simba ny tontolo iainana

1. steviray ( 15/03/2017 07:06)
Iza no mahatsapa fa simb ny tontolo iainana vokatry ny teknolojia.
Zary las mrona any @economie avokoa ny olobelon.
Met mbl azo sorohan v zn??
novalian'i dadasy ny 15/03/2017 07:38
2. dadasy ( 15/03/2017 07:38)
steviray:

Iza no mahatsapa fa simb ny tontolo iainana vokatry ny teknolojia.
Zary las mrona any @economie avokoa ny olobelon.
Met mbl azo sorohan v zn??


Tsy ny tontolo iainana ihany fa ny tontolo rehetra mihitsy! Eny fa na dia ny tontolon'ny fanoratana aza! Jereo fotsiny ange io fomba fanoratanao io e, dia hita fa tena nosimbain'ny teknolojia tokoa! Ka toa anao, izaho koa mahatsapa fa na dia teo aza ny vokatra tsara nentin'ny teknolojia, dia nanimba zavatra maro ihany koa izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1148