Hevitra bizna any dago

1. alexandra32 ( 20/07/2017 19:47)
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha any Dago any.
resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode
pièce fiarakodia na koa pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), mbola azo atao hoe malalaka; marina fa hoe be investissement fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola maro
sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka
manao jus natoraly, fromage blanc
manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé
resaka tour mécanique; betsaka ny vola ilaina fa izay aloha une fois vita, dia saosy eeee


Izay aloha ny hevitro fa izay manana hevitra dia afaka mametraka koa. mehereza daholo eeeeee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.217