You are here: home > Forum

Herintaona taorian'ny nididina GEU

Lohahevitra : Fahasalamana
Fitohizan'ny hafatra : Herintaona taorian'ny nididina GEU
Valiny : 0
Sasha RP - 02/02/2018 13:54
italic textMiarahaba ny rehetra
Izaho dia renimpianan-kaviana manan-janaka iray ,vao jerintaona lasa izay no nodidina aho(GEU) ilay izy. Iza aminareo no mba manana toro hevitra mety hahasoa ahy ato? Ny zavatra tokony ho atao sy ny tsia!
Ezahiko atao fohifohy fa afaka manontany ahy ny mpintsompitsony koa ianareo raha misy mahaliana
Dia misaotra indrindra ho an'izay mamaly
Valio | Miverina eny ambony