Te hiteraka lahy

1. meloman102 ( 13/02/2018 13:46)
Slt jiaby! inona no mety hevitra na fika mahomby ra te hiteraka lahy?
2. mirananirina ( 23/02/2018 18:56)
Eo @ ilay andron’ny ovulation (14j) iny dia andro 2 aoriany izany hoe eo @ 14,15, 16 iny matetika sûre fac lehilahy. Raha ao aloha indray matetika vehivavy. Mihinana sakafo be potassium koa na lahy na vavy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2085