Fikambanana terak'i Rainizafimanga sy Rasoavel

1. tianabeloo ( 25/10/2017 05:49)
Aody o!

Miala tsiny ety am-boalohany manonona anarana fianakaviana tsy an'ny tena fa omen-kaja omem-boninahitra re tompoko raha misy mahita izao hafatra izao ianareo.

Ny anton'izato topic dia izao : sao isika ato misy mahafantatra ary manana contact (mail no tena tsara) hahazoana an'ingahy SERGE RATSIMBA-RAJOHN (mbola miala tsiny ihany manonona anarana) izay mpandrindra ny tranokalan'ny fianakaviana ARF kay azafady?

Misaotra sahady, mirary soa antsika rehetra. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.5937