Fomba famaritana ny pension alimentaire rehefa misy fisaraham-panambadiana

1. mpilaza444 ( 21/08/2017 12:30)
Mahaliana ahy ny mahafantatra ny famaritana ny pension alimentaire. Mpiasam-panjakana mantsy aho ka tiako ho fantatra hoe firy isan-jato na ohatrinona no tsoahina amin'ny karama rehefa misara-panambadiana. Sa izay ifanarahana?

Raha toa ka ilay vehivavy no nahavita hadisoana dia mbola mahazo pension alimentaire foana ve izy.? Roa ny zanakay ka raha maka iray aho dia mbola mandoa pension alimentaire foana ve?
2. soa.tiana ( 21/08/2017 13:30)
Miankina @ fifararahana eo @ ray sy reny, tsy voatery ho y fitsarana no hanapaka azy .
Fa azo atao à l'amiable io ar tsy asina tatara be : Satria ny ankizy no tsinjovina

mpilaza444:

Mahaliana ahy ny mahafantatra ny famaritana ny pension alimentaire. Mpiasam-panjakana mantsy aho ka tiako ho fantatra hoe firy isan-jato na ohatrinona no tsoahina amin'ny karama rehefa misara-panambadiana. Sa izay ifanarahana?

Raha toa ka ilay vehivavy no nahavita hadisoana dia mbola mahazo pension alimentaire foana ve izy.? Roa ny zanakay ka raha maka iray aho dia mbola mandoa pension alimentaire foana ve?
3. mpilaza444 ( 26/08/2017 07:56)
Mba valio raha mahalala.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1084