mitady mpanao trano eto frantsa 
Salama tompoko o, Mitady mpanao trano (macon ) na autoentrepreneur eto Frantsa aho , izay liana de afaka miaramiasa isika . Antsoy aho aotra enina raika amby efapolo telo amby roapolo douze zero 5. Misaotra mialoha |
Valio |
Miverina eny ambony