Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0
(
03/03/2017 17:35)
Tonga indray ity ny Paka
Ary dia ampatsiahivin'ny mpandinika indray ilay "fivavahana fahiny" (tao akaikin'ny ranomasina mediterannee) izay mivavaka amina Andrmntra, izay
- lehilahy,
- olombelona fa Andrmntra koa,
- teraka avy...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/04/2017 12:44
endriny
(
03/03/2017 06:49)
Minisitry ny atitany Amerikanina nitaingin-tsoavaly nandeha niasa
Iza ary no mba minisitra na depiote malagasy hitaingina posy andeha hiasa?...
tohiny
endriny
(
03/03/2017 06:18)
Andao hanampy an'Antsatabary Befandriana noho ny hetraketraky ny Polisy
Manentana antsika rehetra hitondra izay foy eny @ Jovenah rehetra akaiky antsika.
Olona 1400 mahery, zaza amam-behivavy ( satria efa nogadraina daholo ny lehilahy) no nodorana trano sy fananana. Ao a...
tohiny
novalian'i RKjeanclaude ny 10/03/2017 19:05
irakiraka
(
01/03/2017 09:35)
L'Enlèvement
Inona ny hiseho @izany fotoana izany. Mialohan'izany fotoana izany. Aorian'izany fotoana izany.
Maro ireo namantsika tsy mahalala. Isika koa ndraindray mety varina ihany. Ndao hifampahery ao anatin'ty...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/03/2017 23:47
hery
(
28/02/2017 08:24)
Application Tononkira sns amin'ny IOS (Iphone, Ipad etc)
Sao dia isika ato indray no tompon-trano mihono fa dia apetrako ato koa ity.
Fanamarihana manokana: Tsy maty antoka aho na tsy atao aza io :-)
Fa mahazo tombony koa nefa raha vita io.
Jereo eto: htt...
tohiny
novalian'i ihangy ny 08/05/2017 08:58
Rajca
(
28/02/2017 05:43)
Toera-piterahana
Salama aby!
Hono hoa ry zareo, mila misafidy toerana hiterahana aho izao. Sainte Fleurs na Clinique des Soeurs Ankadifotsy no akaiky ahy indrindra. Ny fanontaniko dia hoe: iza amin'ireo kay no tena t...
tohiny
novalian'i sasakely ny 17/10/2018 10:10
endriny
(
28/02/2017 05:09)
Ny fanahy no maha olona
Ny tatsinanana ary ny Ntaolo Malagasy indrindra indrindra dia mino fa tsy ny olona anefa no manam-panahy....
tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2017 04:30
nathoo
(
27/02/2017 14:21)
Hilana fanazavana.
Bnjr daol!!!
firy andro kay azafady ny faharetan'ilay traitement cura7 sy ny candistatin? Dia firy andro aorian'ny fanomboan'ny traitement no tokony ho ita ny fihatasran'ny fahasalamana?
MISAOTRA ho...
tohiny
Herilanto777
(
27/02/2017 13:06)
04 Marsa 2017 eny Ambohidrapeto, tongava daholo!
Fetin' YAHOSHUAH ...
tohiny
novalian'i Herilanto777 ny 27/02/2017 13:07
Herilanto777
(
27/02/2017 12:50)
YAHOSHUAH no tena Andriamanitra marina, ilay nahary izao tontolo izao
www.rtvyahoshuah.com...
tohiny
novalian'i stahtam ny 29/08/2017 12:32
domoina17
(
21/02/2017 12:31)
Fomba @vodiondry
Salama daholo,
Saika mba hanontany oe iza kay no tokony hampilaza ny fianakaviana rehefa hanao vodiondry? Ny ray aman-dreny sa ianao lah sy vavy voakasika @zany?
Misaotra ô....
tohiny
novalian'i RKjeanclaude ny 10/03/2017 19:20
irakiraka
(
20/02/2017 13:58)
Aiza no tinao hiafaran'ny zanakao
Raha misy olona tiako indrindra aloha dia ny vadiko sy ny zanako. Manao ny faran'izay mba tratrako aho mba hiadana ireo @ resaka matériel, confort, fizarana fitiavana, fampianarana sns sns. Fa ny mah...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:56
phiton
(
18/02/2017 13:09)
Iza nu sipa mavita manw RS @ band 2 na maro ...
Iza nu sipa mavita manw RS @ band 2 na maro ...
tohiny
endriny
(
17/02/2017 15:28)
Aleo aloha amin'ny manaraka indray e
Mazotoa daholo zareo a.
Mijery eto ihany aho fa tsy mandray anjara fotsiny...
tohiny
novalian'i endriny ny 20/03/2017 04:15
endriny
(
16/02/2017 06:15)
TENA lany tsy misy, tsy misy olona mahay intsony mihintsy eto Madagasikara
[url=http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=918759]mba vakio ange e[/url].
Tapitra tamingana ny olona mahay eto Madagasikara fa ry Rhaj0 ilaozany mitsoaka any Canada.
Mon Dieu, les "hom...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 20/04/2017 17:07
irakiraka
(
15/02/2017 09:10)
mahereza ry rahalahy
Mankahery manokana ny rahalahy rehetra eto. Isaia 62:6 "Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho ry Jerosalema ô, koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; eny, ia...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/02/2017 14:40
vonynive
(
15/02/2017 06:55)
tranonkala manandratra ny pôezia malagasy sy ny manodidina azy
Ny tranonkalo pôetawebs dia tranonkala manandratra ny pôezia sy ny manodidina azy
http://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-39.html...
tohiny
vonynive
(
15/02/2017 06:46)
IKALOYNA VONY : iza moa ?
Mangina ry foko.
Aza misento,
na mitoloko.
Fa izany ny eto :
tsiky ny omaly,
anio mitomany.
Tandrimo ny tany.
Tandrimo ny Tany.
Mihodina hatrany,
mieva eny an-kintana.
Ka inona ianao
singa sa vondro...
tohiny
endriny
(
15/02/2017 06:11)
Izaho dia olona noforonin'Atra, tsy mino izany fivoarana (evaolisiao) n-doza nareo izany
Mahafinaritra be ilay finoana?
Apetraka izany fa tsy misy izany fivoarana ara-tsiansa izany:
Dia mino izany isika fa ny olona rehetra izany dia taranak'i Adama sy Eva daholo, ary nataony nitovy end...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2017 06:12
rhaj0
(
13/02/2017 18:06)
Inona ny dikan'ny hoe
Mipetraka io fanontaniana io, satria mantsy hozy mantsy i RBNIR teo hoe ...
[quote=RBNIR]Te hovonjena v ianao? : Mino an'i Jesosy dia hesorina tsy ho ao anatinao intsony ilay ota izay mitondra fahafat...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:19
