhUUE[/youtube]...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/10/2017 07:13
Kerika
(
14/10/2017 18:18)
Ahoana marina NY hoe; Matotra e?
Otrany tena tsy hay intsony ny marina
@ lay hoe matotra aho.
Satria tia milalao aho,
Tia sangisangy sy be vazivazy.
Mahatanteraka tsara ny andraikitro tsara ihany koa aho
Mora tezitra nefa mahay man...
tohiny
Ajnal
(
12/10/2017 16:22)
Ranom-pitiavana
cucu daolo ry tia resa-behivavy fotsy varavarana. mb nanokatra page ray tato am serasera.org re aho de nahita an'izany ranom-pitiavana zany de mb in ny fandraisanareo an'izany???????????????????
:-) ...
tohiny
novalian'i Ajnal ny 01/07/2018 13:48
willychan410
(
11/10/2017 08:06)
Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara....
Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara....
tohiny
novalian'i Aandrianina1 ny 14/05/2018 04:45
veloma
(
11/10/2017 04:18)
Fampianarana informatique
Miarahaba ny mpiserasera rehetra
Mba mila fanampiana @ resaka fandaharam-pianarana @ lafiny informatique ho an'ny mpianatra 7 taona ka h@ 12 taona!
Mankasitraka antsika rehetra!...
tohiny
