Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
magali628
(
22/03/2017 10:17)
famelomana an-tsehatra tantara nosoratan'i Dox
mila autorisation ve na fepetra tokony arahina raha hanao théâtre @reny oeuvres ana mpanoratra malaza reny? ny anay zao sombintantara nosoratan'i Dox no saika atao ka mba manontany izay mba manana ...
suite
endriny
(
21/03/2017 13:40)
Andao antsointsika amin'ny tena anarany aza i Jesosy e
Miady mafy dia mafy ny namana sasany amin'ny tokony hiantsoana an'i Jesosy amin'ny tena anarany.
Marina ny azy satria na ilay anarana fotsiny aza dia efa ifanaratihan'ny samy fiangonana ny fiantsoana...
suite
répondu par endriny le 12/04/2017 14:27
endriny
(
21/03/2017 04:49)
Jesosy sy ny mpianatra mifandinika manao forum
Hoy i Jesosy tamin'izay: " Efa ho avy ny andro andehanako ka aiza no tianareo atantsika miaraka faraparany"
Petera: "Fa andeha ho aiza ianao ry Mpampianatra?"
Dia hoy i Jesosy namaly azy hoe: "Andeha ...
suite
répondu par endriny le 24/03/2017 05:30
RBNIR
(
17/03/2017 11:02)
INONA NO TANJON'NY FORUM???
Amiko manokana dia ity....
« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamari...
suite
répondu par joshhawleyloanfirm le 06/10/2017 16:16
gpdaniel072
(
16/03/2017 13:07)
mony gomina
ho anarew rehetra ze be mony n ho lazaiko anity torohevtr ity -_- ,ra te anala mony enaw de izaw n atao-kosehina @ tanana isanandro ny tarehy de ho itanaw fa ho afaka ny moninaw,de ra mi6 tasy indray ...
suite
répondu par Nihal le 30/03/2017 07:36
jayil12
(
16/03/2017 09:44)
Ranomaso
Ahoana ny hevitrareo momba ity teny iray ity?
"Mariky ny fitiavana lalim-paka ny lehilahy iray ny ranomasony mirotsaka manoloana ny fisarahana @olo-tiana..."
Misy vehivavy mahatsapa an'izany ve ato?...
suite
répondu par Aandrianina1 le 14/05/2018 05:32
Anni
(
16/03/2017 08:06)
Hasarotam-piaro
Salama daholo,
Ny vadiko saro-piaro be t@ko teo aloha teo.
Izao izy anefa milaza fa tsy saro-piaro @ko intsony.
Mety ho marina ve izany? Dia inona no mety ho antony?
Misaotra @ hevitra...
suite
répondu par nalsonrazakariasa2015 le 12/06/2018 10:19
Anni
(
15/03/2017 13:53)
Mitady vahaolana fa manana olana ara tokatrano
Salama daholo,
Misaotra mialoha@ faharetana mamaky. dia miala tsiny fa somary lavalava ilay tantara.
Vehivavy mananbady aho ary niteraka 1 izahay, misedra olana ny tokantranonay…
Ra fehezina dia e...
suite
répondu par SINCER7 le 13/05/2020 13:56
steviray
(
15/03/2017 07:06)
simba ny tontolo iainana
Iza no mahatsapa fa simb ny tontolo iainana vokatry ny teknolojia.
Zary las mrona any @economie avokoa ny olobelon.
Met mbl azo sorohan v zn??...
suite
répondu par dadasy le 15/03/2017 07:38
YAHOAVAO
(
14/03/2017 13:58)
ANARAN'ANDRIAMANITRA
Fa mpanao ratsy ve A/tra e?
Ny mpanao ratsy mantsy no miovaova anarana be; nefa jereo fa anarana maro samy hafa no iantsoan'ny olona azy. Ka ny mpanao afera maizina no miovaova anarana be mba tsy ahaf...
suite
répondu par RKjeanclaude le 21/03/2017 11:18
YAHOAVAO
(
14/03/2017 13:37)
IZA ILAY ANARANA TOKANA AN'ILAY ZANAK'ANDRIAMANITRA?
Efa mande be ny resaka @ zao fa hoe: TOKANA ny anaran'ilay zanak'A/tra.
Iarahamahalala moa fa JIOSY (HEBREO) Izy;
Dia iza ary no tokony ho anarany:
JESOSY ve???
JESOA ve???
JESUS ve???
IESOUS ve???
...
suite
répondu par RA TAN le 18/05/2017 02:49
famenohasambarana
(
14/03/2017 13:13)
iza no efa nanangan-jaza fa tsy afaka niteraka?
Mba mangataka fijoroana vavolombelona na toro-hevitra mahakasika ny fanangan-jaza fa efa nitsabo tena fa tsy misy hevitra intsony hoy ny dokotera fa fananganan-jaza sisa no làlana ahazoana zaza.Manka...
suite
répondu par ilafy le 10/09/2017 08:27
irakiraka
(
14/03/2017 09:11)
Mba zarao Tenin'Andriamanitra nahakasika anao androany ee
"L’Éternel, L’Éternel, Dieu miséricordieux et compatissant, lent à la colère, riche en bonté et en fidélité, qui conserve son amour jusqu'à mille générations, qui pardonne l'iniquité, ...
suite
répondu par bor2lais le 20/03/2017 11:41
RKjeanclaude
(
11/03/2017 12:47)
diso ny hoe:"basy atifi-kavana....."
diso ny hoe: " basy atifi-kavana, tsy asoko fa arangaranga". Tia havana ka na n'inona n'inona fifandirana, tsy miafara amin' ny fifamonoana izany. Ka ny tena izy dia"basy atifi-kaza ny ahy, tsy asoko ...
suite
répondu par 201007jacky le 13/07/2017 05:21
ravatorano
(
11/03/2017 07:31)
aiza ho aiza marina tokoa moa izao ny fandehan ilay fanadihadihana momba ny raharaha tany Antsakabary ireny
Raha ny vahoaka voalaza fa namono ireo polisy roa izay tonga nanao"enquête" sy"nanotra"'izay tsisy afaka tena hanaporofo an'izany aloha fa minoa fotsiny ihany hihihih) dia efa nisy dimy no voatazona ...
suite
répondu par endriny le 24/03/2017 13:20
kaela22
(
10/03/2017 17:53)
bevohoka nefa tsy mbola tsy te iteraka faha roa
Bonsoir
Manana olana raha misy afaka hanampy.
Za vehivavy 25 ans mariée avec ub enfant d 1 an et 2mois.
Avy niteraka za tsy niverina ny regle.ako raha tsy nanao fanabeazana aizana nefa tsy zakako le ...
suite
répondu par Mbohely le 18/02/2019 00:34
rhaj0
(
08/03/2017 12:21)
Andro Iraisam-Pirenenea Ho An'Ny Vehivavy
Ny fetin'ny Vehivavy dia ny mba hiadiana ho an'ny ZO-ny. Na hatrany @ tany mandroso azany, dia tena mbola tsy mitovy Zo @ lehilahy ny vehivavy.
Izany no misy dia satria... ilay "tradition chretienne"...
suite
répondu par RKjeanclaude le 28/03/2017 07:40
Herilanto777
(
07/03/2017 13:40)
Rivo-doza Enawo
Miasa ve ny 08 Marsa? ...
suite
TatianaNoum
(
07/03/2017 12:22)
Fika kely azahoana vola raha hiainga avy any Paris
[BON PLAN ] Vous envisagez de partir pour Antananarivo depuis Paris ? Une startup vous proposer de rentabiliser votre trajet tout en rendant service aux particuliers.
Le concept est simple :
1. Vous...
suite
endriny
(
06/03/2017 16:35)
Andriamanitra iray tokoa ve no ivavahan'ny kristianina sy ny Ombiasa?
I Flacourt sy ry Robin aloha teo aloha tamin''ny andro mbola nisalaka ny Malagasy dia nandalina fa Atra iray ihany no ivavahan'ny Malagasy rehetra nihaona taminy. Ary io Atra io dia toa ilay Atr'i Mos...
suite
répondu par endriny le 22/03/2017 09:54
