You are here: home > Forum

matahotra mitondra, ampio

Lohahevitra : Fiarakodia
Fitohizan'ny hafatra : matahotra mitondra, ampio
Valiny : 1
tranokwly - 03/04/2017 12:44
salama daholo
efa ela no nahazo permis(2011)fa ts nitondra mints, amzao nohon fiaianana mipetraka alavitra d votery hitondra fiara, ny olana anefa d tena matahotr b ka ts sahy mitondr mihints ,niverina nanao auto école fa tena hitako oe ts nis dikany ilay izy otran oe l moniteur no tena manao ilay familina ka ts nahay akory, miarak amn vadiko ao ndray2 fa tena b kizitina b iz ka vao maika mikorontan ny lohako , mba omeo toro hevitr rireto an
misaotra amn valiteny
Valio | Miverina eny ambony
Ranos - 17/07/2017 17:59
Io d ny fahasahianao ihany , ary fahazarana no ilaina fa raha tsy izany d tsy hitondra mihintsy ianao????
Valio | Miverina eny ambony